fa ahoana marina eh

1. zama91 ( 19/02/2009 16:13)
araka ny re dia hoe tafiditra tao anaty ministera roa ny tgv,izany hoe nahazo alalna avy amin'ny miaramila ve sa ahoana.sa juste hoe hanao visite fotsiny :roll: :roll: :roll:
novalian'i fijo ny 19/02/2009 21:12
2. tsinjo ( 19/02/2009 16:19)
hanao visite aona kou e,handroba letsy nalehany tao a
3. Noue ( 19/02/2009 16:20)
ialahy koa anie afaka miditra ao @ ministera eee ! dia midika inona leisy zany eee ??? ho hitanzareo eo ny zavatra nataony !!!
4. zama91 ( 19/02/2009 16:22)
top mada sy radio mada ary sobika mba henonay ny evenement nefa tena pro ra8 be loatra le radio mada sy topmada ka tsy fantatra marina ny tena marina
5. Noue ( 19/02/2009 16:24)
na pro na tsy pro leisy ry zareo dia an'lahy no misaina aaa ! raha nahazo niditra tao @ ministera ve ialahy dia midika inona leisy zany aaa ?? oe lasan'lahy ve ny ministera ??? :-D :-D :-D :-D
6. xxx ( 19/02/2009 16:25)
aza henoina intsony e ,tim koa efa resy ireny
7. Noue ( 19/02/2009 16:28)
resin'iza ???
8. zama91 ( 19/02/2009 16:30)
tsy hita intsony izay tena marina e ,ny fahadisoana aloha dia an'i ra8,ela loatra rehefa tsy maha baiko ny miaramila tokony miala haingana,mahamenatra hoe ny fanjaana aty dago azo aliana mora foana hay quel pays
9. andrywui ( 19/02/2009 16:30)
he he he aza mifandrotsirotsy fa ny tena marina de ny miaramila sy ny huissier no nanapaka anle gadenas be teo amin portail de nisy solotena niditra nandio bureo sy naka ny ordi rehetra misy ny dossier ary nametraka gardes TGV natao solon'le garde tim tao taloha !!! ze marna ihany lazaina fa aza manao honohono an ! io ihany no efa mahavoafitaka anareo !!
10. Noue ( 19/02/2009 16:32)
o l'tia ry zama aaa !!! fa afaka hanao inona moa ny miaramila raha tena resaka oe tolona no atao ka ny mpiandry sy ny zaza no nalaina natao sorona ee ????
11. zama91 ( 19/02/2009 16:32)
fa iza no mibaiko ny miaramila ??????????
12. tsinjo ( 19/02/2009 16:33)
oala letsy za fa rapitso njay a
13. molota ( 19/02/2009 16:36)
fa nga moa mbola misy Fanjakana azo eo é!!mis lalàna mifehy io fa tsy oé atao2 fôna eo.
14. zama91 ( 19/02/2009 16:36)
henoko t@ radio mada teo fa hoe fisoroana ny ra mandriaka hono no namahana an'ny ministera izany hoe novakiana mihitsy
15. andrywui ( 19/02/2009 16:37)
aleo miala marn elah ry tsinjo fa ny faharesena mamely ! ny tena voapalapala ato ! ny ministera zany hitombo 4 rahapitso !! aleo afaka 7andro mits vo mvern eto de mba efa tonitony ny ranomaso amzay
16. xxx ( 19/02/2009 16:41)
faute lahy izao ry le8 ,noue noue ko ny an ela ry oui raha lasan'i gv izao fitondrana izao ho hitanla hy eo :evil: :evil: :evil:
17. Noue ( 19/02/2009 16:45)
zany eee ! na dia niditra tao @ ministera aza ry zareo dia tsisy valeur juridique zany eee
18. Mirananirina ( 19/02/2009 16:46)
hiandry ny rariny sy ny hitsiny eto e,mbola hafa ny havoaka ny ampitso
19. patrick2002 ( 19/02/2009 16:49)
valeur juridique @ ahoana aza :-D :-D :-D fa manana valeur bombe atomique zay tafiditra ao @ ministera anky ah! :* :*
20. molota ( 19/02/2009 16:50)
Tsy té hampitomany an'i TGV fahan-drohany leisy ny miaramila hiihii :-D :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1322