Liste des messages
Liste des messages, inserés par rataxx, par ordre de date
rataxx
(
07/03/2009 06:19)
Mino ve nareo fa handresy ny tolona
Za manokanaalou de otrany kely finoana ihany satria voafehy tanteraka ireo mikasa hamonjy 13 mai .
Ka noho izany dia manao antso avo ny tenako zavatra hafa reto atao na toerana hafa indray anaovana ...
suite
répondu par TEGEVE le 07/03/2009 10:20
rataxx
(
25/02/2009 12:20)
RAHOVIANA IHANY NO HO TAPITRA IZY TY !
Ohatra leo be zany za miheritreritra hoe refa vita ndray ity atao hoe fihaonana de inona ndray no zavatra hitranga mbola sahy ihany ve sa ilavo lefona.
tsika vahoaka mantsy dia miha mahatra mintsy @ ...
suite
répondu par Andribe le 25/02/2009 13:14
rataxx
(
20/02/2009 05:39)
MINISTERA AZO FA AIZA NY FAHEFANA!
Tsy misy asa vita eo raha tsy "plein" pouvoir
Aza mbola mandiha aloha fa tsy tapany akory e!
:idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :arrow: :!: :°) ...
suite
répondu par Optik le 20/02/2009 06:15
rataxx
(
19/02/2009 06:26)
AIZA INDRAY ZAO NO AHITA MAKORELINA?
Ny Alahady talohan'ilay lundi noir iny , dia nisy recrutement na sécurité lehilahy marobe nataon'ny TGV teny @ match rugby, dia ireny no vokany ny ampitso.
Izao indray tsy hisy vadina miaramila hoa...
suite
répondu par Noue le 19/02/2009 09:22
rataxx
(
18/02/2009 13:54)
SAO MBA TSISY MARCHE ARRIERE IO TGV IO
félicitation kosa aloha hoa an'ilay Ministre nahay nadrebireby vahoaka teo ini e!
iny no tokony hatao président indray.
maninona moa raha ilay tetezana (Ministresno samborina) mihintsy no tapahina...
suite
répondu par madamakely le 19/02/2009 06:19
rataxx
(
18/02/2009 11:19)
MAMPIADY ANGELY
Ny tena marina koa rangahy dia ireto Média ireto no tena mampiady vahoaka eto @ tanana.
maninona anefa raha lazaina izay notenenin'ny olana fa tsy fausse interpretation lava izao no atao, hany ka na...
suite
répondu par Andribe le 18/02/2009 14:26
rataxx
(
17/02/2009 11:13)
FANGALANA MINISTERA
Amiko aloha tsy mitovy ny t@2002 - 1991 no zavatra mitranga ankehitriny
inona moa no angala ministera?
de afaka miverina ao ve ireo Minisitry ny HAt rahampitso sy ny manaraka.
sa fampisehoana fotsi...
suite
répondu par barry le 17/02/2009 17:17
rataxx
(
17/02/2009 08:53)
TSY MAHAZO MITONDRA SAKOSY HONO ENY @13MAI
Atao ao anaty sachet transparent hono ny sakafo, de tavoahangy plastika classiko no asiana ny rano, ozy sareraka fa ny kibay sy ny vato efa vonona any anaty fiara daholo fa aza matahotra;
de mody mil...
suite
répondu par nyavo2000 le 17/02/2009 11:18
rataxx
(
17/02/2009 06:25)
FACE à FACE NO SOLUTION E !
nandinika aho ry reto a,
maninona moa raha organisena FACE à FACE @ média i RA8 SY ANDRY
dia arahina direct mihintsy.
ho hita eo izay tena teneniny sy tena ati-dohany.
Atao @ teny gasy tsy manin...
suite
répondu par xxx le 17/02/2009 10:27
rataxx
(
16/02/2009 11:58)
"NY VOAY VE NO MASIKA, SA NY ALIKA TIA MORON-DRANO E?"
Efa nambara fa ZONE ROUGE daholo ny ministere rehetra, mbola entina any foana ny vahoaka.tsy omena tsiny ny vahoaka fa voafitaka izy ireo (Tern'ny tsy fananana dia araraotina)
Ra mba misy havanareo r...
suite
répondu par xxx le 17/02/2009 10:58
rataxx
(
13/02/2009 13:40)
Fa iandry rahoviana!
Fa maninona no miandry ela be vao hametraka ilay teteza-mita sahira eo ange nareo ry reto e!...
suite
répondu par rataxx le 16/02/2009 11:50
rataxx
(
12/02/2009 12:29)
Inona mbola andrasana fa tsy atao izay atao!
Manomboka mandreraka ny miandry lava izao.Voa nasina hetsika tetsy Mahamasina dia ohatra ny misy fitavozavozana eo @ ndry zareo mitolona etsy @13.Nefa tadidio fa vao mianahana eo dia mahazo aina R8 eo...
suite
répondu par tsiafoi1 le 12/02/2009 14:49
rataxx
(
09/02/2009 12:24)
Marina izany !
Ny atao hoe Capitaine @nay dia lohan'ny tafika(jadis) izy no eny aloha indridra rehefa anafika fa tsy mialoka any aoriana na mody .Ry Andry sy monja no tokony tifirina fa tsy ny OLONA tsy manantsiny n...
suite
répondu par heidi le 09/02/2009 18:53
rataxx
(
09/02/2009 11:59)
Rah tsy mis rà latsaka tsy mahazo pouvoir
Izao ry reto a ,hatramin'ny naha Republique antsika izay, depuis 1960 ka hatramin'izao 2009 itenenana izao dia tsisy tolona atoan'ny VAHOAKA ka tsisy rà latsaka izany vao mahazo ilay ato hoe POUVOIR ...
suite
répondu par naritsimba le 10/02/2009 05:10
