Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
nofinofy
(
18/02/2009 11:56)
Iza ireo mody miakanjo fotsy ireo?
Izaho dia olona tsy mpivavaka be, fa nahagaga ahy ny nahita ireo mpiandry handeha hialoha lalana. Tsy ao Antananarivo aho io manoratra io, ka tsy dia mazava amiko ny fandehan’ny tantara. Fa izao :...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/02/2009 20:41
Noue
(
18/02/2009 11:39)
L’armée n’est pas là pour prendre le pouvoir
[b]“L’armée n’est pas là pour prendre le pouvoir, mais elle est prête à accomplir son devoir”[/b]
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img16.imageshack.us/img16/5584/p18cef20qm9.jpg[...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 18/02/2009 13:20
xxx
(
18/02/2009 11:37)
tsy nahazo ministera indray
vaovao farany, rava ho azy indray ny tolona e! tsisy ministera azo de nolazaina indray fa ny vady amanjanaky ny miaramila indray no hatao loha laharana rahampitso, de @ zay hono tsy sahy hitifitra ny ...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/02/2009 20:52
rataxx
(
18/02/2009 11:19)
MAMPIADY ANGELY
Ny tena marina koa rangahy dia ireto Média ireto no tena mampiady vahoaka eto @ tanana.
maninona anefa raha lazaina izay notenenin'ny olana fa tsy fausse interpretation lava izao no atao, hany ka na...
tohiny
novalian'i Andribe ny 18/02/2009 14:26
Mirananirina
(
18/02/2009 11:03)
hoan'i Andrywui,ndana makany aminy dinika hafa fa...........
o ry Andrywui a:ndana mba makany aminy dinika hafa oh:antson'ny fo,fahasalamana,resadahy,sakafo,fiara sns............fa reraka be ianao amin'ity politika ity,dia miteniteny foana isan'andro lava izao....
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 19/02/2009 13:57
BOYSGOSS
(
18/02/2009 11:00)
ANALYSE
[b]Faly miarahaba antsika rehetra ![/b] [u][i][b](nyavo ary toa tsy hita intsony nareo ?)[/b][/i][/u]
Mba analyse kely ny ahy ity.
Tsy voatery directoire militaire io lazain'ny tafika io antony di...
tohiny
novalian'i Andribe ny 18/02/2009 14:42
Optik
(
18/02/2009 10:07)
Video scandal
Jereo eto@ ty video ty ny fahaizan'ireo mpanao Gazety vahiny mandainga.
Resaka Crise any Guadeloupe le izy kanefa manomboka eo @ faha 34 segondra dia sarin-dry TGV eny analagam no miseho !!!
http://...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/02/2009 20:57
andrywui
(
18/02/2009 09:57)
he! he! mbol mitohy ny lalao!aza mipiakelik alou fa ho avy e
Ny mahagaga de mbola ao anatin'ny vava ady sy ny tolona tanteraka ny pokna amzao nefa ny ato amin'ny forum efa falifaly daholo otran'ny oe nandresy zany daoul !! he ! he ! mapme be daoul ireto sarimb...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/02/2009 13:16
Andribe
(
18/02/2009 09:24)
MBOLA AFAKA MILATSAKA FILOHA VE RA8
Arahaba
Mbola afaka hilatsaka filoha ve ra8 rehefa vita ny mandat sa hovainy indray ny constitution ahafahany milatsaka. Dia raha tsy afaka milatsaka intsony izy inona no mety hiandry azy...
tohiny
novalian'i karandoha ny 18/02/2009 13:48
ni81
(
18/02/2009 09:04)
Ireo malagasy handray anjara @ question pour un champion
Les lauréats nationaux de « Questions pour un champion » partiront en France le 27 février prochain. L’information est venue de Jean-Michel Frachet, délégué Général de l’Alliance françai...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 18/02/2009 14:19
NyMisaina
(
18/02/2009 08:59)
HITSANGANA NY TANORA MARO AN'ISA HANOHITRA NY TGV
...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/02/2009 21:05
Fanhaiky
(
18/02/2009 08:55)
Tsy fantatra aloha, fa miandry daol...
GAZETIKO ANIO
vaovao misongadina 18-02-09
Raha tsy hisy vahaolana pôlitika
Hiditra an-tsehatra ny Foloalindahy
Taorian’ny antson’ny manamboninahitra lefitra sy ny fanambarana nataon...
tohiny
novalian'i ryhe ny 18/02/2009 12:11
tarzand
(
18/02/2009 06:22)
Directoire Militaire
Hita izao fa efa mizotra amin'izany ny lalana mety hatafavoaka ity firenena ity. vita tanteraka ny momba an'i TGV amin'izay. ...
tohiny
novalian'i ARINOFY ny 18/02/2009 12:49
xxx
(
18/02/2009 01:14)
Ahoana no ahafantarana fa niteny tamiko na taminao Atra?
Misy olona eto akaikiko, nilaza fa niteny taminy hono Atra fa tsy tokony hanohy ny asa ataony intsony izy fa hitory ny tenin'Atra am'zay.
Dia tena talanjona aho hoe, diso dozy ve razoky sa naninona...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 25/02/2009 15:22
kalinou
(
17/02/2009 22:45)
Beginning to miss you
salama e!
iza kay no mba afaka manome ahy ny tonon'ilay hira io? tsy haiko akory na io marina ny titre fa misy hoe beginning to miss you, learning to kissyou, beginning to miss you. Hira matetika f...
tohiny
novalian'i maholisoa ny 10/03/2009 23:01
flodine
(
17/02/2009 21:48)
vahona sy tantely
Inona daholo no aretina mety hoafak'io rehefa avy nampifangaroina iny? Dia manao ahoana ny fomba fihinana azy?
Mety @olona bevoka koa ve ny mihinana azy?
Misaotr mialoha @ zay handray anjara tompoko...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 24/02/2009 16:48
xxx
(
17/02/2009 19:52)
tsy hisy intsony ny 13mai manomboka rahampitso 18 fevrier
araka ny vaovao reko dia hoe tsy hisy intsony ny 13mai fa handray ny andraikiny ny miaramila mikasika ity tolona tsy ara dalana ity...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 18/02/2009 10:47
sitraka1
(
17/02/2009 19:29)
Klipgasy
Fa hono wa e, maninona kay no tapatapaka ny hira rehefa mandefa ny klip, sa ve ny ordi-ko no misy olana. Misaotra e...
tohiny
novalian'i dadasy ny 18/02/2009 03:54
salopard
(
17/02/2009 19:20)
FANDROBANA MAGAZAY GUADELOUPE = 0 Morts
http://fr.news.yahoo.com/4/20090217/tts-france-guadeloupe-ca02f96.html
vao omaly izany no nitranga,
fa ahoana no 0 Morts ny ao guadeloupe,
ary 100 Morts ny ao Madagasikara (Rotaka fandroban...
tohiny
novalian'i mosabe ny 18/02/2009 08:37
pimaso
(
17/02/2009 18:28)
RFI : Radio France Intox = TGV : Tanora Godraka Vendrana
Mardi 17 février 2009
Ce sont plus de 200 Malgaches et amis de Madagascar qui se sont retrouvés ce samedi devant Radio France à l’appel du Comité de soutien de la démocratie à Madagasca...
tohiny
novalian'i andrywui ny 18/02/2009 10:14
