Olon-kafa no tohanan’I Rajoelina. Inona ary izany no tambiny ho an’I kandidàn’ny TGV? Inona ihany koa ohatra, no fanovàna azo antenaina, satria na ny fanjakàna aza natsipy tampoka satria bankirompotra ? Niatsampy mazava any amin’ny kandidà iray ny ministry ny seraseram-panjakàna. Ho aiza moa izany ny TVM sy RNM?