Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
19/02/2009 09:24)
efa lany morce ve tsika am'le thème e!
efa lany morce ve tsika am'le thème e!
...
tohiny
novalian'i Papoose ny 21/02/2009 20:49
penguin
(
19/02/2009 09:18)
Efa azo vé ry TGVendrana. Efa mifona vé Zay é? Hehehehe
Toa mbola tsisy azo na Ministera iray aza ry TGVendrana a ? Ny vizana tsy han'asa indray no apetraka mamay vody eo nefa lazaina fa efa akaiky ny fandresena. Ny tolana no voa fa tsy ny rindrina vé éÃ...
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 20/02/2009 00:40
Edrak
(
19/02/2009 08:36)
Fitantanana ny tetezamita
Fa inona no expérience hananan'i Andry TGV no hahafahany milaza fa hitantana ny governemanta tetezamita izy. Tsy sanatria vahoaka handihy DJ akory ny vahoaka malagasy....
tohiny
novalian'i xxx ny 19/02/2009 10:38
mampahery
(
19/02/2009 08:36)
lhl manambady mitady sipa hiarahana
aza sasa miandry eo leisy papoose a.sao de miandry an'i poly eo a. :-D ...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 09/03/2009 14:20
lemenakely
(
19/02/2009 08:35)
Ho anarin ny Fahoriana ny gasy !...
Ny zavatra hita dia mihamivary lavo ny olona , be ny very asa ,...Ireo mpanao politika anefa iaraha- mahalala fa presque metimety daholo ny fiainandry zareo ,fa ny ankabeazan ireo olona no voa mafy.
...
tohiny
novalian'i lemenakely ny 19/02/2009 11:08
mampahery
(
19/02/2009 08:15)
mitady sipa mahay misarme é!
salut à tous,za de lehilahy 28 ans mba mitady sipa manana experience @ resaka charme eo aminy fiarahanolon-droa ohatra fa izany no mety mba mahafinaritra ndray amin'izao vaninandro izao....
tohiny
novalian'i Papoose ny 21/02/2009 20:52
Fanhaiky
(
19/02/2009 08:07)
Inona no hiafaran'ty Firenena ity ?
Mba lasa ny saiko tato ho ato amin'ty tsy filaminana ara-politika sy ara-pombam-pijery ity; mba diniho anie:
TGV sy ny vahoaka entiny tsy hijanona fa tsy maintsy tohizana hono ny tolona ka na inon-ki...
tohiny
novalian'i lemenakely ny 19/02/2009 12:16
Raherizo
(
19/02/2009 07:16)
satria enao
Mba mangataka an'io hira io zah, de big up daholo no hatolotra ho an'izay mankafy an'i RABOUSSA é :-* :D ...
tohiny
novalian'i marindra ny 21/02/2009 15:00
Noue
(
19/02/2009 07:10)
Le Boucher de Iavoloha
ahoana indray io eee ???
[b]On voit aujourd’hui que TGV derrière son visage de jeune premier ose élaborer des stratégies perverses et criminelles afin de servir ses intérêts.[/b]
[...
tohiny
novalian'i Noue ny 19/02/2009 09:24
sitlo
(
19/02/2009 06:37)
Rakoto sy ny devoly sy ny mosavy
http://www.tantely.org/rakoto/
Mino ve ianareo fa tena misy ny olona idiran'ny devoly, ny fanasitranan'ny mpimasy sy ny mpametra-tanana?
Tsy tahaka ny fahagagana fanasitranana nataon'i Jesosy ve i...
tohiny
novalian'i laloanany ny 11/03/2012 23:10
rataxx
(
19/02/2009 06:26)
AIZA INDRAY ZAO NO AHITA MAKORELINA?
Ny Alahady talohan'ilay lundi noir iny , dia nisy recrutement na sécurité lehilahy marobe nataon'ny TGV teny @ match rugby, dia ireny no vokany ny ampitso.
Izao indray tsy hisy vadina miaramila hoa...
tohiny
novalian'i Noue ny 19/02/2009 09:22
ari.malala
(
19/02/2009 05:57)
Bonanif Fa (ftma)
Bonaniversera Fa de mirary soa hatrany, hitombo hery sy tanjaka ary fahasalamana hatrany fifanatitra sy hifampitolona am Nirin hihihi! kiss akia a! :-* :-*...
tohiny
novalian'i marindra ny 21/02/2009 15:00
xxx
(
19/02/2009 05:57)
cycle (régle)
slt daolo, cycle irregulier : na 28 na 31, aôna ny fanisa azy fa mampanay ref ......
tohiny
novalian'i baraingo ny 11/03/2009 07:12
klitika
(
19/02/2009 03:50)
Maraina indray aloha ny andro
Dia eny mbola maraina laoha dia aleo miantsena, dia mba afaka mitsotsotra indray androany mihaino tantara direct avy eny Anosy.
Tena tsy mahavoaka intsony fa efa mankaleo be ilay titre, nefa teo e...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/02/2009 08:47
tiavinah7
(
18/02/2009 23:12)
si le grain de blé Ny Ainga
mangataka hira...
tohiny
andrywui
(
18/02/2009 22:36)
NY RAHAPITSO ZANY TSY HITSEFOTRA TSONY FA MBA HODY VENTINY E
Tena efa azo antoka zany fa tsy hitsefotra tsony ny antsika ry zalahy rahapitso fa tena hody ventiny amzay ahh !!!! be mba hifandom'bera kely zany isika ato amin forum rahapitso an !!! fa na izany a...
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 19/02/2009 23:14
xxx
(
18/02/2009 22:18)
AIR FORCE ONE,IMPOS DE MAGRO TIKO,DEMOCATIE,EGLISE
Tsy nisy president teto madagascar ka nahativa ny vitan'i ra8 nefa mbola tsy ampy izany
.Tokony hamidy air force one ary ny vola azo dia hanampiana ny vola Map satria mbola mila vola maro io projet i...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/02/2009 08:59
xxx
(
18/02/2009 22:03)
hangina ve ry tgv ra ohatra ka amidy ny force2
ozy ny tim Raharinaivo Andriantoandro oe azo amidy ny force2 ra zay no hampilamina ny raharaha
de iza ny oul mety hividy an'io ...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/02/2009 09:00
fijo
(
18/02/2009 21:18)
miaramila herim pamoretana
rehefa nitranga ny asa nataon'ny miramila tany madagasikara,dia maika ery isika nilaza fa hery famoretana.
misy korontana koa izao any amin'ny dom,antille,inona no avy dia natan'ny zandary sy polisy ...
tohiny
novalian'i klitika ny 19/02/2009 03:52
xxx
(
18/02/2009 21:03)
zafy interpelle ravalomanana
somary lava ihany le izy
http://www.madagasikara-soa.com/index.php/Tribunes-politiques/ZAFY-Albert-interpelle-vigoureusement-Marc-Ravalomanana.html
ino azonareo ambara ...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/02/2009 22:07
