fitiavana sakanan'i ray aman-dreny

1. malala93
(
15/08/2013 18:22)
manahoana daholo!!
Izao aloha malala e! avy aty majunga,mba manana olana aho ka mba mangataka fanampiana azafady,izaho dia ankizy vavy 20 taona, 1er année @universite, mbola tsary nanao sipa mihitsy aho tany @lycée satria noho ny fatahorako ny reniko hoe sode bedy, nefa efa 20 taona aho izao lazaiko fa efa lehibe izany,mba nanana olo tiako aho ary mitia ahy be!! izy no nanovana ny fiainako rehetra na fiakanjoko zany na eo @resaka finoako ilay nahary, efa 1 taona no niarahanay vo tratrany mamako aho,ilainy isaraka @ilay ankizy lahy io hono aho fa tsy tiany fa mbola mpianatra na dia gouté ko hono tsisy aminy le olona,nefa tiako be ilay olona ary tsisy interet no itiavako azy,nanaiky t@reniko aho fa isarahako ilay olona nefa tsy fantany fa mbola miaraka izahay hatramin'izao efa 2 taona niarahanay ary ilay fianakaviany ilay lehilahy io rehetra efa mahafantatra ahy avoko nefa ny fianakaviako tsy mahafantatra azy ary tsy tiako ahafantatra azy mihitsy fa sode hampisy olona,nefa ilay sipako minsiste fa lazainy tsy tia azy hono aho matoa menatra mampisheo azy @fianakaviako, ary raha tratrany reniko ary zany mafy ny mahazo ahy? iny re mba ataoko e!!

novalian'i maya26 ny 29/08/2013 10:04

2. jobiely
(
16/08/2013 07:23)
20 taona zany nge efa mba normal be kosa ra manana olo- tiana na dia mbola tsy vita fianarana ary e, sady ianao koa efa universitaire. Rariny ny an' ilay olo- tinao raha manome tsiny anao izy noho ny fanafenanao azy @ fianakavianao satria ianao dia heveriny fa efa lehibe, fa mba adihadio ihany aloha i mamanao sao dia misy antony manokana mihitsy tsy hitiavany ilay olona miaraka aminao fa tsy resaka fianarana ( oh: maditra na heveriny fa tsy hahavelona anao ilay olona, na dia tsy tiny tsotra izao fotsiny tsisy antony ), eritrereto koa fa sao ianao dia diso varina loatra amin' io olona io ka manao ambanin- javatra fianarana no mahatonga ny mamanao handrara anao. Rehefa itanao mazava ny lafy tsara sy lafy ratsy tsy hitiavany mamanao ny fiarahanareo dia anjaranao ny mandray fanapahan- kevitra na handroso ianao na hihemotra. Dia mahereza indrindra.

3. shannie
(
17/08/2013 11:44)
marina ny voalazan jobiely, mifampiresaha tsara ianao sy mamanao, hanontanio azy tsara ny antony andavany ny fitiavanareo 2. ianao efa leibe, ianao no tena tompontsafidy @ izay ho tiavinao fa kosa ny mananatra ny tokony ataon'mamanao fa tsy oe izy no hanome vady anao. mahereza. mangataha filaminana avy @ Andriamanitra iany koa.

4. mirananirina
(
29/08/2013 07:58)
Efa mianatra eny @ université ianao, mazava izany fa tsy zaza na ankizy intsony fa azo atao hoe @ maha tanora anao tsara!!Fahazoako azy aloha dia tsy misy resaka taloha(fianankaviana 2 tonta tsy nifankahazo sns...)fa hoe resaka tsy mahavidy na gouter aza ilay bandy no mbola mpianatra ihany koa. Resaho tsara i mamanao fa tena tianao io bandy io ary tsy hisaraka aminy ianao, mety hanana izy any aoriana any hoe!(raha bandy tsy alehany, tsy misy atao dia marina ny lazainy fa bandy mbola mianatra izany tokony ekeny tsara kosa fa tia tena be mamanao.Sarotra koa moa ny fiainana, mety mila olona hanampy anareo koa angambany izy

5. maya26
(
29/08/2013 10:04)
Salut,
Zah nanana pblm otranio, bedin raiko ah manao sipa, nalefako tsikelikel n fampafatarana azy tam fianakaviko. n zandriko sy zokiko aloha no nataoko nifankahazo taminy tsara; aveo npresenteko tamin'ny mamanay sy ny havako afa. taty aorina i dadanay rery sisa n ts napsehoko azy nefa izy maheno vava aminolon aoe manao sipa za. farany dia izy mits no nampiantso n sipako avy eo, dia nifampiresaka. zao efa milamina tsara. Fa fotoana maharitra ihany alou vo fantany oe nanao sip aza e, niezaka nanafina za 3 taona teo angamb