Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
voromailala ( 06/09/2013 11:29)
Ilay Tsiambaratelo
Ahoana indray ny hevitrareo amin'ity tsiambaratelo ity. Hoe misy lalana izao tontolo izao, ka izay mahafantatra sy mahay mampiasa azy dia ahazo izay hiriany amin'ny fianana. Inty ny rohy: [url=http:... tohiny
alfantomas ( 06/09/2013 09:21)
Mila ny hevitry ny ray aman-dreny
Ahoana ny fijery ireo zaza mbola tsy mahasara-dreny araky ny fitenena(12-13-14 taona) nefa miroboka sahady amin'ny sehatry ny fitiavana? Vokatry ny fivoaran'ny toetr'andro ve sa vokatry ny fanabeazana... tohiny
novalian'i nilex ny 24/09/2013 07:21
maranatha ( 06/09/2013 08:21)
Faminaniana ny 1290,1335 jours
Ao amin'ny bokin'ny Daniela 12:11 Ary hatramin'ny andro hampitsaharana ny fanatitra isan'andro sy hampidirana ny fahavetavetana mahatonga fandravana dia hisy andro sivifolo sy roan-jato amby arivo.12 ... tohiny
novalian'i moustaraf ny 11/09/2013 15:37
orampanala ( 06/09/2013 07:55)
adiresy IP
Manahoana daholo,ahoana kay azafady no hahafantarana ny adiresy IP an'ilay olona nandefa mail ho anao sa tsy mety fantatra izany?misaotra... tohiny
novalian'i sahia ny 12/05/2014 07:13
moustaraf ( 05/09/2013 12:45)
L'hébreu à Madagascar par Joseph Brillant, Missionnaire lazariste 1946
Ny hebreo tranainy sy ny teny Malagasy: Aba….Ab Abobo…Sobebou Adala….Adal Adana….’ednah Adaoro….Adar Adina….din Ady…..din Adona…..doun Afaka….Afaq Afara…akhar Afa tsy…éfès Af... tohiny
novalian'i moustaraf ny 12/09/2013 17:58
Nehemiah ( 05/09/2013 08:48)
Hita tany Talpiot tokoa ve ny fasam-pianakavian'i Jesoa Kristy ?
[size=16][b][color=firebrick]Nisy nahita tokoa ve ny taolan'i [color=forestgreen]Jesoa Kristy[/color] ?[/color][/b][/size] T@ 2007, namokatra horonan-tsary i [color=goldenrod]James Cameron[/color], i... tohiny
novalian'i Miharena ny 16/09/2013 12:44
RNIL ( 04/09/2013 18:36)
sites malgaches
mahafinaritra aloha fa betsaka ny sites mg,indrindra ho an'ny discussion,tsy mahaory mihintsy e! ... tohiny
aldira ( 04/09/2013 13:16)
BATISA @ RZF sa BATISA @ JESOSY
Marobe ankehitriny ireo antokompivavahana kristiana misy ankehitriny ary samy manao batisa avokoa! misy ny manao batisa zazakely, misy ny manao batisa asitrika anaty rano, fa misy koa ny anarana tonon... tohiny
novalian'i didi10 ny 09/09/2013 09:00
Aina_Malala ( 04/09/2013 09:28)
Tanora Malagasy Miara Miainga
Ndao hiara_hiainga ry tanora Malagasy a ;) https://www.facebook.com/pages/Tanora-Malagasy-Miara-Miainga-T-M-M/408257552611854?ref=hl... tohiny
novalian'i bazylou ny 18/09/2013 14:41
Aina_Malala ( 04/09/2013 07:52)
Kandidà iray mitsatsaka
Misy kandidà mividy ny sefo distrika mangingina mba ahafahana mampalàny ny filatsahany ! dia mbola inona koa no atao ankoatran'izay?... tohiny
novalian'i hery ny 05/09/2013 10:51
Nehemiah ( 02/09/2013 07:03)
Tena tantaran'i Jesoa ve ny evanjely gnôstika ?
[size=16][b][color=darkviolet]Misy asa soratra miafina momba an'i [color=deeppink]Jesoa Kristy[/color] ve ?[/color][/b][/size] T@ 1945, tany akaikin'ny tananan'i Nag Hammadi, tany Ejipta Ambony, nahi... tohiny
voromailala ( 01/09/2013 18:05)
Fasan'i Jesoa marina ve?
Inty misy oronan-tsara mitantara an'ireo mpikaroka izay nilaza fa nahita ny fasan'i Jesoa. ahoana ny hevitrao? mety ho izy ve? sa olona mitovy anarana fotsiny? sa inona? [youtube]https://www.youtube.... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 05/09/2013 08:49
olivar66 ( 01/09/2013 09:23)
Tongotra mangidihidy, Parasy Kankana ve?
Miarahaba antsika rehetra, Nanao vankasy tany Madagascar zà, 3 taona lasa izay: Nijanona 3 andro tao Tamatave izahay, avy eo nijanona 10 andro tany Sainte Marie. Niverita tao Antananarivo izahay, nij... tohiny
novalian'i rytantely ny 25/03/2023 07:47
andrywui ( 01/09/2013 07:45)
MANENTANA NY VAHOAKA MALAGASY REHETRA ....
IZAY MAHATSAPA FA MANANA ADIDY AMIN FIRENENA SADY TIA TANINDRAZANA (fa tsy tia seza) MBA HANANTANTERAKA NY ADIDY MASINA . MANDEHANA MIFIDY DAHOLO HIVOAHATSIKA AMIN KRIZY SY HAMARANANA NY TETEZAMITA .... tohiny
novalian'i pulm ny 13/09/2013 13:12
RNIL ( 31/08/2013 19:32)
ny mozika metaly sy rock
D aon daholo isika ato amin site,indrindra isika mpakafy ny mavesatramozika ,inona ny azonao lazaina mikasika ny groupe cradle of filth?... tohiny
novalian'i RNIL ny 11/09/2013 09:12
tihbond ( 31/08/2013 13:04)
hevitro @ tonon-kira DISO na TSY AMPY
Salama ry havana :) Mahafinaritra ny hira sy mozika(tonon-kira), indrindra moa fa ara-pilazan-tsara :) Indro kely afaka ahitsin'ny mpikarakara "angamba "raha azo hatao ,misy tonon-kira DISO na TSY AMP... tohiny
ravatorano ( 31/08/2013 12:32)
hifidy sa tsia ??????
ho ahy manokana aloha dia izao : rehefa nieritreritra lalina aho dia aleoko tsy mifidy amin ity fifidianana ho avy ity satria hitako fa resaka kiteritery tsy araky ilay "slogan cangement manara-penitr... tohiny
Aina_Malala ( 31/08/2013 10:23)
Présidentielle de Hajo Andrianainarivelo : retour aux sources à Ankadinandriana
Lors d’une rencontre directe avec la population de cette localité, il a affirmé avec détermination qu’il est prêt à briguer les fonctions de président grâce à son travail et son expérienc... tohiny
novalian'i pisoonja ny 03/09/2013 12:16
andrywui ( 31/08/2013 07:57)
VOAFITAK'I MAMY RAKOTOARIVELO KAY I NENY
Loza ray , Loza roa !! Hay tsy nampahafatarin'i Rakotoarivelo nandrapahatapitrin'ny fepotoana ilay filazana hoe afaka mandefa solony atao solotoerana an'i neny !! Tsy hitan'i neny mitsy zany io tarat... tohiny
andrywui ( 29/08/2013 16:48)
TENA MAMPALAELO IANY ALOHA E !!!!
[img]http://www.google.fr/imgres?sa=X&biw=1347&bih=709&tbm=isch&tbnid=pHQ-D534uCW-pM:&imgrefurl=http://mydago.com/2011/11/sary-milay-magro-behoririka-23-nov-11/&docid=iQHvmQgVKi5FoM&imgurl=http://myda... tohiny
novalian'i andrywui ny 30/08/2013 12:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.2216