mitady sipa mahay misarme é!
1. mampahery
(
19/02/2009 08:15)
salut à tous,za de lehilahy 28 ans mba mitady sipa manana experience @ resaka charme eo aminy fiarahanolon-droa ohatra fa izany no mety mba mahafinaritra ndray amin'izao vaninandro izao.
novalian'i Papoose ny 21/02/2009 20:52
2. xxx
(
19/02/2009 09:04)
de tena tsis thème aroso ve elah e! zany aby ka aroso eto ! @ zay de atao in-2 mits le izy !
4. xxx
(
19/02/2009 09:22)
yuka>>> ita oa! il suffit d'y aller de misambotra 1 de pan mandositra de zay
7. Fanampy
(
19/02/2009 13:11)
Salut aloha é.za de vao2 be ato fa faly mahafantatra anareo rehetra,te na mba mahafinaritra ahy i Yuka,ka tsy mila maka vadi-miaramila zany fa enao miintsy no ilaiko.
10. xxx
(
19/02/2009 14:29)
Mampahery (mpanoratra) ve aloha mampite-hisarma eh???????????????????????????
12. princesseN
(
19/02/2009 15:42)
tena mba mila maika mints enao zany marina!!nga d any @ tany tsisy vhv mints enao io eh!!
14. mampahery
(
20/02/2009 06:03)
PrincesseN a,tena tsy oe tany tsisy vhv fa mba mila an'zany kosa ve le bandy de.
