TENA MAMPALAELO IANY ALOHA E !!!!
1. andrywui
(
29/08/2013 16:48)
tena rovitra patalou firy taona teo fotsiny ve de nandamoaka ny entana letie ,
ny volan'i dada amzany lany fotsiny 4taona mahery natao fafai-katrana !!
ny mpitolona tsy nahavita raha fa petsa iany i dada sy neny !
le mpitolona rnandrovitra patalo mitsy no diso !! tsy niasa tsara , tsy niasa mafy !!!!
novalian'i andrywui ny 30/08/2013 12:30
2. hery
(
30/08/2013 10:21)
Izaho indray tsy mieritreritra hoe mampalahelo.
Ao anatin'ireo olona ireo izao mety ketrika goavana mihitsy na dia tsy miteny aza izy... ary hihomehy sy handatsa izy rehefa tonga ny fandreseny.
Kodiaran-tsarety ny fiainana fa aza mirehareha loatra amin'ny androany. Ny rahampitso tsy hay izay ho fivadiny avy eo

3. andrywui
(
30/08/2013 12:30)
hery:
Izaho indray tsy mieritreritra hoe mampalahelo.
Ao anatin'ireo olona ireo izao mety ketrika goavana mihitsy na dia tsy miteny aza izy... ary hihomehy sy handatsa izy rehefa tonga ny fandreseny.
Kodiaran-tsarety ny fiainana fa aza mirehareha loatra amin'ny androany. Ny rahampitso tsy hay izay ho fivadiny avy eo
aaaa ..le baikom-pitolomana nalefan'ny dada mintsy no tsy tafita tamin'ireo mpandrovitra patalou , satria raha tena tia ny ahatafa an'i neny ry zalah fa tsy niady vola teo amn magro fotsiny de mba samy nanao ze ho afany tamin'ny nampanekena ny an'i neny ho "azo ekena" , na de ho sitrakin'ny volan'i dada natao fafy katrana teo fotsiny aza !!
ny vaovao alou raha ny nambaran'i Mamy rakotoarivelo toa tsy misy tsony ny "PLAN B" hono izao fa de rafotsibe very laona daolo !!!!
ry zalah 4 taona ndarangidiny main'ny andro teo no tena mahaontsa fa iretsy anie panakarena ee , mihinana ny azony izy zao !!
-sady en plus tsy mba nirotsaka akory i Rakotoarivelo na de ho fampiononana fo fotsiny iany aza fa de gina tsisy amzao fotsiny hono