mitady sipa mahay misarme é!

1. mampahery ( 19/02/2009 08:15)
salut à tous,za de lehilahy 28 ans mba mitady sipa manana experience @ resaka charme eo aminy fiarahanolon-droa ohatra fa izany no mety mba mahafinaritra ndray amin'izao vaninandro izao.
répondu par Papoose le 21/02/2009 20:52
2. xxx ( 19/02/2009 09:04)
de tena tsis thème aroso ve elah e! zany aby ka aroso eto ! @ zay de atao in-2 mits le izy !
3. yuka ( 19/02/2009 09:19)
ndana ry se maka ray @ireo vadi-miaramila etsy @ 13Mai aa! :D
4. xxx ( 19/02/2009 09:22)
yuka>>> ita oa! il suffit d'y aller de misambotra 1 de pan mandositra de zay
5. Mimhie ( 19/02/2009 12:45)
za efa misarma be @ io Avatar ko io sao mbô mety? :lol: :lol: :lol:
6. mampahery ( 19/02/2009 13:00)
merci @ le sarme fa mlay e,tena sarme réel no tiko.
7. Fanampy ( 19/02/2009 13:11)
Salut aloha é.za de vao2 be ato fa faly mahafantatra anareo rehetra,te na mba mahafinaritra ahy i Yuka,ka tsy mila maka vadi-miaramila zany fa enao miintsy no ilaiko.
8. Mirananirina ( 19/02/2009 14:05)
za tsy mahay misarma fa matory mitsangana no haiko
9. sitlo ( 19/02/2009 14:15)
sarma daholo izany ry mirana a
10. xxx ( 19/02/2009 14:29)
Mampahery (mpanoratra) ve aloha mampite-hisarma eh???????????????????????????
11. Papoose ( 19/02/2009 15:21)
misy koa nga ny crise de charme leeee :-D :-D
12. princesseN ( 19/02/2009 15:42)
tena mba mila maika mints enao zany marina!!nga d any @ tany tsisy vhv mints enao io eh!!
13. Papoose ( 19/02/2009 21:04)
mety misy sy feno ihany fa maina tsy msarm :-P
14. mampahery ( 20/02/2009 06:03)
PrincesseN a,tena tsy oe tany tsisy vhv fa mba mila an'zany kosa ve le bandy de.
15. ari.malala ( 20/02/2009 08:21)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
16. Mirananirina ( 20/02/2009 13:06)
sarma daholo izany ry mirana a

Misaotra ary e,omeko ariary ianao amin'izay.
17. Papoose ( 21/02/2009 20:52)
mandeha daholo zany na tsikin'aroa aza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.8312