Marina izany !
1. rataxx
(
09/02/2009 12:24)
Ny atao hoe Capitaine @nay dia lohan'ny tafika(jadis) izy no eny aloha indridra rehefa anafika fa tsy mialoka any aoriana na mody .Ry Andry sy monja no tokony tifirina fa tsy ny OLONA tsy manantsiny no atao sorona :cry:
novalian'i heidi ny 09/02/2009 18:53
2. Dmon
(
09/02/2009 13:01)
ka ny blem nge ry rataxx mbola misy olona manaraka ry zalahy eh, na tsy vahoaka aza fa hoe andian'olona maromaro. dia ho tifirina daholo ary ve reny?
3. xxx
(
09/02/2009 13:05)
Taloha dia ny mpanjaka mihintsy no mianady sy mifanindrona lefona sy antsy @ fahavalo. Fa taty aoriana kosa dia nanomboka niala pas ry lelika fa koditra sady miaro ny ainy nefa te handresy dia ny miaramila sy ny vahoaka azo baikona no alefa atao sorona mba hipetrahan-dry lerony eo ambony seza volamena.
Fa angaha tsy olona ALIKA daholo itony mpitondra itony eeee!!!
Izany no film lalaovin'i Ra8 sy Andry @ zao fotoana izao.
Tokony asaintsika vahoaka mifanandrina eo @ 13 mai izy roa lahy ka isika indray no mba mipetrapetraka mitazana.

4. curieux
(
09/02/2009 13:10)
aleo dead any dol rehefa tsis saina :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
5. andrywui
(
09/02/2009 13:39)
na innn resaka atao eo na inn zay mpamono olona defa tafiditra amin'ny liste noire amin tantara eto Madagascar miaraka aminireo tompomonakeliny mpandringana vahoaka zany!! RAVALOMANANA == SADDAM HUSSEIN mendrika ny ahantona ny lohany ary tokony ho vonoiana in-2 !! aza mifanena amiko amin fotoana mampihongana azy eo !!!
6. tsiafoi1
(
09/02/2009 13:54)
Andrywui, calme fotsiny elà fa aza miakatra otran'io e!!!!
Ny fitondrana de tsy maintsy hisy fiafarany tokoa 2012, raha tsy mi-dem aloa Ra8, de mbola afaka hilatsaka indray anefa izy rehefa avy eo raha vao mi-dem eo...... De tantara lava hafa idray izay,
Izay lesona azo avoitra t@'ireny toe-javatra ireny aloa mba jerena indray fa aza diso fanatika be loatra.

7. andrywui
(
09/02/2009 14:04)
ary zay mankasitraka azy azy de miaraka ho very any amin Helll miaraka aminy !! tsy teny am jaune rouge ireo vahoaka marobe reo fa eny am arabe !! tsyafoi mpivavaka satanik mamkasitraka famonoana olona !! manaova koa pactes diabolik miaraka aminy fa ho any a Paradisa ianao !! satri mbola tsy ampy anareo ireo zaza 29 natao sorona teny Alarobia de mbola mila rà?????
8. kidoropamba
(
09/02/2009 14:18)
RAVALOMANANA NO TOKONY TIFIRINA FA tsy mandositra any mahajanga mialokaloka amina Mpimasy any foana manome baiko mamono malagasy.
Ny olona tao amin'ny kabinetrany ihany no notendreny ministra FA TENA TSY MISY FAHEFANA mihitsy ity adala Ravalomanana ity.
MIALA E.
Ny olona tao amin'ny kabinetrany ihany no notendreny ministra FA TENA TSY MISY FAHEFANA mihitsy ity adala Ravalomanana ity.
MIALA E.
9. andrywui
(
09/02/2009 14:35)
nikarakara ireo olona maratra zahay ary nampahery azy ireo tao !!! tao no nilazanireo olona marobe fa arabe no nisy azy ireo fa tsy jaune rouge mihitsy fa nitetika genocide mihitsy ra8 fa mezty ho izay no baikon'ny Satana aminy mba ahazahoany indray ny fitondrany !!
10. heidi
(
09/02/2009 18:53)
curieux:
aleo dead any dol rehefa tsis saina :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
:-D :-D :-D :-D :-D :-D eka ouz! ttsy hoe tsy lmanantsiny fa toa jiolahy vaokarama dool ireo