he! he! mbol mitohy ny lalao!aza mipiakelik alou fa ho avy e

21. Mimhie ( 18/02/2009 11:28)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: mampihomehy anà mihintsy ianao ry Andrywui! efa midelira mihintsy!
22. xxx ( 18/02/2009 11:44)
andrywui:

aleo samy ho may eto e!! nefa tsy izay no hiseho anio fa aza taitra fotsiny alou!! raha te ahita ahy laisany de eto alohan'ny essence ampitan'ny Fiaro Ampefiloha eto aho ami, zao misy ordi portable miaraka amiko , de misy kalack roa eto akaikiko ,de miaramila iray ko namako eto aminizao fotoana izao ze te ahita an'i Andrywui

ara le baramine aiza eh


23. ARINOFY ( 18/02/2009 11:45)
Misaotra nanitsy ry tsiafoi a.Vao maika mety raha 10 000ariary ny himo.De aleo ireo manantena mana avy any andanitra ireo hiandry izay sombitsombiny latsaka avy @ latabatr'i Andry tgv fa tsy hiasa.
24. xxx ( 18/02/2009 12:10)
Inona kay no programme an'ny TGV androany sy rahampitso ? :idea:
25. andrywui ( 18/02/2009 12:59)
Eo Anosy iany ka !! tsy taitra !! fa miandry lazon'ady !
26. Noue ( 18/02/2009 13:07)
dia inona lesy no azon'lahy tao androany aaa ???
27. ngoiha ( 18/02/2009 13:13)
Izahy l'ty na rovitra pataloh teny amin'ny 13 mai tamin'ny 2002 mazava ny STRATEGIE nitondrana anay teny,fa tsy mitovy ny an'lah LAINGA LAVA ISAN'ANDRO efa mankaleo.Fafazana lainga foana le ol isan'andro,sady tamin'zany lava ny fotoana nanaovana GREVE TETO amin'ny tanana fa tsy nisy na tapa-panjaitra iray potika,na ain'ol 1 nafoy.Fa ny an'lah TONGA DIA FANDROBANA SY FAMPIRISIHINA anareo mianakavy ho faty fotsiny am'zao.Mba misaina OA.Manin raha zay mpitarika no tonga dia mandeha miditra any am'zay tiana halaina fa tsy IANAREO no asesika dia Andry avy eo no manisa ny ol maty sy midradradradra ery amin'ny 13mai woe zao idray ny isan'ny MATY.Tsarovy fa ny aina 1ihany sady mbola tsy nahita mpivarotra aina hatramin'zao.Ka rehefa tsy tonga saina dia mandehana ihany oooooo.Antitra eo ampefiloha eo fa mandehana MODY FA TSY ARA-DALANA
28. xxx ( 18/02/2009 13:16)
hoy iAndrywui

Lohateny : he! he! mbol mitohy ny lalao!aza mipiakelik alou fa ho avy e
Ny mahagaga de mbola ao anatin'ny vava ady sy ny tolona tanteraka ny pokna amzao nefa ny ato amin'ny forum efa falifaly daholo otran'ny oe nandresy zany daoul !! he ! he ! mapme be daoul ireto sarimbavy ato ireto ka !!! tsisy manana hazondamosina ry dagà !! zay ary alou ry zalah fa ndeha hamonjy adidy eny Anosy vetivety ah !!! ra mitsefotra ndray ty androany ty de ampitso koa fotoana mety ,afakapitso , afaka herinandro, ray volana ...mbola ho ela no hilalaovana an'io fa aina no matezà oa he he



:-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4229