Hapetrakay eo @ fitondrana i Neny

1. soloras ( 29/08/2013 08:06)
Hapetrakay eo @ fitondrana i Neny hoy i Zafilahy Stanislas. Source Tia Tanindrazana

Dia miaiky aho izay ozy ny fitenenana!!
novalian'i andrywui ny 30/08/2013 12:34
2. mirananirina ( 29/08/2013 08:19)
Lol, maninona tokoa moa raha hapetraka raha mahavita manao izany tokoa ny mouvance Ravalo!!Saingy tsy hahavita izany ianareo fa bla bla fotsiny ihany .
Ny sur aloha dia hiala Rajoelina clap clap
3. soloras ( 29/08/2013 08:56)
Tsy izahay fa ry zareo (nuance)
Tsy manaiky mihitsy fa ny anakorotana ihany no mbola eritreretina, tsy fantatra intsony hoe inona n ao an-dohan'zareo ireo ka!

mirananirina:

Lol, maninona tokoa moa raha hapetraka raha mahavita manao izany tokoa ny mouvance Ravalo!!Saingy tsy hahavita izany ianareo fa bla bla fotsiny ihany .
Ny sur aloha dia hiala Rajoelina clap clap
4. spain ( 29/08/2013 10:09)
nén ankolafy Ravalo d ny fitiavan-tena no tena mibaiko azy fa tsy ny fitiavan-tanindrazana mitsy.
ra tena tia ny vahoaka iz d hajain'ny lalàna sy ny fanapahankevitra nivok d avelany hisy ny fifidianana.
ny tsy fanajan zareo ny fanapahankeviny sy ny fifanekena nataony ihany ko nge no anisan'ny niteraka olana t@ famahana ny krizy e
5. tamiah ( 29/08/2013 12:01)
Tsy tokony ho ankinina @ olona manana toe-tsaina te ho ambonin'ny lalàna ny firenena. Lay izy tsotra, misy fitsipika mipetraka dia tokony mba samy hanaja an'iny ny rehetra. Sakanan'ny mouv R8 fona ny fifidianana nefa tsy ny rehetra anie no maka an'i Lalao e. Raha mana-kambo ry zareo dia tokony miala @ fiaraha-mitantana fa tsy mbola mandeha mi-négoce seza any @ Sadc indray.
6. andrywui ( 29/08/2013 16:39)

Hapetrakay eo @ fitondrana i Neny


apetraho leroa a


courage !!!!!
7. andrywui ( 29/08/2013 16:41)
maninona ary raha mba manaiky petsa e !!!!....

Mirana a ka i rajoelina ane efa prog mitsy no tsy hilatsaka e donc mety tsara amn politik politisiannn ho atao io fika tgv io
8. hery ( 30/08/2013 10:24)
Tamin'ny fifanarahana avy tany Moputo tamin'ny 2009 koa dia efa nanaiky ny tsy hilatsaka i Ravalo saingy mbola tsy nanaiky Rajoel satria mbola tsy nahazo saosy (bois de rose sns)

Raha hanaiky tahaka izao ihany dia tokony tamin'izany dia efa nanaiky, mety efa ela no nilamina i Madagasikara
9. andrywui ( 30/08/2013 12:34)
efa nanaiky tsy hilatsaka i Rajoelina , efa nanaiky koa i Ravalo dada !!!! SAINGY ....nitsimbadika nivadika iny i neny de nisavoritaka daholo ny rehetra !

ny resaka bois de rose resaka hafa ry hery !! anokafy dinika manokana fa mbola betsaka no azo resahana momba an'io !!
nampandehanana ny machine admin rehetra ireny vola ny bois de rose ireny rehefa takina ny robinet tamin mpamatsy vola rehetra nanomboka septembre 2010 , taiza daolo ary naitana vola nanefana karamampanajakana eran'ny m:car sy nanaovana ireo fotodrafitrasa be dia be ireny ozy nareo ?????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1599