mivarotra toerana @ TGV

1. rabe1 ( 21/08/2013 08:01)
Mivoaka reo kandidà ts matotra @ fivarotana toerana @ TGV
novalian'i tamiah ny 21/08/2013 09:32
2. analyste ( 21/08/2013 08:03)
izy io candidat tsy matotra lazainao io fa tena maharaka zai a
3. spain ( 21/08/2013 08:04)
azavao!!!!
rabe1:

Mivoaka reo kandidà ts matotra @ fivarotana toerana @ TGV
4. rabe1 ( 21/08/2013 08:07)
Jules Etienne sy Kolo Roger.
5. tamiah ( 21/08/2013 08:13)
Ka Edgard efa vita, Rajoelina koa tsy azo antoka, dia tsy maintsy ampidirina @ fomba rehetra ny kandidà TGV hafa. Nahazo volab marina ngamb reo nivarotra ny toerana maha-kandidà azy reo satria tsisy fika ampidirana TGV afa tsy zao tsony. Mbola izy no mitantana ny fanjakàna dia any aminy ny vola e, zé tiny anaovana azy io fa ny vahoaka mitazana foutsn fa tsy afa-manoatra. Nefa h@ rovina zany? Ny fifidianana no chance ahafahana maneho hevitra sy safidy.
6. analyste ( 21/08/2013 08:27)
Tamiah> reo mpifidy izay mihisa 8 tapitrisa ary , raha tsy hisy hifidy ireo fa vato fotsy dol no arotsany d hisy dikany inona?
amiko zai vahaolana rhtr eo , na ffdianana(legislative et présidentiel) , ffkm, sns!
tsy mahavaha olana daholo izany .
ninoninona ho entintsika eo dia tsy misy afaka hampandroso ny fiaiananao izany eo,
tsy misy afa tsy ianao no responsable amin'ny fiainanao sy ny ho avinao!
tia tena mantsy ny gasy no antony ilazako izany.
7. tamiah ( 21/08/2013 09:00)
analyste>> Ra tsy nanaraka fepetra zé kandidà tinao dia tsy afaka terenao mitsy izy oe milatsaha fona fa tsy rarahantsika zé lalàna any. Ra vato fotsy no ho arotsakao dia efa zay zany no safidinao. Marina fa tsika samy mitady zay hampandroso ny fiainantsika isan'andro, fa refa tsy mari-toerana ny firenena iainantsika de ho zava-poana iany zany satria tsy ahita mangirana eto mitsy. Au moins ra manana filoham-pirenena isika dia mety ho hafahafa kokoa satria izy no afaka handray fanapahan kevitra hanokatra ny lalam-barotra sy sehatr'asa azon'ny vahoaka tsotra iasàna, nefa nikatso noho ny krizy politika.
8. ralalason ( 21/08/2013 09:19)
Izay lazainao zay mihtsy lay izy ry tamiah
tamiah:

Ka Edgard efa vita, Rajoelina koa tsy azo antoka, dia tsy maintsy ampidirina @ fomba rehetra ny kandidà TGV hafa. Nahazo volab marina ngamb reo nivarotra ny toerana maha-kandidà azy reo satria tsisy fika ampidirana TGV afa tsy zao tsony. Mbola izy no mitantana ny fanjakàna dia any aminy ny vola e, zé tiny anaovana azy io fa ny vahoaka mitazana foutsn fa tsy afa-manoatra. Nefa h@ rovina zany? Ny fifidianana no chance ahafahana maneho hevitra sy safidy.
9. analyste ( 21/08/2013 09:22)
Tamiah> raha ny fahitako azy dia manana ny candidat tohananao mafy dia mafy ianao!
rah mbl miteny ankotrzai eo ianao d vakiko ftsn fa aok'izay le fanazavana ,
marina dia marina ilay tenenao saingy , sahy milaza ve enao fa izay olona tonga eo dia vonona ny hampandroso tanteraka ity firenena ity?
lazaiko aminao il suffit de vendre klk bois de rose dia avotra ity firenena ity , saingy ny fitiavan-tena no be dia be eto amintsika.
10. tamiah ( 21/08/2013 09:32)
analyste>> tsy olona na kandidà no jerena fa ny foto-kevitra entina itantanana an'lé firenena no iriko mba hiova. Refa mbola ekentsika anao zé tiny ny mpitondra de ny teo aloha iany no iverina, ary ny tsy hisy sehatra ho stable mitsy refa ekena ny tsikombakomba ataon'mpanao politika.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0809