MBOLA AFAKA MILATSAKA FILOHA VE RA8
1. Andribe
(
18/02/2009 09:24)
Arahaba
Mbola afaka hilatsaka filoha ve ra8 rehefa vita ny mandat sa hovainy indray ny constitution ahafahany milatsaka. Dia raha tsy afaka milatsaka intsony izy inona no mety hiandry azy dia ho lasa toa an dratsiraka koa ve. Ary i andry tgv raha samboriny izao inona no mety hiandry azy raha olona hafa no ho lasa filoha. Hafahafa ihany ny fandehanjavatra fa izany hoe bombe a retardement ilay izy. Ary mino aho fa ny zavatra miseho izao dia efa fampiomanana an dra8 ihany @ faran ny mandat. Raha olonkendry sy mpivavaka izy tokony hiala @ faran ny mandat fa tsy izao velively.
8) 8) 8) 8) 8) 8) 8)

novalian'i karandoha ny 18/02/2009 13:48
2. xxx
(
18/02/2009 09:36)
inona moa no tokony sakana tsy hampilatsaka azy ho candidat??????
tOKONY GADRAINA mihintsy aloha i ANDRY , tsy misy zvtr tokony hiandry azy afa tsy izay, avy eo mitady asa hafa ....

3. naritsimba
(
18/02/2009 09:37)
Raha havaozina ny lalam-panorenana sy ny lalam-pifidianana ka atao toy ny lalàna navokan'i Ra8 ihany toy ny fifidianana filohan'ny federasiona @ sport dia tsy mahazo milatsaka intsony izy. Mahalasa saina ihany mantsy fa mihevi-tena ho ambonin'ny lalàna ilay ramose io ka ampiharana lalàna ny olon-kafa fa izy tsy azo ampiharana izany.
Mba diniho ange e!
Mba diniho ange e!
4. karandoha
(
18/02/2009 09:40)
xxx:
inona moa no tokony sakana tsy hampilatsaka azy ho candidat??????
tOKONY GADRAINA mihintsy aloha i ANDRY , tsy misy zvtr tokony hiandry azy afa tsy izay, avy eo mitady asa hafa ....
président à vie hihihihi rehefa maty vao mifampitady
;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-)
5. andrywui
(
18/02/2009 10:04)
Tsy mahalala anra8 tkou an !! ny ho mandrapahafatiny marina no ten tetiny fa nisy anity sakana be ty de asa innnn ndray no fika ao andohany zao !!! nefa de ts maintsy hiala iany e! kely sisa
7. andrywui
(
18/02/2009 10:40)
mapme kely kou le sarin'i Mirananirina matory andro io !! ny vorondola ane ry Mirana no matory andro ee!!!
8. Mirananirina
(
18/02/2009 10:54)
mapme kely kou le sarin'i Mirananirina matory andro io !! ny vorondola ane ry Mirana no matory andro ee!!!
Hitanao fa tsy mitsahatra manaratsy olona ianao,nefa rehefa misy manao tsy mahataty.Manjary hoatra ny contre anao daholo ny olona ,nefa ny ataonao no tsy mety.Aleo politika no hampiadina dia vita ,ça sert à rien de dire n'importe quoi isan'andro lava izao.
9. andrywui
(
18/02/2009 10:59)
Azafady ary Mirana a !! raha nahatezitra anao io nataoko oe VORONDOLO io a!!! hi hi hi !! paridon !! fa enao moa tsy matory andro o !!!!
10. Noue
(
18/02/2009 11:09)
naritsimba:inona no hidiran'ny filohan'ny federation @ sport @ zany eee ???
Raha havaozina ny lalam-panorenana sy ny lalam-pifidianana ka atao toy ny lalàna navokan'i Ra8 ihany toy ny fifidianana filohan'ny federasiona @ sport dia tsy mahazo milatsaka intsony izy. Mahalasa saina ihany mantsy fa mihevi-tena ho ambonin'ny lalàna ilay ramose io ka ampiharana lalàna ny olon-kafa fa izy tsy azo ampiharana izany.
11. naritsimba
(
18/02/2009 11:36)
noue>> samy fifidianana ange no resahina e, tadiviny ampiharina @ olona ko nahoana moa no tsy azo ampiharina @ lalàna mifehy ny fifidianana ny toy izany, sa rehefa ra8 dia tsy azo ampiharina fa rehefa ny hafa dia ampiharo ny lalàna? asio fieritreretana ihany aloha ry noue ilay izy fa tsy hoe fitiavana te hanohitra akory fa mafy no nentin'ny olona ankoatran'ireo izay nahita tsirony t@ izoa fitondrana izao
12. Noue
(
18/02/2009 11:44)
oadrayyy eee ! ny iray filoham-pirenena ny iray filohan'ny federation du sport ka inona no mampitovy @ zany eee !!!
13. tsiafoi1
(
18/02/2009 11:51)
Raha ny constitution de mbola afaka milatsaka 5ans in-1 mandeha izy sisa. Ka ny ahiako aza tsy efa préparation de terrain ve zao :D 8O :lol: :o :) :roll:
Raha ny hoe "Sambory TGV". Tsy azo atao izany raha ny làlana. Manana droit de meeting ny olon-drehetra.... F'angah moa Andry TGV nanao violation de territoire "zones rouges".... Ny vahoaka no nanantateraka izany fa tsy izy!.... Raha ny hoe niteny tao @'ny haino aman-jery indray hoe "Hanongam-panjakana", médias privés anie ireny fa tsy an'ny fanjakana e!!! Mahazo miteny zay tiany tenenina ny olon-drehetra, fa ny action ihany no mikaonty.... Tsy mbola misy azo hanenjehan'azy aloa hatreto h@'izao!.... Tsy azo samborina avy hatrany i Andry TGV....Mila manao fanadihadiana mba ahitana zay ati-doha nikotroka ireny toe-javatra rehetra ireny.... De aorian'izay vao mivoaka ny mandat d'arrêt
Ny vahoaka izany no tokony ho tonga saina, mampalahelo rehefa tsy nianatra, satria rehefa tsy maty de maratra, no tsy maintsy arrêtés avy hatrany ihany koa rehefa sitrana, satria niditra an-keriny t@'ny faritra voarara, izay ny làlana.... Ireo mpamporisika anefa migalaboana, na iza izy ireo na iza, fetsy izy ireo ka tsy mijabaka mihitsy.

14. karandoha
(
18/02/2009 13:48)
tsiafoi1:
Raha ny constitution de mbola afaka milatsaka 5ans in-1 mandeha izy sisa. Ka ny ahiako aza tsy efa préparation de terrain ve zao :D 8O :lol: :o :) :roll:
président à vie rehefa maty vao mifampitady
:-D :-D :-D :-D :-D :-D . de andry tgv gadraina :/