Fa iandry rahoviana!

1. rataxx ( 13/02/2009 13:40)
Fa maninona no miandry ela be vao hametraka ilay teteza-mita sahira eo ange nareo ry reto e!
novalian'i rataxx ny 16/02/2009 11:50
2. bozyboleta ( 13/02/2009 15:02)
Mbola miandry déblocage de fonds fa mbola tsisy vola koh!
Na ny omena an'ireto karamaina isanandro eo @ 13 mai aza anie izao efa vola sandoka e!
3. ndenn ( 13/02/2009 15:26)
Tsy tsara ve raha manao remaniement gouvernemental i R8 dia hiarahany @ i Andry ny fanaovany izany ? izay no hitako fa vahaolana mendrika indrindra raha izao no mitranga ! mba tsy hisian'ny ra mandriaka intsony .
4. xxx ( 13/02/2009 15:45)
rà mandriaka ataon'ndravalo ,krizy politika ataon'ny Andry TGV !! eto isika androany !
5. andrywui ( 13/02/2009 16:22)
Fa ny tena nampitolagaga ahy ane de le tenin'ny nga Prezida manao oe :"raha misy olona roanjato fotsiny no milahatra mangataka ny fialako ka tsy tia ahy tsony de milaza marimarina aminareo fa hiala aho !! " otran'ny tsy mampino oe izy no niteny an'iny !!! raha mba misy manana an'iny tahirintsary iny raolona de mba alefaso eto ah !! misy hiomahezana(?) sa tsy mapmé ve ra alefa eto??
6. xxx ( 13/02/2009 17:22)
aleo aloha ianao ihany ry andrywiwi no maketo fa ianao dia efa mapihomehy anay an!! tsy mila an'izany nolazain'i ravalo izany!! ny zavatra havaokanao dia efa mapihomehy gravy! :-D :-D :-D :-D :-D
7. klitika ( 13/02/2009 19:06)
ka aleo aloha atambatra le lavenona tao amin'ny RNM, fa ireny izao no nahatahiry an'izay hafatra izay
8. patrick2002 ( 13/02/2009 20:00)
klitika:

ka aleo aloha atambatra le lavenona tao amin'ny RNM, fa ireny izao no nahatahiry an'izay hafatra izay

Ka izay anie no hataoko aminao hoe miteniteny foana ity ra-=8 ity, ary tena manao ny vahoaka tsy olona na mieritreritra ny tenany efa ho irak'Andriamanitra mihintsy ka mnao tsiotsinona ny vahoaka, Tena ohatry ny adala anie hono miresaka aminio rangahy io ,hozy ny mpiara-miasa aminy ,teniny androany ,tsy teniny rahampitso ,ary izay teneniny dia tsy maintsy tanterahana ,nefa indraindray ny zavatra teneniny tena
:-$ :-$ :-$ Ka izao dia mitenby fa aza manaiky manao negociation izany ,androany izy manaiky rahampitso ianao,vadihany ,ny miala ihany izy no mety.
9. patrick2002 ( 13/02/2009 20:04)
xxx:

aleo aloha ianao ihany ry andrywiwi no maketo fa ianao dia efa mapihomehy anay an!! tsy mila an'izany nolazain'i ravalo izany!! ny zavatra havaokanao dia efa mapihomehy gravy! :-D :-D :-D :-D :-D

Tena efa very fanahy mbola velona ny mlagsy izany ,izany hoe ny mpitondra izany tsy tokony hotazomina @ vavany :roll: :roll: ,efa zay indray izany no norma amin'izao fotoana izao ,teneno izay tianao ho tenenina fa izay mino adala :cry: :cry:
Teny hataonao @ sipanao izao aza misy lanjany kou ,no maika fa vahoaka . :{ :{
10. Noue ( 13/02/2009 20:15)
rataxx:
Fa maninona no miandry ela be vao hametraka ilay teteza-mita sahira eo ange nareo ry reto e!
fa atao inona aloha ity tetezana mita eee ???

:-D :-D :-D :-D :-D
11. rataxx ( 16/02/2009 11:49)
lasa manafika ministere indray ange rey olona ny vahoaka bado lalaovin'ny olona fotsiny; sao adinondrizareo ary fa zone rouge ilay toeranaale rehetra. jereo tsara raha mandeha any izao i ANDRY TGV, Jeneraly RAMAKAVELO, Alain Ramarosaona.
efa fantany mantsy ny miandry azy;jeneraly RAMAKAVELO anie le nitifitra ny tongotry ny dadan'I MONJA ROINDEFO e!
12. rataxx ( 16/02/2009 11:50)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0509