MANENTANA NY VAHOAKA MALAGASY REHETRA ....

1. andrywui ( 01/09/2013 07:45)
IZAY MAHATSAPA FA MANANA ADIDY AMIN FIRENENA SADY TIA TANINDRAZANA (fa tsy tia seza) MBA HANANTANTERAKA NY ADIDY MASINA .

MANDEHANA MIFIDY DAHOLO HIVOAHATSIKA AMIN KRIZY SY HAMARANANA NY TETEZAMITA .

tsiky dia ampy !
novalian'i pulm ny 13/09/2013 13:12
2. saho ( 01/09/2013 15:26)

Omeo lanja ny Tribonaly Malagasy hahafahana mamaha ny olana, olon ny Fitsarana tokony tsy voavidimbola sy olompirenena daholo no tompon ny teny farany fa tsy hoe olona tia seza no manitra ny tetezamita tsy hisian ny fifidianana
Vahoaka malagasy 90% tsy manankohanina, miha-mahantra kanefa miainga Amin ny saimbahoaka sy ny fiainambahoaka ny fahaizana mitondra sy mamaha ny olana any Gasikara. Ny vitan ny Fitsarana na Justice no zavadehibe ary isika Malagasy anie efa tamin ny taona 26 jiona 1960 no mahaleo tena, Tetezamita fitondrana Malagasy nahatonga olana, ary Amin ny fomba ahoana ny fandraisan ny vahoaka Malagasy hanatsarana ny famoahana Amin ny krizy. Tsotra ihany, Fitsarana mahaleotena sady omena lanja mahaleo tena, Avoay ny marina, frantsay, SADC. Afrikana Union sns....manome baiko. Omeo lanja ny fitsarana mahaleo tena sady hahazoana rariny

jereo YouTube manaraka izao

demokrasia mivantana Onitiana Realy 21 aout 2013
3. saho ( 01/09/2013 15:28)

4. AndriambyII ( 02/09/2013 12:26)
Aleo ny olona hisafidy malalaka ny @ hoe hifidy sa tsy hifidy fa aza asiana fanasàna atidoha lava izao ! Samy nofo sy rà , ka tsy azo atao ankaterena ny fifidianana izay hitarika ny lalao . Izahay aloha dia mahita fa tsy misy na dia iray aza azo omena fahefana nanomboka t@ ilay isan' ny mpilatsaka 41 isa . Samy mpitaty rankena daholy , tsy misy anavahana azy .
5. pisoonja ( 03/09/2013 12:13)
amiko ihany koa alo dia mitovy doly reo e! tsy efa nihinana teo daholo ihany ve ? tsy hisy atokisako hampandroso an'i Madagasikara ireo na iray aza , mampalahelo lay tany mamiko, raha hisy fifidianana eo d' ici 1 ans Madagascar = Egypte
6. andrywui ( 03/09/2013 20:05)

pisoonja:

amiko ihany koa alo dia mitovy doly reo e! tsy efa nihinana teo daholo ihany ve ? tsy hisy atokisako hampandroso an'i Madagasikara ireo na iray aza , mampalahelo lay tany mamiko, raha hisy fifidianana eo d' ici 1 ans Madagascar = Egypte
misy fifidianana eo piso à minoa fotsiny ozy dada .
Mandehana manao adidy amn fifidianana ..
7. pulm ( 13/09/2013 13:12)
Fa iza ka no tokony ho fidiana RAJOELINA SA RAVALO????????????
Tsy olona avy @reo atoko ROA ireo iany daholo ve ireo ambiny ireo e? mody hoe mahaleo tena nefa mbola ao ambadika i dada sy lavanify
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0688