tsy nahazo ministera indray

1. xxx ( 18/02/2009 11:37)
vaovao farany, rava ho azy indray ny tolona e! tsisy ministera azo de nolazaina indray fa ny vady amanjanaky ny miaramila indray no hatao loha laharana rahampitso, de @ zay hono tsy sahy hitifitra ny vady amanjanany ny miaramila! tena efa tsy hita intsony izay hampandriana adrisa ilay olona miaraka mitanin'andro @ ndry zareo eny, mampalahelo
novalian'i fijo ny 18/02/2009 20:52
2. Noue ( 18/02/2009 11:40)
nisy nitsako tsy misy tao indray zany ve eee ??? tssss ! fa inona ihany aza ity ataon'zareo eee ??? fa nga hono ity fanjakan'ny baroa no andeha lava oe alaina aaa oeee ! tssss
3. Mirananirina ( 18/02/2009 11:52)
Ka misy fizarambola sy vary angamba any e.
4. rataxx ( 18/02/2009 11:55)
MANINONA ARY RAHA IZAO NO ATAON'IREO MINISTRA HAT IREO REHEFA TSY AHAZO MINISTERA IHANY:
1- Lokoina ny arcade
2- Mividy labatra sy banc andraisana olona
3- Asiana soratra isaky ny arc iray hoe "MINISTRY OF ....."
4- De eo aloha no miasa mandra-pa
fa lany andro mitady ny tsy ho hita eo, toy ny soabakaka mananidrindrina, ny herim-po betsaka fa ny hoza-pe no tsy ampy.
5- ny biraon'I PM sy Andry TGV atao eo @ gare madarail (na gare n' TGV)
6- DE MBA LASA ZONE ROUGE KOA ENY AMIN'IZAY.
5. rataxx ( 18/02/2009 11:58)

6. tsiafoi1 ( 18/02/2009 11:59)
"Safo-sitry mampandry adrisa".... "Tahotry ny hifoteran'ny rambony!!!

Guerre d'usure marina izy ty!

Madagasikara tsy ho ela de hilamina tokoa!
7. bozyboleta ( 18/02/2009 12:00)
Tena efa rediredy mihitsy ty raharaha ty marina mafy.
Resaka nalefa t@ radio viva hatr@ maraina io hoe vadi-miaramila hatao boucliers io, dia rehefa tsy nahita tatitra natao ho an'ireto vahoaka ireo ministra nihaona t@ EMMONAT dia io rediredy io no mody nolazain'ny mpanentana t@ ireto vahoaka.
Dia mody nampiana koa hoe rahampitso indray ny fotoana eny @ 13 mai ary ny filoha andry rajoelina mihitsy no hitarika antsika andeha haka ny ministera.
Pfffffffff tena efa mamon'ny tolona mihitsy.
8. ARINOFY ( 18/02/2009 12:08)
za de vady miaramila fa mahagaga ahy zany oe vady aman-janaka miaramila ialoha lalàna rahampitso izany.Ny miaramila ane ka manao ny asany fa asakasak'izay vady miaramila hanao sorona ny ainy eo.Tadidio fa ny filamatra ny miaramila de"tanindrazana"alohan'ny fianakaviana.Ka tsy izay vady aman-janaka miaramila noraofina teo @ 13 mai no hanakana azy ireo tsy hitandro ny filaminana sy tsy hanao ny asany.Ireo miaramila ireo de olona nahazo "indemnité de risque" donc,tsy maintsy misy risque ny asany fa tsy oe hatory eo anilanao ny vadinao de handray karama fotsiny.
Ny hafatro amin'ireo vady miaramila hialoha lalàna ny mpanohitra rampitso de mitadiava vady chomeur eo @ 13 mai eo, @ zay matory eo akaikinareo isan'alina ny vadinareo fa tsy mandeha manompo firenena.
9. Noue ( 18/02/2009 12:09)
rataxx:

MANINONA ARY RAHA IZAO NO ATAON'IREO MINISTRA HAT IREO REHEFA TSY AHAZO MINISTERA IHANY:
1- Lokoina ny arcade
2- Mividy labatra sy banc andraisana olona
3- Asiana soratra isaky ny arc iray hoe "MINISTRY OF ....."
4- De eo aloha no miasa mandra-pa
fa lany andro mitady ny tsy ho hita eo, toy ny soabakaka mananidrindrina, ny herim-po betsaka fa ny hoza-pe no tsy ampy.
5- ny biraon'I PM sy Andry TGV atao eo @ gare madarail (na gare n' TGV)
6- DE MBA LASA ZONE ROUGE KOA ENY AMIN'IZAY.
pas mal ! pas mal !

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
10. xxx ( 18/02/2009 12:11)
Ny mahagaga de tsy mety leo mihintsy ireto vahoaka efa danihan'ny andro sy matin'ny hanohanana fa mbola manaraka sy manaiky anjambany fotsiny izao lainga be rehefa hafafy izao, tsy mety tonga saina mihintsy
11. tsinjo ( 18/02/2009 12:46)
ny mapme de le mpanao gazety tsy navelan'ireo delegasiona nanao ny asany , nefa ny miaramila ary nanome malalaka azy ireo ....... de refa nanao tatitra ry lerony de oe mahavelom-panantenana ny fifampidinihana tamin'ny miaramila lol be .... zay ko de nino aby ny olona . :-D :-D
12. andrywui ( 18/02/2009 13:04)
Tena mahavelopanatenana mitsy ry le tsinjo a!! fa ny fotoana nomandry ze mampety azy fotsiny ny andaniny roa de vita kabary !! efa vita ketsa io hoa faza minainaina eto tsony nareo fa ny fiononana atao be fa efa vita io !!! miandry vary ritra sisa !! ny mahavoa anareo ato ane de tsy mahalala ninoninnn akory nefa mahita anzao atsanga rehetra zao e !! inoy fotsiny ze lazaiko :efa maty tsy nokapohina io
13. Mirananirina ( 18/02/2009 13:28)
Izay ahay ry Andrywui,fomba fiteny normal =D> =D> =D>
14. fijo ( 18/02/2009 20:52)
ka rehefa tsy minoa fotsiny ary izany dia mahatokisa ihany aty ko.maty aho vahoaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.055