TARATASY MISOKATRA ...

1. andrywui ( 20/08/2013 16:15)
Ho an'i DREAMLOVER aloha , de ho anao zay diso fanantenana sy mbola mikajikajy hanakorotana ! VAKIO TSARA ARY

tsisy mahafaly fa politika ity lalaovitsika ity dreamlover a

za tsy nanotany oe hiditra senateur na deputé , filoha ve enao fa ozy ah oe enao ve oa mihevitra fa tsy hisy olon'ny TGV ho tafiditra betsaka amin'ireo andrimpanjakana ireo ???

izao le resaka e aza mitapi-maso fotsiny ozy ah matetika !!
zao le izy dream !!!
mbola tsy nisy filohampirenena nahafapo zany teto hatramn 1975 noho makaty !! iza ary ?? RAVALO ventesinareo lava io ve ? nonnnn fa napanatenainy 4L isatrano aza ny olona ,,aiza zao hatramzao na borety iray aza !!
hitombo 12% io taux de croissance io apres 6 mois ozizy !!aiza kou fa vao maika ty nikororosy hatrany amn mangitsoka !!

Nisy Stat fopla nomen'i hery ah zay ndray andro oe avo be ozizy ny taux de croissance tam nitondravalo tam 2005 ,,nefa refa tena nojereko le lien nakan'i hery anle izy de resaka caricature sy BD no teo , hors sujet zay resakay zay tamzay ,,

ka izao no lazaiko aminareo radreamlover a ! zao ah manko vao mba manapotoana tsara "hanazavako tsara ny sainao" !

tsy haiko na firy taona enao tamn fampanantenana nataon'i dada tsisy tanteraka tam 2002 ireny !! iny tsy olana fa nisy antidahy zay teto tamn roa taona ngah izy zay Antimpanahy ny anarany namboraka secret be dia be mikasika anireo asa be de be fanaon'ny malagasy hatram fahagola-tany nefa nodongian'ny MAGRO TIKO ho atao sy nakatony tsotrizao !

omena ohatra kely i Dream ! notongavana gendarme tao antranony ny mpanao fromage (tsiron'ankaratra , toky , mahasalama ,angavokely ...) fa maninnn ??? ho entina any Antananarivo hono ny santionan'ireo fromazy ho jerena ra manarapenitra !!!! nony tavafevina avy any ny gendarme nanao test ??? tonga de nogiazana daholo alou ny materiel de netina niakatra ry zalah nogadraina !!

satria naninnn ?? satria nanao asa nitovy amin'ny an'ny TIKO sy MAGRO ! otrizay daholo ry 3freres , ireo mpvarotra fruits sy mpivarotra ronono teny Betafo , Ampahatroma , Soavina makany Ankazomiriotra iny ....

"fanazavan-tsaina faharoa ": ireo fananana nohariana amampolo taonany an'ireo mponina tany Alaotra (tanimbary , tanimboly ) de nogiazana nalaina ankeriny daholo

tsy misy mahazo kolekta laodisia fa mampigadra ireo laodisia tsy ampy lanja sy tsy ampy refy no azon'ny madinika vidiana , otrzay koa ny vary miaramila no maka ny vary , ny ronono moa de ny cyterne be an'ny magro no mibahana teo a Betafo teo ka ze vokatra avy any ambany any tsy maintsy amidy aminy amin vidiny mora teo !!
---ka otran be resaka be ah ra dreamlover fa zao no anatra ataoko anao , aza mitapimaso tokana enao fa sokafy ny maso de zay marina enoina .

- vao maika nidina ny faripiainan'ny mponina tamn ravalo teo ,,de manaiky koa ah fa vao maika nidina ihany izy refa teo Rajoelina !! satria nahoana ?? satria efa difotra be avy tary no nodimbiasina ary ko !!

ka i ravalo aza nidina be tsisy niaina ny olona de i neny ndray ve tsy vao maika tsy haiko tsony ze mot ilazana azy !

ok bonne rangah
2. Dreamlover14 ( 21/08/2013 15:11)
Ho an'i Andrywui.

Tena gaga aho fa hanaovana Lettre ouverte eto @ Forum mihitsy. F'angaha za politicien sa olona toy inona no dia anaovana sujet manokana ? Sa tsy zakan'i Andrywui mihitsy hoe mahita havaly sy mahita hanoherana eto foana aho ?

Averiko any @ 66 taona lasa ny tantara. Nisy ny fikotrehana ny fanoherana ny mpanjanatany ary nisy ny malagasy namadika izany fanoherana izany ka nahatonga ny évènement 1947. Ny PADESM (PArti des DEShérités de Madagascar), izy nisy ny razan'dRatsiraka, Andry Rajoelina, Zafy Albert no mpamadika voalohany teto izay lasa saribakolin'ny mpanjanaka (frantsay). T@ sarintsarina fahaleovantena nomena t@ 1960 dia ny Frantsay no nametraka ny mpitondra nifandimby teto madagasikara (Tsiranana, Ratsiraka, Zafy Albert). Ratsimandrava no niezaka niala t@ frantsay ka nampiakatra ny patriotisme malagasy t@ alalan'ny fokonolona kanjo iaraha mahita ny niafarany. Moa fantatra ve ny namono azy 38 taona taty aoriana ?

Nampidirina teo @ fitondrana ratsiraka dia nikasa ny hanao ny socialisme izay tena tokony ho nety saingy nanao mauvaise gestion + nepotisme ary tsy adinoina ny frantsay izay nikasa hatrany ny hampahantra ny malagasy hatrany na dia manana ny harena afaka hiainany aza ny malagasy ka natao izay hi-saboter-na ny système socialisme (Boky Mena) satria mirona t@ Soviétique sy Corée du Nord.

Rava ny fitondran-dratsiraka dia iny i Zafy no napetraka, izay mbola Padesm ihany. HItantsika hoe nankaiza ilay firenena ? Normal raha naverina ratsiraka.

Tsy naharesy ny pression populaire ny politika frantsay teto madagasikara ka tsy maintsy nanaiky ny fipetrahandravalo teo @ fitondrana t@ 2002. Niatsara velatsihy nandefa an'i Dominique de Villepin hi-négoce t@ ravalo @ intérêt frantsay. Tsy misy haintsika ny fifanarahana. Tonga koa i Chirac mody mba nanao inauguration Bd de L'Europe niataravalatsihy hoe tsy manana olana t@ ravalo.

Possible nanao ny hadalany Ravalo raha ny filazanao azy saingy nahagaga ahy ny Socolait tsy nataony an'izany nefa io no tena concurrent lehibe indrindra an'i TIko. Ny tena nataondravalo dia nanentana ny tantsaha hiditra ho mpiara miombona antoka @ Tiko fa tsy hoe hamono ny orinasa madinika. Inona moa ny olana raha misy ny fusion. de toute façon tsy ireny orinasa kely mampiasa olona 100 (mi-exagérer aho io) no haharesy an'i Tiko fa ireny Socolait ireny no maharesy azy kanefa tsy nisy mihitsy ny olana teo @ ireo sady samy any @ faritra vakinankaratra.

Nalefa taty Madagasikara i Gildas le Lidec (ambassadeur mercenaire frantsay) t@ 2008 mba hi-diaboliser andravalo kanefa efa fantatra ny laza ratsiny tany afrika fa lasa nikorontana daholo ny firenena nolalovan'io lehilahy io. Tsy nanaiky ny handray azy ravalo dia iaraha mahita ny zava-nisy.

T@ 2008 dia nakaton'ny fanjakana ny Télé Viva nefa fantatra fa provocation nomanin'i Deba sy Andry ireny hitarihana ny olona hidina andalambe. Efa fantany ny conséquence fa tsy hoe akory abus de pouvoir. Rehefa nandeha ny grève dia niverina nandeha ihany ny télé viva. Avy eo dia nisy soi-disant mercenaire andravalo namaky indray teo ambodivona (azon'ny TV+ sary) nefa ny marina dia efa miaramila manohana an'i Andry no naka ireo fitaovana ireo mba hi-diaboliser-na hatrany andravalo.
Teo anelanelan'izany dia efa nisy ny fanondranana bois de rose nataondry andry miaraka @ CMA CGM, JM Chataigner, etc...

@n izao fotoana izao dia tany @ hectare maro no nobodoin'i Andry eny Ambohimangakely, làlana miakatra mankany betsizarain, ary tonga dia nofefeny.

T@ andron'ny concours de DJ dia i TGV no mpi-saboter ny concurrent-ny @ concours dia izany no nahatonga azy ho champion de DJ

i Andry dia namono ankizy mpianatra teny alarobia amboniloha t@ pointe dia nividy ny ain'ilay zazavavy tany @ ray amandreniny. Tsy mahagaga fa RESEP t@ androndratsiraka ny dadany ka nahitahita.

i TGV dia nalefa tany andafy hianatra saingy tsy nahavita fianarana fa au contraire tratra nangalatra CD teny @ grande surface.

I Andry TGV dia mifandray tendro @ ministre mauricien @ fanondranana bois de rose. Na ny mpitondra vedette mitondra touriste aza au courant an'izany any Maurice @ izao fotoana izao sainy haute politique dia tsy misy sahy mamoaka ny enquête @ izany.

TOZZI GREEN (Sté Italienne) dia nibodo tany @ hectare be dia be any @ sud (plateau du horombe) izay t@ ity fitondrana ity no nahazoany an'izany. kanefa ravalomanana nolazaina ho mpivarotra tanindrazana.

Ravalomanana raha nampanantena 4L tsy hoe akory hanome 4L ny isantokantrano fa ho hoe afaka hiary ny tsirairay ka possible afaka hividy fiara @ valeur-n'ny 4L, izaho manokana, izay tsy nisy fifandraisana t@ mpitondra t@ izany dia t@ fitondrandravalo aho no nahazo ny fiarako voalohany izay lafo lavitra noho ny 4L. Fiara 4L izany raha t@ 2002 no mankaty efa tsy misy mitsiriritra intsony. saingy ny fohy fisainana moa dia niandry 4L higadona teo antokontaniny satria efa zatra ny fampanantenana nataon'ny mpitondra PADESM nanomboka t@ 1975 hoe ny fanjakana irery no hamokatra sy hampanankarena ny vahoaka. Politika fampiesonan'ny frantsay io.

(mbola hitohy fa maahareta)
3. andrywui ( 21/08/2013 19:23)

aiza le tohiny radream ? ....
4. Dreamlover14 ( 22/08/2013 08:20)
Tohiny : Patrick Joli (Conseiller spécial an'i TGV), Jerome Dumont (CMA-CGM), JM Chataigner (Ex-Ambassadeur de France) dia mpiray petsapetsa t@ TGV t@ fanondranana bois de rose t@ fotoan'andro mbola tsy ambassadeur akory i JMC ary nanomana tapage médiatique soi disant hoe manaradalana ny embarquement-n'ny entana @ sambon'ny CMA-CGM (orinasa frantsay) sy ny groipe Delmas.

Mbola io Patrick Joli io koa no mbola miray petsapetsa @ Opérateur minier eto Madagasikara ka mangataka vola @ Milliard de US$ (pot de vin) ahafahany manome permis d'exploitation.

Maninona moa no mahazo conseiller spécial frantsay i TGV ? Angaha tsy olona intelligent izy io ? fa angaha ny Malagasy tsy efa mahaleo tena ka tsy mila conseiln'ny mpanjanaka ? Fa angaha tsy izany no efa nandrodanana ny fitondran-dravalo satria ny conseiller ravorondolo rahonana efa antidahy ka efa manao retour d'âge dia nivadika t@ ravalo ? Nefa ny Garde de corps n'i Lalao ravalomanana izay garde de corps (sekirta hoy ny fitenin-jatovo) fa tsy conseiller akory tsy navela hi-excercer ny asany ?

I Andry TGV no nanome ordre t@ izy tany New York t@ nanakatonana ny opérateur en téléphonie LIFE nahatonga ny mpiasa malagasy hanampy ny chômeur satria tsy nanaiky ny hanome 7millions de Dollars (pot de vin) ny mpiara-miombon'antoka (Arabo, amerikanina, Aziatika) ka tsy nanam-potoana akory ny tompon'andraikitra hi-récupérer ny document tao anaty birao fa du jour au lendemain dia nikatona.

Raisiko hoe marina ny zavatra tantarainao sasany momba andravalomanana, kanefa tsy izany ve no anton'ilay tolona t@ 2009 ? ny hanovana izany ? kanefa hay i Kotozafy ihany no Lexis hoy ny fitenenana ?

Dikan'izany : TSY MILA TGV IZAHAY satria nitohy ary niha -haingana ny faharatsiana nisy teo @ fitondrana.

Tadidio fa ravalomanana dia efa multi-milliardaire talohan'ny nirotsahany ho maire an'antananarivo fa tsy tao anaty fitondrana izy no nangalatra.

i TGV efa multi-millionnaires t@ nanokafany ny Viva satria nampian'i Pierrot Rajaonarivelo izy t@ nanangana ny Injet saingy nivadihany i Pierrot nony nirodana ny fitondran-dravalomanana.

Ny làlana nitondrana ny tolona dia harodana ravalo dia hatosika i Pierrot (antony nampodiana an'i Pierrot izay anisany Sesitany voalohany nody antanindrazana) Kanjo nivadika (toy ny efa mahazatra) i TGV dia izao sisa no nihafarany.

Valeur n'ny harena nangalarin-dratsiraka nandritra ny 23 taona hoy ny sasany no nangalarin-dravalomanana nandritra ny 7 taona fa izaho kosa milaza hoe ny valeurn'ny harena nangalarindratsiraka sy ravalomanana nandritra ny 30 taona no nampitomboin-drajoelina in'efatra ary nangalariny teto tao anatin'ny 4 taona..

Ny volan'ireo politicien ankehitriny ireo dia mihoatra lavitra ny budget n'ny firenena @ izao fotoana izao, indrindra moa fa i TGV dia mbola taranaka Padesm izay tohanan'ny Frantsay hatrany.

TSY MILA TGV NY MALAGASY - MPAMADIKA - MPIVAROTRA TANINDRAZANA - MPAMONO OLONA - TSY MANANA HEVITRA MARINA HIJOROANY
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1381