Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
kidoropamba ( 19/02/2009 16:48)
GADRAINA IREO MPANOHANA ANDRAVALO MPAMONO OLONA
Ireto olona mpanohana an'ilay mpamono olona Ravalomanana dia tsy maintsy gadraina. Mangataka ny mba ho lasa mpiambina fonja aho ka hitazona tsara ireto andriambavilanitra (ireo lehilahy moa tonga dia ... tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 04:45
Noue ( 19/02/2009 16:16)
Ny hendry mody voky fa ny adala no manesika ihany
*Ny fidirana eny @ ministera tsy midika akory oe azon'ry tgv ny ministera *Fanjakana misy lalàna i Madagasikara ary tsy zao olona rehetra zao akory dia afaka hanao ny danin'ny kibony oe haka an'za... tohiny
zama91 ( 19/02/2009 16:13)
fa ahoana marina eh
araka ny re dia hoe tafiditra tao anaty ministera roa ny tgv,izany hoe nahazo alalna avy amin'ny miaramila ve sa ahoana.sa juste hoe hanao visite fotsiny :roll: :roll: :roll: ... tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2009 21:12
xxx ( 19/02/2009 15:11)
MINISTERA 2 NO TAFIDTRY NY TGV
Araka ny fantatra izany dia tafiditra ao @ Ministeran'ny Filaminana anatiny sy ny Ministeran'ny Aty tany ny Ministra roa. Tsy nisy ny fifandonana fa dia niditra tsy nisy olana izy ireo, ny tao @ mini... tohiny
novalian'i molota ny 20/02/2009 06:46
andrywui ( 19/02/2009 15:10)
MIVERENA DAOL MO RY ZALAH FA DE ZA RERY VE SISA ETO !!
De tena hilentika tsy hiserasera eto tsony ve hianareo ry zalah reto a!!! de zah rery ve zany sisa no ho eto !!aza manaoanzany mo lereto fa tsy haninnn anareo ane letsy za e!! zao ny jus saika mba ... tohiny
andrywui ( 19/02/2009 14:48)
TSY EFA NITENY VE AHO ? AHOANA RY ZALAHY MARINA SA TSIA !
HE HE HE iANDRYWUI ane oa tsy miteniteny foanaze azon'ny vava toy ny anareo ato fa ze tena koz vrai ihany no ataony !!! hitako no tsary misy hita ato tsony ry le babakoto reny kay mitomany be ao dah... tohiny
novalian'i tsinjo ny 19/02/2009 16:16
nrina ( 19/02/2009 14:42)
STYLE 2002 IHANY
Nareo ve tsy mahita oe le natao t@ 2002 iany no natao, mandroaka devoly hono any @ ministera any, tokony mba mamorona fa tsy maka tahaka otran'izany fa otran'ny oe ny teo iany no miverina zany, ts'isy... tohiny
novalian'i fijo ny 20/02/2009 06:10
sitlo ( 19/02/2009 14:11)
ilay vahoaka koa
Nanam-potoana ihany hankanesana eny Mahamasina sy eny amin'ny 13 mai. Nefa raha notenenina izao ireo hoe andao hamboly hazo eh, kozy raha tsy ny ampahafolon'ireo ihany no hovoasarika. Ilay miora... tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2009 23:57
sitlo ( 19/02/2009 13:59)
Ary raha ny devoly no niteny taminao?
Efa nataoko tao amin'ny vavolombelona ity fa toa miankina amin'ny finoana loatra. Izay kristianina dia iangaviana hihaino, na ny tsy kristianina moa aza eh. Tantaran'olona iray nifamaly tamin'ny de... tohiny
novalian'i soanja ny 04/03/2009 16:38
galloper ( 19/02/2009 13:14)
VITA NY AFERA E!
efa ela aho no te hiditra anaty serasera, salut daoloe mirary an'i FILOHA tgv ho tonga @ ambony indrindra. TAPITRA HATREO NY ANDRA8 ministera hafa indray rapitso... tohiny
novalian'i fijo ny 20/02/2009 00:08
klitika ( 19/02/2009 12:34)
Maninona hono no tsy ny vadin'ireo mpitolona mafana fo ireo
Maninona hono no tsy ny vadin'ireo mpitolona mafana fo ireo no aroso eny aloha hoy i xxx? Dia hoy ny mpijery hoe, manjary tsy manaranaka izy dia tsy lasa tsy misy mpitolona intsony eto Madagasikara... tohiny
novalian'i Fanhaiky ny 19/02/2009 13:23
mampahery ( 19/02/2009 12:19)
aza misy tezitra é!
tena miala tsiny letsy hoan'lé oe bandy no misy fa tena tsy pede ny bandy e.ary lisany reo mora tezitra ire de aza tezitra @ zay cause alefan'ny mpandefa fa izay fahalalifaly no atao eto.ok... tohiny
novalian'i glou ny 25/02/2009 13:44
lemenakely ( 19/02/2009 11:55)
AN IZA ARY NY TSINY E?....
An iza ary ny tsiny ? -Ny mpandoa-bary mahazo fitondràna ka tsy mahay mizàra ve sa? -Ny mpanohitra tsy mahandry tantana nefa efa teo no niàla ... -Sa ny vahoaka manantena ny izao sy izao n... tohiny
diamondra27 ( 19/02/2009 11:49)
samia maka plasy tsara daholo fa andeha ny revy,isika hisoma
raha fintinina izany ny zava-mitranga eto amin'ny tany sy ny fanjakana dia toa izao ny zava-miseho : tena mampirevy be sady associé tsara i tgv sy Ra8 satria eritrereto ange hoe boate de nuit zany ... tohiny
novalian'i molota ny 20/02/2009 08:37
molota ( 19/02/2009 11:37)
Lasa nitaingina TGV tena izy ny vadiny Fa kay lery TGVENDRAN
Sa lasa naka vola hanakaramana Bemolanga indray :?: handoro sy hanimba tanàna an :?: :-D :-D ... tohiny
andrywui ( 19/02/2009 11:12)
AKAIKY VE NY FARANY DE MANJONITRA RY TIM A! ALLEZ DEBOUT !
ha ha ha Mitantakolaka eo ambody ordi daholo ry Tim fa tsy mahasoratra tsony y tanana !! vahotra ve sa mangovitra sa efa mandindondindona ny vokatry ny tantara ooo !!! allez debout !! fa tsy ahavita... tohiny
novalian'i xxx ny 19/02/2009 18:38
steph65no ( 19/02/2009 09:55)
mitady tonon-kira
Sao de mba manana ny tonon-kira misy hoe " Dobodoboka fomban'amponga" ianareo fa mba ilaina e! Misaotra @ fiaraha-miasa.... tohiny
novalian'i razafben ny 23/02/2009 10:02
sivisma ( 19/02/2009 09:43)
Karaman'i andry Rajoelina : 3 millions d'euros CONFIRME io
Mila mitandrina ihany isika Malagasy fa hay koa mahazo vola be ilay zalahy kely io avy any ivelany : 3 millions d'euros no contrat-ny miaraka @ olona iray sy antokon'olona vahiny.Ary izy kay,vao vita ... tohiny
novalian'i peta83 ny 19/02/2009 13:48
karandoha ( 19/02/2009 09:40)
EFA TSY ETO MADAGASIKARA NY VADY AMANJANAK I ANDRY TGV
Efa tsy eto madagasikara intsony ny vadin i andry tgv fa efa lasa tsy hita. Mitady vehivavy indray mantsy izao hono hatao sorona fa iny no mandeha lalana hum :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) ... tohiny
novalian'i fijo ny 20/02/2009 00:06
Andribe ( 19/02/2009 09:34)
Radio malagasy ahalalana mivantana ny vaovao eto madagasikar
arahaba mms://radio.lequotidien.mg/mada Io dia lien coller na eo @ barre d'adresse ahafahanao mihaino ny radio mivantana eto madagasikara. Mamoha ny windows media auto izy handefa ny radio Miha... tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 05:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9256