MINISTERA AZO FA AIZA NY FAHEFANA!

1. rataxx ( 20/02/2009 05:39)
Tsy misy asa vita eo raha tsy "plein" pouvoir
Aza mbola mandiha aloha fa tsy tapany akory e!
:idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :arrow: :!: :°)
répondu par Optik le 20/02/2009 06:15
2. fijo ( 20/02/2009 05:44)
ka efa mba nipetraka tamin'ny seza aloha defa faly ka
3. Optik ( 20/02/2009 06:07)
Ministera inona sy aiza aloh zany fa tsy azoko tsara rataxx? hazavao.
4. fijo ( 20/02/2009 06:08)
ze lazain afa "azo" ko
5. Optik ( 20/02/2009 06:15)
"azo"? tsy azoko.

:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0517