NISY MADILANA KELY NOTETENINA FOTSINY TANY FA OK IO E!!!

1. andrywui ( 20/02/2009 08:51)
Tena mafy sy tsy rariny intsony alou raha ny teny nataonareo ireo ahy klééé !! tadidiko daholo nareo reny Noueéé be vava be!! Yuka moa nitagataga be mitsy !tsinjo namparary fo be , Penguin nanozona ahy oe tapaka lalan-drà ! eny ary tadidiko tsara reny !!! sambo-balala main'andro io kah !!! fa tsy de nisy innn ane satri izao no tena fandehany ee !! henoy tsara aho fa aza mifalifaly ambolony eo ::: prevue ho Ministera 2 ihany alou no oe ho alaina omaly iny fa nisy nafana fo be de na efa lasa aza i General n'ny TobyR. de mbola nande ihany !! ka ireny roa naverina reny de tsy legal fa fo mafana fotsiny fa le roa ambiny efa vita scelage tanteraka ny materiaux sy ny accesoires rehetra ary ny legalité any any amin'ny General any !! fa aza taitaitra fa androany mbola journé ka!! mbola ketrehina kely ny lohomby fa mbola mafimafy !! mila alana rano kely ny vary fa mohaka kely !! de avy eo hiara ihinana isika rehetra !! penguin sy tsinjo mpandoatra !! sady izao koa e!! nareo reo aloh ra tratrandrakidoro mitagataga be eto de asa ze hanjo anareo !! anotanio an'iNoue sy Mirana ny ranomasondry zareo teto halina fa sasatry ny nampangiana aho !!! de ho avy ko ny anareo sasany ireo !! fa aza mba tratrandra kidoro eo iany moa fa petsa eo daholo nareo!!!! mbola hi hi hi hi ihany ka !! mbola victoire zahay alo satri efa nahazo roa !!! hi hi hi hi :-D :-D :-D
novalian'i Noue ny 20/02/2009 14:55
2. Andribe ( 20/02/2009 08:55)
:-D :-D :-D aza adino ny sezan ny bandy ao @ ministeran ny fihinanambola ra andriwui aaaa ny anay fanana ihany ze alehany eo alehany. Akisatsika i Andry tgv sy ra8 de manao governemasaka isika :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
3. xxx ( 20/02/2009 08:58)
tsika tsy kivy zany andriwui a, sa tsy zany.?
4. xxx ( 20/02/2009 08:59)
aza misosoka alahelo lesy ra andry wuia an,inona indray ny tetika manaraka fa tena fanina marina e,ary aiza pinguin sy rakidoro vita foam :-D :-D :-D :-D
5. andrywui ( 20/02/2009 09:04)
miomeheza tsara fa efa nisy roa ane efa azo e!! efa fandresena goavana zay :: fa andaso kely moa ny anio e !! tondé de 10 ny androany he he he !! za no anaovanreto babakoto eto vavabe sy ozona be ato marina !! ahita nareo ref aveo fa andaso kely e !!!
6. ifiona ( 20/02/2009 09:10)
iza ireo ministera roa ry andrywui?

satria anie 4 no "azo" omaly: (source sobika) L'équipe de Andry Rajoelina a pu installer 4 de ses ministres de transition dans leurs ministères sans aucun recours a la force , nefa (source RNM et Antsiva )
Les 4 ministères ont été récupérés cette nuit et sont occupés en ce moment par l'ARMEE.

:?:
7. xxx ( 20/02/2009 09:26)
ze azo d ifalina r'ifiona ,ar ze ts azo de alaina njay zo de zo
8. Andribe ( 20/02/2009 09:28)
KIIIIIII LASA NDRAY ZANY NY SEZAN I ANDRYWI TSSS NEFA ZA EFA SAIKA HAMOA COFFRE TAO :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
9. ifiona ( 20/02/2009 09:29)
xxx: ka iza aby ireo azo? satria raha ny sources azoko dia 4 no hoe azo omaly nefa votsotra daholo koa izy efatra, koa inona sisa?
10. andrywui ( 20/02/2009 09:32)
Ze itako ao anaty kofra ao zany de omeko an'i Andrybe an !! bon papier zenika fampiasan'ny ministra taloha no tao sady mbola mandimandin'ny t.. le izy fa voretra be ko le ministra teo taloha de tsy manasa tanana tsara !! bon avia ary i Andry be aty !! hi hi hi beuuurrkkk !!! =D> =D> :miam: :miam:
11. andrywui ( 20/02/2009 09:34)
ifiona a! mbola tsy azonareo ny roa !! fa aza manao vao2 diso eo ifiona fa voan'ny bizou be eo !
12. ifiona ( 20/02/2009 09:36)
andrywui: omeo ary ny bizou e!

iza ary ireo roa mbola tsy azonay e? mba lazao oe? intérieur, décentralisation??? inn?

misaotra tompoko ô!
13. ralalaina ( 20/02/2009 09:37)
aza maika enao ry ifiona fa ho tsy maintsy ho azonay ny ministera rehatra
14. andrywui ( 20/02/2009 09:41)
zay ane letsy no ataoko oe mandihy tsy afatavony ry zalah reto !! ao lesy ralalaina ampihinana eo reo Tim ra8iste reo a !! ataovy mahamay mits fa kely saina aby !!
15. tsiafoi1 ( 20/02/2009 09:46)
Miditra de mivoaka otran'ny tany @'ny CUA ihany io e. Ny asa mitohy ihany...

Ratsivalaka manasa vangy, moa Rivo mandray angady

:-D :-D :D :lol: :o :) :o
16. ralalaina ( 20/02/2009 09:48)
tactika daholo io ry tsiafoi1,ny fantatray dia ra8tsy maintsy miala
17. rangorivao69 ( 20/02/2009 09:50)
raouioui> MIANTSO VONJY SAHADY LEITY!!! HO AIZA EO ELAH E!!! AO ALOH ENDASIKO TSARA :-D :-D :-D
18. ralalaina ( 20/02/2009 09:52)
rangorivao69 ,aza mandihy tsy afa davolo ry bainina ni anarana aza rangovitra koa mahay vava eo,zay sahady dia mipararetra
19. yuka ( 20/02/2009 09:54)
velona tao ihany ianao mampalahelo kely mitsipozipozikely :D :-D :^) :(
20. andrywui ( 20/02/2009 09:56)
Zay ary ny anlah ry Rangory kely endaka kely fa vao nampihorohoroan-dralalaina kely teo fotsiny elah defa mipipi ampataloh sahady !! hi ih hi hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0562