Manenjika noho ny ara-pôlitika

1. ralalason ( 21/08/2013 09:35)
Noho ny fanenjehana kandidà iray izay tsy mitovy hevitra @ tena dia ny fotodrafitr'asa ho an'ny vahoaka no potehina ary de victime ny vahoaka noho ny fitiavan-tseza!
novalian'i andrywui ny 23/08/2013 09:12
2. spain ( 21/08/2013 10:15)
izay foana ange no zava-misy eto amin'ny firenena e!!!!
tamin'ny andron'i Ravalo, nakatona ny VIVA dia izay no niteraka sy fototry ny tolona
Eo amin'ny fitondrana i Rajoelina fa vao maika nihamaro ny haino aman-jery nakatona.
ny farany teo zao dia ny Kolo izay an'i Hajo oun no toa malaza oe akatona
zany hoe tsy hisy fiovana mihitsy fa ny teo ihany no miverina.
ny fifidianana dia karazana fifaninana ka tokony hadio ny lalao!
ralalason:

Noho ny fanenjehana kandidà iray izay tsy mitovy hevitra @ tena dia ny fotodrafitr'asa ho an'ny vahoaka no potehina ary de victime ny vahoaka noho ny fitiavan-tseza!
3. ralalason ( 21/08/2013 11:05)
Dia ireny t@ 2009 ireny ihany ve no averina fa tsy tokony efa mba anatra ho antsika ve ireny.. Ra ilay resaka Kolo aloha dia tsy hitako no antony anakatonana azy fa ilay izy oe @ maha an'i Hajo azy ary mbola ny fanenjeana ara pôlitika ihany izany
4. cyril ( 21/08/2013 22:06)
mindram-bola de amboarina de tokana ndray de miseo milay avy eo e! viva le tgviste
5. andrywui ( 21/08/2013 22:44)

velona bainn sannn'a
6. andrywui ( 21/08/2013 22:48)
misy drafitra arahina refa manakatona haino amanjery iray misy antony mazava sy voaporofo
zay ny omert vao manapakevitra hanakatona azy ohatra frequences mifanindry na misy synthetiseur de son mitsofoka any amin onde n'olona any na ara-administratifff mazava ndray ohatra oe tsy nahaloa taxe na tsy mbola nisy fifanarahana mazava teo amin omert sy ny ministere na nisy hosoka sns....defa alefa hande ilay haino amanjery
7. cyril ( 21/08/2013 23:31)
wawawa be zany ny bain fa dorana ftsn d vita a
8. andrywui ( 23/08/2013 09:12)
zay ndray le lohambotonlah rapika a !! ary novainlah ny mot de pass n'io cyril io aa elah tena bandy mivadika elah !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3107