VOAFITAK'I MAMY RAKOTOARIVELO KAY I NENY

1. andrywui ( 31/08/2013 07:57)
Loza ray , Loza roa !!
Hay tsy nampahafatarin'i Rakotoarivelo nandrapahatapitrin'ny fepotoana ilay filazana hoe afaka mandefa solony atao solotoerana an'i neny !! Tsy hitan'i neny mitsy zany io taratasy io ,,,,zay zany no tena mahatonga ny mpiondana lohandohany lasa mivakivaky be amzao io . Malhonnête ingahy Mamy . Izy sy i maitre Hanitra no iray loha mikonokonona zavatra io
2. andrywui ( 31/08/2013 08:05)
Tsy napahafantariny an'i neny mihitsy io à ,,, inona no antonzany lou garou be atao amin'i neny zany ? Hita oa fa olona nitavana ny volan'i dada fotsiny daholo reo fa zao niseho ny tena tandroki ry zalah .....

Zao i neny ty nipotsaka frein fotsiny amn adalanlereto , nifangaro ny menaka sy ny lôkida
3. rabaradaka ( 16/09/2013 06:35)
Efa ela aho no nidradradradra hoe io Rakotoarivelo io ange ka espion an'ny La France e, ary io no tena fositra namitaka an'ny Dada(nareo). Ny mahagaga anefa dia mbola io no tian'ny dada mianakavy. Karazan'ny efa leo koa ny vahoaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3459