he! he! mbol mitohy ny lalao!aza mipiakelik alou fa ho avy e
1. andrywui
(
18/02/2009 09:57)
Ny mahagaga de mbola ao anatin'ny vava ady sy ny tolona tanteraka ny pokna amzao nefa ny ato amin'ny forum efa falifaly daholo otran'ny oe nandresy zany daoul !! he ! he ! mapme be daoul ireto sarimbavy ato ireto ka !!! tsisy manana hazondamosina ry dagà !! zay ary alou ry zalah fa ndeha hamonjy adidy eny Anosy vetivety ah !!! ra mitsefotra ndray ty androany ty de ampitso koa fotoana mety ,afakapitso , afaka herinandro, ray volana ...mbola ho ela no hilalaovana an'io fa aina no matezà oa he he he
novalian'i xxx ny 18/02/2009 13:16
2. isalo
(
18/02/2009 10:12)
andrywui:
Ny mahagaga de mbola ao anatin'ny vava ady sy ny tolona tanteraka ny pokna amzao nefa ny ato amin'ny forum efa falifaly daholo otran'ny oe nandresy zany daoul !! he ! he ! mapme be daoul ireto sarimbavy ato ireto ka !!! tsisy manana hazondamosina ry dagà !! zay ary alou ry zalah fa ndeha hamonjy adidy eny Anosy vetivety ah !!! ra mitsefotra ndray ty androany ty de ampitso koa fotoana mety ,afakapitso , afaka herinandro, ray volana ...mbola ho ela no hilalaovana an'io fa aina no matezà oa he he he
hoa an'ny tsy manakatao toa an-drangah de zara ay misy analana azy
3. ngoiha
(
18/02/2009 10:12)
Ty efa m'delira mints mitondra ihany satroka fa sao de mamely loatra ny masoandro ka miakatra le maoly ka mitraotra eny dia manjary haterin'ny namanareo any amin'ny 18 eeeee.MORAMORA IHANY
4. Mirananirina
(
18/02/2009 10:17)
mapme be daoul ireto sarimbavy ato ireto ka !!! tsisy manana hazondamosina ry dagà !! zay ary alou ry zalah
o ry Andrywui an.Hitanao fa marina ny teniko,lazainao fa manenjika anao foana aho,nefa ianao raha vao miteny dia izao.
Mazotoa ianao dia tohizo ny tolona,fa misy fizarana vola sy vary any.
5. andrywui
(
18/02/2009 10:17)
Ngohia !! tamlah namonjy 13mai tam 2002 rovitra pataloh tsy nidelira sy vendrana elah fa rehefa ny olona no hanapoaka anlah zao de vendrana midelira !!! aleo lesy hande amin'ny marina sy ny ara daalana fa tsy refa elah de voromanga !!
6. ARINOFY
(
18/02/2009 10:18)
O ry Andrywui a,mba toroy anie ireo chomeurs be de be mpanohana ny tolona ireo fa raha izay fotoana very nanalana azy teo @ 13 mai izay no nanaovana HIMO de mba efa nisinisy ny fidiram-bola.Raisiko ohatra oe 10 000fmg ny indray andro @ HIMO de ataovy kajy tsotsotra :10 000fmg x 20jours: 200 000fmg.Tsy aleo ve nandray an'io toy izay lany fotoana nitanin'andro teo @ 13 mai nefa na ministera iray hatr@ zao mbola tsy azo "tompokolahy sy tompokovavy".
7. rangorivao69
(
18/02/2009 10:21)
raouioui>AIZA NY BARAMINA, NY LASNTSY,NY LOOKS,NY GATO RESAK'ETODRA LIETY REO LAZAIN TENA REO E,VENDRAMPOOR HOTRANY TGV TY :twisted: :twisted: :twisted:
8. andrywui
(
18/02/2009 10:25)
Tsy zay hanina kely ndray andro no ahatafavoaka ny fiainanao sy ny taranakao !! voageja tsy hiakatra sy sintonina hidina toy izao ataon'ny ra8 zao !! didy maso asiam-panafody io ry arinofy ka mahareta fa hanan ny soa a!!!! tombotsoa ho an'ny taranaka no mahafaty ny olona toy izao fa ho anareo kanosa sy tsy sahy mipetraha de akombony ny vava mantsy e !!! ny tolona tsy manaiky haetry toy izao no mahatafavoaka ny firenena maro ! fa ny Malagasy efa nahazo tarazo ny taloha oe manaiky foana de lovaina hatramzao
9. andrywui
(
18/02/2009 10:28)
Rangorivao !!! aza miteny ratsy letsy fa miala tato ref hiteny ratsy a !!! betsaka azonlah hidirana ny lohahevitra rehetra fa ra zay de mivoaha rehefa tsy mahatanty !!! hitako ny oe Rangory69 ny ps anlh hay efa veta2 hatramin'ny taranandray amandreniny be teny ratsy !!
10. rangorivao69
(
18/02/2009 10:34)
raouioui>KAY ELAH PANOPA OL TY TSY MAHATANTY REFA ATAO :evil: :evil: :evil:
11. xxx
(
18/02/2009 10:35)
miandry tataka eny anosy fotsiny ry andry wui,tsy aleo ve lesy manala fako poince ny 10.00 par jour,misy hividianana looks sy gateuax :-D :-D :-D :-D
12. andrywui
(
18/02/2009 10:35)
Tsy mbola nanompa olona na niteny ratsy zany aho ,fa lazao eto tao amin adihevitra iza no nitenenako ratsy ??? aza mandainga letsy refa be teny ratsy a!!!
13. xxx
(
18/02/2009 10:42)
ZAY ! ! FAY TSARA ZAY LE RANGORY69 INY DE LASA NITSOAKA TEO !! AFABARAKA KA ! MITENY RATSY LOATRA
14. rangorivao69
(
18/02/2009 10:45)
raouioui>VOAN'NY ALZAMAIERE VE ELAH NOTSY TADIDINELAH NY NATAONELAH, :evil: :evil: :evil:
15. andrywui
(
18/02/2009 10:58)
Rangory69 aokizay !!! marina zany ny anlah !!!
tsy maintsy mitolona ny Malagasy ra te hiaina fiainana ambonimbony kokoa izy sy ny taranany !!! fa tsy zay hanina kely ndray andro no ahatafavoaka ny fiainanao sy ny taranakao !! tsy izao karama 28euro zao no fetra farany ho an'ny filan'ny olombelona aradalana !! toy izao karama zara ra miakatra ataon'ny ra8 zao !!ary ra miakatra kely aza de asiany ray andalana aminio ny solika !! de ny omaly tsy miova ihany fa nomena teto de nalainy ary!! tsy izany no fanasoavambahoaka !! tsy malhonnete toy izany ny mpitondra ka manao vaindrahalahy tsy maharary !! fa tokony aharary azy ny fahorian'ny vahoaka malagasy !! nefa innn no nataony tao anatin'ny 7taona ?? ny tenany sy ny azy no nahafatifaty azy ny nanao tantely afa-drakotra fa ny vahoaka nalentiny amin impot be karama kely ,Ka didy maso asiam-panafody io ka mahareta fa hanan ny soa a!!!! tombotsoa ho an'ny taranaka no mahafaty ny olona hitolona toy izao fa ho anareo kanosa sy tsy sahy mipetraha , akombony ny vava mantsy e !!! ny tolona tsy manaiky ny ho haetry toy izao no mahatafavoaka ny firenena maro ! fa ny Malagasy efa nahazo tarazo ny taloha oe manaiky foana de lovaina hatramzao, tsy manatsaina hanohitra sy tsy hanaiky ny tsy rariny !!! isika rehetra izao samy mahalala fa tsy rariny izao hitondrana ny firenena tao antin 7 zao saingy de vitaina amin(ny le fomba gasy oe :: atao ahoana ee!! efa io ny tena ka de hiaretana ee!! aleo aloh izy ho eo fa tsy hiova ihany ve izy ee!!! zay no tsy mahatafavoaka antsika ra tsy miova io fisainanan io !!! io no takatry Ravalo de hangejainy ny saina sy ny tena tsy hietsika koa !!!

16. Noue
(
18/02/2009 11:00)
ho may ao ianareo androany leisy ry wiwiwi aaa ! efa nampitandrina anie ny sefon'ny miaramila eee :^) :^) :^) :^)
17. tsiafoi1
(
18/02/2009 11:08)
Ka de hitolona haninona anefa e! Hanao miracle mon ami !
Ndana miasa fa aza mandany andro, manao arizato am-pandriana fotsiny eo!
Mitaky asa ny fandrosoan'ny isam-batan'olona, isan-tokantrano, ary ny firenena iray manontolo.
Fanitsiana kely (jereo gazety omaly HIMO = 10000Ar isan'olona)

19. andrywui
(
18/02/2009 11:12)
aleo samy ho may eto e!! nefa tsy izay no hiseho anio fa aza taitra fotsiny alou!! raha te ahita ahy laisany de eto alohan'ny essence ampitan'ny Fiaro Ampefiloha eto aho ami, zao misy ordi portable miaraka amiko , de misy kalack roa eto akaikiko ,de miaramila iray ko namako eto aminizao fotoana izao ze te ahita an'i Andrywui