AIZA INDRAY ZAO NO AHITA MAKORELINA?
1. rataxx
(
19/02/2009 06:26)
Ny Alahady talohan'ilay lundi noir iny , dia nisy recrutement na sécurité lehilahy marobe nataon'ny TGV teny @ match rugby, dia ireny no vokany ny ampitso.
Izao indray tsy hisy vadina miaramila hoavy izany ao, fa recrutement no tsy maintsy atao, koa inoana tanteraka fa tsy maintsy ireo zazavavin'ny alina no mazoto @io.
de fantatra eo indray izany iza @ ireo Ministra ireo no manana rélation @ MAKORELINA.
natao bouclier ny MPIANDRY, tsy nety, alefa indray ity ny vadi-miaramila,
Ny iafaran'io SARIM-BAVY, no hisaron-tava eo hanadala miaramila

novalian'i Noue ny 19/02/2009 09:22
2. Noue
(
19/02/2009 07:05)
mais biensur !!!! ho iza indray moa izany vehivavy lazaina fa hitakon-tava izany eee ??? tssss ! tsisy vehivavy vadin'ny miaramila sns hanao an'zany eee ! k'ita fa ireny olona voavidiny ireny indray zao no atao bouclier !! :evil: :evil: :evil:
3. papajames
(
19/02/2009 07:14)
Mino aho fa amin'izao misy couvre feu izao dia mety handeha ny makorelina satria tsy mandeha ny tsena,misy vahaolana ihany anefa raha tena tsy mahita izy ireo,dia ny vady amanjanany,
ohatra,ry Mialy Rajoelina (vadin'i Andry Foza Orana),vadin'i Organes,ry Benja Razafimahaleo,Hasina Andriamanjato,Gilbert Raharijatovo,sy ny sns...
koa raha tsy vadina inona ny vadin'ny miramila sy ny karazany ka manaiky atoan'ilalahy tohatra fiakarana eo fotsiny,
ialahy no te haka seza eo,aleo ry zareo anorenana trano marobe ao Ambohijatovo ,izay kianja efa nofidiny,dia ao no ananagana mnistera maro be ametrahana azy ireo

4. ravatorano
(
19/02/2009 07:26)
ny miaramila v hanaiky handefa ny vadiny eny izany fa mba resaka tiana hatavy izany fa dia ho hitantsika eo izany na ny tena marina angaha hoe dia ho hitanany izay mipetraka aty Antananrivo eo izany sy afaka mijery sy mitazana eny ampefiloha fanaovan dry zareo sit in indray :wink:
5. yuka
(
19/02/2009 08:07)
amiko aloha na vadi-miaramila,na makorely na piandry ,na sarimbavy tena izy sy izay mbola ho avy eo,ka handika ny lalana-velona eto amin'ny tany sy ny fanjakana dia mendrika azy ny famaizana (fisamborana) na tifitra raha ilaina izany!
fanga ra vadina rasily de tsy azo tifirina :-D :-D :-D

6. xxx
(
19/02/2009 08:32)
2. Mpandefa : papajames [ Valio ] 19-02-2009 08:14:31
Lohateny : Re : AIZA INDRAY ZAO NO AHITA MAKORELINA?
Mino aho fa amin'izao misy couvre feu izao dia mety handeha ny makorelina satria tsy mandeha ny tsena,misy vahaolana ihany anefa raha tena tsy mahita izy ireo,dia ny vady amanjanany,
ohatra,ry Mialy Rajoelina (vadin'i Andry Foza Orana),vadin'i Organes,ry Benja Razafimahaleo,Hasina Andriamanjato,Gilbert Raharijatovo,sy ny sns...
koa raha tsy vadina inona ny vadin'ny miramila sy ny karazany ka manaiky atoan'ilalahy tohatra fiakarana eo fotsiny,
ialahy no te haka seza eo,aleo ry zareo anorenana trano marobe ao Ambohijatovo ,izay kianja efa nofidiny,dia ao no ananagana mnistera maro be ametrahana azy ireo
ka maninona no tsy ny vadin'ny ry zareo mpitolona mafàna fo no aroso eo aloha e! tsy mila recrutement izany fa ny vavy eo aloha ny lahy aty aoriana?????
7. xxx
(
19/02/2009 09:07)
11H50 : Andry Rajoelina est sur place
11H45 : Place du 13 mai. début de manifestation en présence de femmes de militaires
11H00 Le sénateur Tovonanahary Rabetsitonta, et le sénateur Jean Faure, Président du groupe France- Madagascar et des pays de l’Océan Indien se sont rencontrés le mercredi 18 février 2009 en France
dia efa tsy misaina mihintsy ihany koa ilay vadina miaramila...nisy nanaiky natao aktera ihany :-D :-D :-D :-D
ny tetik'i andry izany amin'izao dia raha vao misy voakitiika ka maratra ny miramila mpitandro ny filaminana ny vadina miaramila aktera by andrytgvendrana dia ho lasa ady antrano ho an'ny samy miaramila eo izany raha ny fahazahoako azy tsssssss :-D :-D :-D :-D
8. xxx
(
19/02/2009 09:08)
11H50 : Andry Rajoelina est sur place
11H45 : Place du 13 mai. début de manifestation en présence de femmes de militaires
11H00 Le sénateur Tovonanahary Rabetsitonta, et le sénateur Jean Faure, Président du groupe France- Madagascar et des pays de l’Océan Indien se sont rencontrés le mercredi 18 février 2009 en France
tsy voalaza teo fa voalaza tary :-D

9. Noue
(
19/02/2009 09:22)
dia halaina baraka indray ny vadin'ny miaramila nefa efa fantatra zao fa ny makorelina mody misarona tava no entin'lery ao eee !! tssss :evil: :evil: :evil: :evil: