fongory daholony tim sy ny ra8 andco
1. bazylou
(
09/08/2013 05:07)
fongory ireo sy ireo mpomba azy satria ireo no mpanalika ny gasy sy mpanao ronono an tavy.
beuuurrk
beuuurrk
novalian'i Dreamlover14 ny 12/08/2013 08:45
2. Dreamlover14
(
09/08/2013 08:10)
Mahagaga ahy ny fahafohizan'ny fisainanareo ity. F'angaha moa tsy izany fomba nataony izany no antony iray nanongananareo andravalo sy ny forongony eh ? Dia mbola izany ihany ve no hanohizana ny fiainan'ity firenena ity ?
Ka raha nihinana maloto ravalo sy ny forongony t@ nitondrany an'ity firenena ity de hihinana maloto koa ve nareo ?

3. Nehemiah
(
09/08/2013 08:21)
Dreamlover14:
Ka raha nihinana maloto ravalo sy ny forongony t@ nitondrany an'ity firenena ity de hihinana maloto koa ve nareo ?
Izay angamba no antony anaovany hoe : "beuuurrk" :)
4. andrywui
(
10/08/2013 23:27)
EFA KELY SISA LETSY RABAZY TSY HI EXISTE TSONY ZANY TIM SY RAVALO AND CO ZANY AA ..NY VADINY SISA IO MBOLA MANAO TSIPAKY NY MIALA AINA IO
5. Dreamlover14
(
12/08/2013 08:45)
Efa nisy ihany ny olona niezaka ny hamafa anaran'olona mpitondra teto fa tsy voafafa eh. Anisan'zany koa ravalo saingy izao no niafarany. Dia ianareo nanongana azy koa ve mikasa ny hamafa ny anarany ? Tsia !!! tsy possible satria nanana ny tena zava-bitany kosa izy nandritra ny nitondrany fa tsy toa an'ilay razokibe tsy nanao afa-tsy ny "sauce à liste" tsy nahitam-pahombiazana teto. Jereo fotsiny ny làlana izay nahatafavoaka ny vokatry ny fambolen'ny tantsaha izay 80% n'ny malagasy. Iza no milaza asy ho nahavita an'ireny tao anatin'ny 7 taona nitondrana ? Ny sasany indray milaza ho mahavita ny hopital manarapenitra kanjo hay tsy mandoa ny volan'ny prestataire akory. Avy eo lazaina fa hotokanana, kay ny matériel any @ hopital ahfa no izestiavana any @ izay hotokanana.
Marina fa tena tsara ny fitaovana izay misy saingy tsy araky ny kely vola akory ilay hopital ao.
Ny temple du rugby moa zany kay tsy nanarapenitra fa mbola Mahamasina ihany no manarapenitra hatreto. Mbola maro hatrany ireto mpanao rugby no manao entraînement eo ivelany @ ilay vovoka be io. Indrisy.... Tsy naleo nanorenana orinasa mba iasan'ny besinimaro na dia ny teo @ manodidina akaiky teo aza toy izay hatao temple tsy idiran'ny match international akory nefa hono manara-penitra. Samy manana ny fenitra arahany tokoa angamba ô ?
Misy tokoa ny manankatao mankao @ hopital manarapenitra fa tsy maka ny Dokotera miasa ao fa manofa trano sy fitaovana saingy ny dokoterany sy ny spécialiste-ny ihany no entiny mitsabo azy ao. nefa ange t@ nitokanany vato fehizoro de nodradradradraina hoe natao ho an'ny rehetra, tsy andoavam-bola, etc.... Ka kobaka aiza kay izany ? Kobaka am-bava sa...?