RAHOVIANA IHANY NO HO TAPITRA IZY TY !

1. rataxx ( 25/02/2009 12:20)
Ohatra leo be zany za miheritreritra hoe refa vita ndray ity atao hoe fihaonana de inona ndray no zavatra hitranga mbola sahy ihany ve sa ilavo lefona.
tsika vahoaka mantsy dia miha mahatra mintsy @ zao fotoana izao
tsy haiko aloa e! za ve no sahirana sa ny vahoka manontolo mintsy
Ity politika manimba ny firenena itymintsy no tokony tsy ampiasaina eto amtsika,fa le politika mahomby sady tsy mampiady sy mampisavoritaka ireny
Indrisy anefa fa mbola ho ela sy dezaka ny dia MAHEREZA DAOLO E!
Na pro RA8 na proTGV
novalian'i Andribe ny 25/02/2009 13:14
2. xxx ( 25/02/2009 12:27)
Toa efa akaiky ho vita izy ity. Kanefa toa hita fa diso tetika ihany ny TGV. Mbola tsy hita aloha ny teny farany we FIN fa toa hita fa tsy ho araka ny fitakiany no ho azon'ny TGV amin'izao fihaonana izao. Mety ho 50%n'izay notadiaviny ihany kanefa 50% azo noleferina sy tsy maninona raha tsy ho azo aza no mety ho azony fa ny tena fototry ny fitakiana mety tsy poins. Tratran'ny miady rery manko i ngama sady tsy nahazo nihogahoga teny amin'ny 13 mai tsony.
Mety ho nanenina ihany izy nanaiky an'ity fihaonana ity an. Kanefa asa aloha e. Aza hitako marina.....
3. Andribe ( 25/02/2009 13:14)
rehefa maty daholo ny malagasy vao tapitra io satria ny politika tsy misy farany :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0624