Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 20/02/2009 11:16)
Film efa mande
13H17 : Andry Rajoelina dit que le 13 mai reprendra demain. Dit que les blindés ne l'arrêteront pas et qu'[b][u]il sera là avec la foule demain[/u][/b]. enga anie mba ho marina io , fa so de man... tohiny
novalian'i mpaoly ny 20/02/2009 13:26
lemenakely ( 20/02/2009 10:54)
Potiky ny BUSINESSMENS sy AUTODIDACTES ny fiainan ny gasy!
Raha izao fandehany izao dia famotehana ny fiainan ny olona tsotra izao , efa ho firy herin'andro izao dia toa lasa tafahoatra ny ataon ny mpanao politika na ny andaniny na ny ankilany . Toa andrak... tohiny
karavasy ( 20/02/2009 10:39)
Any Ambondrombe zay mitapy @ Zone Rouge
Efa nolazaina mazava ny Zone Rouge nefa mbola minia manambany ny làlana ihany satria miseho ambony làlana nefa mbola tsy mahazo fahefana akory. Alefaso any Ambondrombe rehefa leon'ny miaina.... tohiny
penguin ( 20/02/2009 10:24)
Mila basy ny andrywuimasompokonofa hono fa mba té hamaly
Hamaly aho é, hamaly aho a hoy ny andrywuiwuimasopokonofa. Mba olona niofana apetraka eny ry andrywui fa tsy izao hita eran'ny lalàna rehetra io a. Avy eo hanaovana rakitra indray hinanany hanina. E... tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 12:57
ralalaina ( 20/02/2009 10:22)
NAMONO OLONA INDRAY RA8
Naka ministera izay efa azony ny TGV indray ra8 alina tsy nanaiky lembenenana anefa ireo andrimasom-pokonolana eny fa na dia tanam-polo aza no entina niaro izany saingy RA8 efa fantatra ny toetrany fa... tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 14:17
ralalaina ( 20/02/2009 09:40)
VITA RAVALO NAVOAKA NY BLINDE
Tena matahotra mafy RA8 ry zalah,navoaka eny anosy ny blinde hiaro ny ministera rehefa hita fa tsy manaraka ny yteniny intsony ny miaramila nefa tsy mahasakana ny pokona zany raha vita tanteraka ny ad... tohiny
novalian'i yuka ny 20/02/2009 13:59
Andribe ( 20/02/2009 09:05)
FITAOVANA VAOVAO HAMPIPARITAHAN NY MPIVORIVORY
Tong ny fitaovana vaovao hanaparitahana ny mpivorivory. Hay kay bala caoutchou sy basy rano le izy. Fa mety mahery be ny tosika :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 10:27
fafahfy ( 20/02/2009 08:58)
gouter
inona kay no g outer mba fanaonareo refa le avy reny orana na le @ andro mangatsika reny ... tohiny
novalian'i soanja ny 26/02/2009 02:16
andrywui ( 20/02/2009 08:51)
NISY MADILANA KELY NOTETENINA FOTSINY TANY FA OK IO E!!!
Tena mafy sy tsy rariny intsony alou raha ny teny nataonareo ireo ahy klééé !! tadidiko daholo nareo reny Noueéé be vava be!! Yuka moa nitagataga be mitsy !tsinjo namparary fo be , Penguin nanozo... tohiny
novalian'i Noue ny 20/02/2009 14:55
Noue ( 20/02/2009 07:31)
efa atao oe tsy azo atao ny mi-squatter
mamangy ny fahoriana leisy ry wiwi aaaa ! ianareo anie efa lazaina oe tsy azo atao ary voarara ny lalàna ny mi-squatter eee ! dia fafao tsara ny ranomaso leitsy aaa ! ao fa omeko mouchoir mahintsiny ... tohiny
novalian'i Noue ny 20/02/2009 12:14
Andribe ( 20/02/2009 07:22)
GOVERNEMANTA VAOVAO
hanangana governemanta vaovao etsy @ 13 mai koa hono ra8 :^) :^) :^) :^) ... tohiny
novalian'i ratavao ny 20/02/2009 10:20
BOYSGOSS ( 20/02/2009 06:58)
TGV manque d'intelligence et prudence
Ny TGV dia tsinjoko hatreto fa tsy dia manana intelligence sy prudence izay manampitrotraka ny tsy hananany legitimité sy legalité ary sahiko ny miteny 100% fa tsy ho ela intsony dia ho vita izy ity... tohiny
novalian'i ratavao ny 20/02/2009 11:21
galloper ( 20/02/2009 06:47)
TSY KIVY E!
indray mandefa ve no manta-vary de handevi-tsotrobe; matoa azo iny t@ atoandro, de azo vakiana tsara ilay ministere; ndao indray androany, 4 omaly, fenointsika 10 io androany. AZA MORA KIVY E, TSY ... tohiny
novalian'i tequila ny 20/02/2009 11:30
penguin ( 20/02/2009 06:47)
andrywui tapaka làlan-drà, kidoropamba lasa adala.
Ré fa voa mafy ny havana roalahy izay nifaly sy nirebika raha vao nandré fa nahazo Ministera 4 ny mpandroba kinanjo voadona tampoka indray ny andrywuimasompokonolona ka tsy nahatohitra. I andrywui t... tohiny
novalian'i ratavao ny 20/02/2009 12:20
Fanampy ( 20/02/2009 06:37)
Mila fanampiana e.
Salut à tous,za de bandy 27 ans nanambady forcé nefa io vadiko eo tena tsy ao mihintsy e,ma resaka experience @ zavatra rehetra de mbola kely no ananany.miezaka hatrany aho mizara fa tsy takany mihi... tohiny
novalian'i Djhamhal ny 29/05/2009 13:25
Fanhaiky ( 20/02/2009 06:22)
Efa nampoiziko ihany...
Nanontany tena aho omaly oe: Ra8 sy ny GVT ve de hanaikinaiky foana hamela an'ireo oe Ministera azon'ny TGV satria izy izany no tena vendrana sy dondrona ka hanaiky izany eo Deraiko manokana ny Tafik... tohiny
novalian'i ndenn ny 20/02/2009 15:37
penguin ( 20/02/2009 06:20)
Misy tafaverina ny Ministera fa aza mandihy tsy afa-tavony.
Araka ny vaovao renay koa dia mba namaly ny ara-dàlana ka efa misy ny tafaverina ireo Ministera nidirana andro hariva. Tsy nahatohitra ny andrimasom-pokonola ka nilefitra ary efa nosoloan'ny olona in... tohiny
novalian'i penguin ny 20/02/2009 10:19
klitika ( 20/02/2009 06:06)
Fa ahoana le vazaha 4 voaroaka nolazain'ny tribune ireny eh
Nga tsy ry zalahy ireny ilay nodradrain'ny 13 Mai hoe nivarotan-dRa8 ny Nosy Mitsio, Kay akaman'i Lucky Luck tsy misy Jumper, saika ahazo ilay nosy ambongadiny amin'ny tsy vidiny akory raha ry zala... tohiny
novalian'i klitika ny 20/02/2009 14:44
ainaheri ( 20/02/2009 05:56)
Mpomban'ny r8 tao Mahamasina oéeeeee
Mba nisy nandinika ve nareo tato mpanaraka politika reo oe,naninona ra8 no tsy sahy tonga tany @ meeting t@ voalohany? Satria natahotra lery sao tsy ahazo olona,vao hita fa nahazo oul t@ voalohany d ... tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 07:41
samona ( 20/02/2009 05:56)
mitady hira
mba hitady ny tonon'ilay hiran'tafita:poteau... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7858