"NY VOAY VE NO MASIKA, SA NY ALIKA TIA MORON-DRANO E?"

1. rataxx ( 16/02/2009 11:58)
Efa nambara fa ZONE ROUGE daholo ny ministere rehetra, mbola entina any foana ny vahoaka.tsy omena tsiny ny vahoaka fa voafitaka izy ireo (Tern'ny tsy fananana dia araraotina)
Ra mba misy havanareo re re olona amin'ireny olona ireny de mba antsoy izy hiverina dient izao fa mbola tsy tara.
La fo anie izao ny fanafody e, ny ferapara koa mbola etsy andaniny.
mba miangavy e aleo eo amin'ny 13 mai ihany no manao tournikey, sy kosoka kapoaka, sns fa ndrao iandrasam-paty ka haovan'ny olona daomy sy ramy eo
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:58
2. tsinjo ( 16/02/2009 12:18)
horakorahany olona ireo ministra tetezamita fa tsy nahavita ny mission hihihi
3. belaza ( 16/02/2009 13:55)
:-D :-D :-D
4. namanabe ( 16/02/2009 14:50)
MASIAKA NY VOAY IO NO TSY HIVERENAN i presida monga B ANY DAGO , ny alika indray tia morondrano fa tsy mahavelon-tena dia manaratsisiny tsa misy safidy e
5. princesseN ( 16/02/2009 15:04)
mampalahelo fa atao aona eh!tsista izy ty fa zao sisa noeto madagasikara re olona ah! :cry: :cry:
6. xxx ( 17/02/2009 10:58)
"Marina daholo zany ramalagasy !... tsy mendrika hitsimpona izay sombitsombiny latsaka avy @ latabatro akory ianao...nefa raha hanao TIM ianao tsy mba holaviko mihitsy!!!"

"Izaho no lalana sy la farine ary menaka,tsy mahazo mikaly raha tsy amin'ny alalako irery ihany" (Marka 7,77)

"Tiava ny namanao ary gadrao zay manenjika anao" (1Tim 7,77)

"araraoty ny andro azo hanangonam-bola fa miharatsy zao fiainanaizao" (2Tim 1,77)

Ahoana no tsy hinoanao fa mivavaka aho ? misaotra an'Andriamanitra mandrakariva aho fa nomeny vahoaka bado sy dondrona ary koa fiangonana mora vidy izay maharo ahy mihoatra noho ny foloalindahy sy ny miaramilako.

Ny miaramila miaro ahy raha misy mitady hitifitra na
hamono ahy,ny fiangonana kosa mampianatra ny olona tsy hamono ahy fa hivavaka hoahy sy hankatoa ny fahefako lehibe.

Ho ahy irery ihany anie ny voninahitra sy ny fanjakana
ary fiadanana hoan'ny olona ankasitrahako!

de nandray ny dibera tiko izy de hoy izy:hano, ity ny dibera vitan'ny omby vavy be ronono nafarana avy any afrika atsimo zao no ataovy ho fahatsiarovana ahy raha mahavidy ianareo,,de toy izany koa ny ronono:raiso, ka sotroy, ity ny màna milk,zao no ataovy ho fahatsiarovana ahy refa lasa adala any @hopitaly ianareo ......

Raha misy olona roa na telo mivory tsy amin'ny anarako dia sambory izy!

---------***************---------------------
"Ny fanananao dia vokatry ny vintana fotsiny ihany, fa tsy nohon'ny fahaizanao akory"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1072