Mino ve nareo fa handresy ny tolona

1. rataxx ( 07/03/2009 06:19)
Za manokanaalou de otrany kely finoana ihany satria voafehy tanteraka ireo mikasa hamonjy 13 mai .
Ka noho izany dia manao antso avo ny tenako zavatra hafa reto atao na toerana hafa indray anaovana hetsika fa menatra be le mpitolona na mitadiava fitaovana mitovitovy @le an'i EMMO/NAT zay vao handresy ny tolona
SADY ZAO E! LASA TOLOM-BOTO LE IZY mahamenatra :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :evil:
novalian'i TEGEVE ny 07/03/2009 10:20
2. xl ( 07/03/2009 06:41)
Ao @ Viva ary atao e!
ao mihaja be
dia cravaté daholo ny jomaka makao
3. xxx ( 07/03/2009 08:41)
TOLOM-BOTO sa owe BONTOLO ??? Les 2 à la fois kanefany ooo !!! :lol:
4. Andribe ( 07/03/2009 09:46)
TOLONDRIVOTRA :-D :-D :-D :-D aza manao resakovy fa mbola manaiky ampiesonina foana ve ianareo tgv eee nareo ra8iste reo koa mbola hipoahan ny bombandrivotra fa tairo eo ihany :-D :-D :-D :-D
5. TEGEVE ( 07/03/2009 10:20)
anaka rataxx izahay ato @ foibe dia efa vaky loha ;efa mizaraza hevitra ,ny handositra ho any @ renimalala ve sa ho any tsiafahy ,ny any renimalala tezitra avokoa ,efa tsy mandefa vola intsony fa izahay tsy namono bolina,ny any tsiafahy efa mba nanao bal tany omaly ny sasany tato aminay ka mba aleo angamba eto an-tanindrazana é (l) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3846