Fianakaviam-be iraisam-pirenena donto saina

1. Nehemiah ( 14/08/2013 14:55)
Maharikoriko ahy ity fianakaviam-be iraisam-pirenena ity :
- eo andaniny, mitaky ny fialan'i Lalao Ra8 satria misolo ny vadiny ihany hony izy
- eo ankilany, lazainy fa afaka mametraka olona hisolo azy ireo ny kandidà 3 miteraka olana...

Heveriny ho inona loatra angaha ny gasy ? Sa izy ireo mihitsy no donto saina ka tsy mahay mampihatra lôjika tsotra ?
2. Dreamlover14 ( 19/08/2013 13:58)
i Chissano ange mandeha mitsangatsangana aty mamangy zanaka antsisiny eh. Pareil pour les autres médiateurs.

Finalement, les africains sont tous des corrompus.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1188