NISY MADILANA KELY NOTETENINA FOTSINY TANY FA OK IO E!!!

21. rangorivao69 ( 20/02/2009 10:00)
raleleine>AZA BE VAVA HOA FA FA SAO FAIZOKO HOTRAN' i raouioui ETO KOA TENA =)) =))
22. ralalaina ( 20/02/2009 10:04)
iza no faiziny tena izay olona tsy misy valeur io,ry noue sy ry tsiafoi,yuka ,mirananirina reny faizana fa ireny no sahaza any ty salo
23. ratavao ( 20/02/2009 10:13)
Tsy maintsy misy farany ny zava-drehetra ka ho hita fona izay mandresy e! Rehefa nanangana tamin'ny 2002 de tsy miantsy voaongana ko ny anarany. ANTONY: AZA MODY FANINA EO DAHOLO!
24. rangorivao69 ( 20/02/2009 10:13)
raleleine>ARY TOA MITROTRA BE SAHADY AO ELAH ENDASINA KOA ZANY :-D :-D :-D MIAMPY NDRAY NY KILALAO :-D :-D :-D
25. ralalaina ( 20/02/2009 10:17)
ndana misotro rano sao miakatra eo ny lalandra ka tapaka eo ,na rehefa tsy zaka ilay maina de aza fohiny sao mivika eo,tsy mifoka aza moa tena efa hita ho mitapy
26. rangorivao69 ( 20/02/2009 10:34)
raleleine>AZA MIKORAPAKA TY FA MBOLA AIZA E I raouioui AZA TY EFA FAY ELAH NDRAY VE HISOLO NY TOERANY :-D :-D :-D
27. andrywui ( 20/02/2009 11:33)
Rangorivao69 a ! fa elah ve oa lety tsy mety ra tsy miteny ratsy foana a !! jereo ane ty zavatra soratanlah nefa olona firy hetsy no mamaky anity forum ty e !!! ralalaina a! aza mamaly lesy ra vao misy teny ratsy a!! avelao lery hioaoaoaoa eo fa ataovy otran tsy misy fa miara afabaraka amze mamaky ato isika !! zay lesy lalaina a!!
28. xxx ( 20/02/2009 11:42)
eny lesy Andry @ le oui oui oui oui a! :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
29. Noue ( 20/02/2009 12:18)
andrywui:

Tena mafy sy tsy rariny intsony alou raha ny teny nataonareo ireo ahy klééé !! tadidiko daholo nareo reny Noueéé be vava be!!
vava be ahoana leisy aaa ?? tsy tadidin'lahy nga ny zavatra nolazain'lahy oe mamangy ny fahoriana ho anay koa eee ???


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D dia mba anjarako indray zao leisy aaa !! fa nga kosa hono dia natokana ho an'lahy foana izy io eee ??? :-D :-D :-D :-D
30. tsinjo ( 20/02/2009 12:46)
!tsinjo namparary fo be
,
zay reny tratran'la mazaka kou ,fa nga kosa hono dia natokana ho an'lahy foana izy io eee ??? :-D :-D :-D
31. Mirananirina ( 20/02/2009 12:52)
anotanio an'iNoue sy Mirana ny ranomasondry zareo teto halina fa sasatry ny nampangiana aho !!! de ho avy ko ny anareo sasany ireo !! fa aza mba tratrandra kidoro eo iany moa fa petsa eo daholo nareo!!!! mbola hi hi hi

Tsy nisy na goutte 1 nilatsaka aza ny masonay ry Andry,ranondelo angamba dia ekeko.
32. Noue ( 20/02/2009 14:55)
andrywui:

anotanio an'iNoue sy Mirana ny ranomasondry zareo teto halina fa sasatry ny nampangiana aho !!! de ho avy ko ny anareo sasany ireo !! fa aza mba tratrandra kidoro eo iany moa fa petsa eo daholo nareo!!!! mbola hi hi hi hi ihany ka !! mbola victoire zahay alo satri efa nahazo roa !!! hi hi hi hi :-D :-D :-D
izaho leitsy ry wiwi tsy matahotra an'i kidoro aaa !! ary mba lasa aiza hono lery eee ???


:-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0494