Manaiky ny handeanan'ny fifidianana hono ANR

1. Aina_Malala ( 23/08/2013 07:05)
Manaiky ny hanaovana ny fifidianana hono ny ankolafy Rajoelina hoy Ratsirahonana. Manana ny marina sa teren'ny zava-marina?
novalian'i andrywui ny 23/08/2013 12:33
2. Annita.R ( 23/08/2013 07:17)
Tapon dalakaleha ka tsy maintsy manaraka ny lalàna tsy fidiny e, ra mbola nahita irika teo ve zy tsy ho ataony zany!!
3. hery ( 23/08/2013 08:16)
Ny an'i Rajoelina anie efa mazava e. Raha vao tsy mirotsaka na tsy tafarotsaka i Lalao dia tsy mampaninona azy ny tsy mirotsaka.

Iny ihany no tena atahorany satria fantany fa raha vao miditra iny dia lany... dia ho hita eo daholo ny mety ho zava-dratsy nitranga nandritra ny tetezamita.

Ka mety aminy izao situation izao satria mpiara-misaosy taminy daholo ny ankamaroan'ny favoris ambiny
4. andrywui ( 23/08/2013 09:11)

Ny an'i Rajoelina anie efa Mazava e. Raha vao tsy mirotsaka na tsy tafarotsaka i Lalao dia tsy mampaninona azy ny tsy mirotsaka. Iny ihany no tena atahorany Satria fantany fa raha vao miditra iny dia Lany


tsy hoe ho lany ry hery fa le fifanarahana tsy najain'i neny de mba aleo samy hanao be mokondoha ko no antony a

zao izy mety tsara , samy tara daolo

efa mety zay fa de zay zany no listes farany e samia manaiky de manaova fifidiana daholo mba ahatratra 70% any ny tahapahavitrihana , mba mavitribitrika daholo zany mifidy ray olona aaaa
5. spain ( 23/08/2013 10:28)
ka tsy mahita irika tsoun angamba?? sa mety ho ambaran'indray fa noho ny fitiavany ny malagasy sy ny fitsinjovany azy ami'ny fotoam-pahavaratra dia tsaratsara kokoa raha am heritaona ny fifidianana. avec cet homme, il faut s'attendre à tout!!!
Annita.R:

Tapon dalakaleha ka tsy maintsy manaraka ny lalàna tsy fidiny e, ra mbola nahita irika teo ve zy tsy ho ataony zany!!
6. Aina_Malala ( 23/08/2013 10:31)
Ka ho aiza koa nefa e? ny manaiky sisa no fahendrena sady efa tsy manana choix koa!!

spain:

ka tsy mahita irika tsoun angamba?? sa mety ho ambaran'indray fa noho ny fitiavany ny malagasy sy ny fitsinjovany azy ami'ny fotoam-pahavaratra dia tsaratsara kokoa raha am heritaona ny fifidianana. avec cet homme, il faut s'attendre à tout!!!
Annita.R:

Tapon dalakaleha ka tsy maintsy manaraka ny lalàna tsy fidiny e, ra mbola nahita irika teo ve zy tsy ho ataony zany!!

7. bor2lais ( 23/08/2013 10:50)
Ho an'izay mbola tsy nahita na mety ho liana ity misy fandaharana mikasika ny toe-draharaha politika amin'izao fotoana izao eto Madagasikara !

8. andrywui ( 23/08/2013 12:33)

manao alaelon-kanina koa ry onitiana zany !!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1486