Mifoaza ry malagasy ô

1. Aina_Malala ( 21/08/2013 07:23)
Mifoaza ra malagasy fa aza manaiky rebirebena intsony a, sokafy ny maso fa nareo ve mievitra fa ny fandehanana an dalambe indray no vahaolana @zao, mbola korontana ihany ny vokan izany fa mandinihy tsara, tsy misy tombontso ho antsika vahoaka mihitsy izany fa ny fifidianana ihany no vahaolana @zao!!
2. Annita.R ( 21/08/2013 07:44)
ny fitarihana olona hidia an-dalambe dia fandrebirebena saim-bahoaka fotsiny. fa ireny olona manaiky hidina an-dalambe ireny ve mihevitra fa ra lany filoha eo ohatra i Lalao Ravalomanana dia hahazo toerana amina andrim-panjakana na eny anivon'ny ministera: TSIA!!!
ataon'ireo mpanao politika fitoavana fotsiny ny vahoaka mandinika ka mila mieritreritra tsara ary mila porofoina amin'ireo mpanao politika ireo fa manana ny maha izy ny olona tsirairay fa tsy entina amin'ny sangany fotsiny.
Aina_Malala:

Mifoaza ra malagasy fa aza manaiky rebirebena intsony a, sokafy ny maso fa nareo ve mievitra fa ny fandehanana an dalambe indray no vahaolana @zao, mbola korontana ihany ny vokan izany fa mandinihy tsara, tsy misy tombontso ho antsika vahoaka mihitsy izany fa ny fifidianana ihany no vahaolana @zao!!
3. analyste ( 21/08/2013 07:47)
amiko ts vahaolana mihitsy ny fidianana andalambe , na ataoko ary fa tsy any ambohijatovo izany no atao!
impiry nidina andalambe isika izay fa mou ve nisy vokany!
fahantrano no mihaompapana
4. analyste ( 21/08/2013 07:47)
amiko ts vahaolana mihitsy ny fidianana andalambe , na ataoko ary fa tsy any ambohijatovo izany no atao!
impiry nidina andalambe isika izay fa mou ve nisy vokany!
fahantrano no mihaompapana
5. Aina_Malala ( 21/08/2013 08:15)
Ka tsy vahaolana mihitsy izany mandeha an dalambe izany, ny korontana indray ar ve no tadiavina fa tsy aleo alefa ny fifidianana!
6. Dreamlover14 ( 22/08/2013 08:59)
inona no vahaola ary ? Fantaro fa potentiellement ny mpanohana an'ireo candidat 3 nahilika ireo dia 60% n'ny mpifidy. Dikan'izany, ataoko hoe 10% n'ireo mpanohana an'ireo candidat ireo ihany no handeha hifidy @ ireo 33 ambiny na koa hanao vato maty.

Dia fantaro hoe hisy lanjany @ malagasy ve ilay fifidianana ? hanana stabilité tokoa ve isika ?

Kely ny finoako.

ekena fa tsy fidinana an-dalambe no vahaolana saingy isika manaiky ny communauté internationala hatrany ity no tsy tiako.

RY MALAGASY, MITSANGANA DIA RAISO NY FAHEFANAO HANALA IREO MPANJANAKA @ FOMBA VAOVAO SY IREO SARIBAKOLINY
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.384