Ny mikivangivangy rou betsaka ...huh

1. andrywui ( 16/08/2013 04:58)
Tsa misy mamaly aby ny dinika fa de ny mikivangivangy no mazevatra ,,asa na katraka nakaia aby nga ny olona

Hahahahaha ....
2. Dreamlover14 ( 16/08/2013 06:37)
satria mankaleo be le miresaka @ andrywui ka akory hatao ? An'i Andrywui irery tsinona ny fitenenana eto. De aleon'ny olona avela hiresaka rery eto i Andrywui. Izay lé demokrasian'i andrywui.
3. andrywui ( 16/08/2013 08:01)
Hahaha Ok ok ok dreamlover !!
Aleo marina ho anah irery eto de ze reviko eto no vakinareo any atrano any , merci ee
4. Dreamlover14 ( 19/08/2013 11:36)
Tonga de soraty eo daholo ze tinareo eh. de vakio indray après 1 jour de mitenena hoe "mety amiko ity". Mampahatsiaro ahy an'i Mr bean nareo @ zany. Sady expéditeur no destinataire n'ny taratasy.

Tohizo ny mlalan'là ry Andrywui fa refa tsy misy mpihaino intsony de mitehafa fa izay le demokrasianareo ah
5. andrywui ( 19/08/2013 13:49)
Tsika ndray efa mahazaka dona dreamlover à , ny mafinaritra de refa Tsisy resaka dada sy neny amn tanana ,zay no essentiel , efa zay ko no fanamby napetraka , aza fetsifetsy fotsn e ny politika atao tsara de katsaka anaty lapoaly io tonton dream à de ze tsy matanty mipitika
6. Dreamlover14 ( 19/08/2013 14:58)
Marina izany. fa TGV koa efa hazo amoron-tevana fa de ny aina no matezà hifalian'ny ambanilanitra rehefa tonga ny andro hirodanany
7. andrywui ( 19/08/2013 22:55)

Dreamlover14:

Marina izany. fa TGV koa efa hazo amoron-tevana fa de ny aina no matezà hifalian'ny ambanilanitra rehefa tonga ny andro hirodanany

Nga dream mihevitra tsy ahazo toerana amn sénat , député , filoha ...sns ny Tgv ?? Aza mieritreritra firodanan'ny Tgv zany fa mirifatra be io tsy ho azonareo n'a oviana ,sady tsy makany ankady otranle Tgv any Espaigne
8. Dreamlover14 ( 20/08/2013 15:25)
sady tsy mitady seza no tsy mila seza na de omena fotsiny aza ny aty. Ampy ahy ny asako fa ny mampalahelo dia ilay toetsaianreo manao polotikan'ny seza sy intéret personnel.

Na mirifatra toy ny fusée aza ilay TGV nefa ilay vahoaka efa mandadin'ny crise de izany ve ilay mahafaly anareo ? pfff
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1169