NY RAHAPITSO ZANY TSY HITSEFOTRA TSONY FA MBA HODY VENTINY E
1. andrywui
(
18/02/2009 22:36)
Tena efa azo antoka zany fa tsy hitsefotra tsony ny antsika ry zalahy rahapitso fa tena hody ventiny amzay ahh !!!! be mba hifandom'bera kely zany isika ato amin forum rahapitso an !!! fa na izany aza ra sanatri ka misy fivanjavatra kely de aza taitaitra nareo fa sambobalala main'andro io e!!! fa na izany natsia aloh defa poinsa be ny rahapitso !!! thsin!tshin be rahapitso ry akamako isany ato a!! sady mety efa mba mety hitsangana i Penguin rapitso na de mbola malezolezo aza de mba hiarahaba azy velona soamatsara ko e!!
novalian'i rangorivao69 ny 19/02/2009 23:14
2. rangorivao69
(
18/02/2009 22:53)
LANY FOTOANA EO ELAH FA TSISY OL MIRARAHA NTSONY NY GASY LEITY :evil: :evil: :evil:
3. ndenn
(
18/02/2009 22:53)
Ka ahoana ry namana Andrywui ,inona no vaovao rahampitso ? nahita article tao @ palmares forbes aho ka mba valaka ihany ny saiko ny momba an' Antananarivo.Mahakivy tanteraka . :cry:
4. xxx
(
19/02/2009 02:47)
Otsan'ny mankaleo be le mihaino sy mijery ary mandinika an'le politika gasy! tsy matotra mihintsy! Politikan'ny tsy nahita fianarana fa te hameno paosy daholo.
5. rangorivao69
(
19/02/2009 03:29)
raouioui>ZAO NY TARATRY NY TOETRAN'IREO TGVENDRANA ,TONTAKELY ,REO VE MBA PROGRAMA KLE,AMPIASAO LE SAINA NA DE KELY SY MAIVAN-DOHA !!!! :evil: :evil: :evil: :evil:
6. madamakely
(
19/02/2009 06:09)
rangorivao69:
raouioui>ZAO NY TARATRY NY TOETRAN'IREO TGVENDRANA ,TONTAKELY ,REO VE MBA PROGRAMA KLE,AMPIASAO LE SAINA NA DE KELY SY MAIVAN-DOHA !!!! :evil: :evil: :evil: :evil:
Aza de manambanimbany olona rangory a, tolona ity ary ady fiady ka aoka ny tantara no itsara, fa io taimbavanao io ihany dia efa ampy ahafantarana ny tena toetsainao.
7. rfd2001
(
19/02/2009 06:27)
le copu d'etat ve tsy maintsy atao e ????? Ary tsy misy fika hafa ankoatra le coup d'état ve ????
8. a256011
(
19/02/2009 07:07)
Ny ahy indray ny nahatsikaiky omaly dia ny filazana fa misy ny fanantenana araka ny resaka nifanaovana t@ miaramila (...) hoy ilay tsy maintsy nampandry adrisa t@ vahoaka, satria sao dia ho voatora-bato. Dia hoy indray ranamana : "anio moa dia TALATA grobaka (andro fady), fa aleo rahampitso no tohizana ny tolona, fa rahampitso ALAROBIA tsy miverina..." toa rendremana daholo ny rehetra, fa anio maraina vao nifoha dia tongasaina daholo fa hay omaly no tokony Alarobia tsy miverina... Sao dia tokony tsy hiverina intsony ary!!! fa ajanona @ zay izy ity, fa toa mifamitaka fotsiny...
9. ravatorano
(
19/02/2009 07:46)
raha nijery gazety tara nivoaka androany ianareo d hita eo amin'ny pejy voalohany misy sary iray izay mampiseho "andiana tovolahy" izay lazain io gazety io fa mpanakorontana.Ny fitafiny dia orange ny loko marevaka hita eny amidry zareo ireo ka naman'ny eny amin'ny 13 mai v ireo sa kosa lazaina indray fa na iza na iza dia afaka mitondra lamba miloko orange avokoana dia tsy mpiara mitolona aza !
tsy hay tsony e !
fa dia minadry ilay alakamisy mbola mety hiverina izany e !

10. ifiona
(
19/02/2009 07:48)
a256011:
Dia hoy indray ranamana : "anio moa dia TALATA grobaka (andro fady), fa aleo rahampitso no tohizana ny tolona, fa rahampitso ALAROBIA tsy miverina..." toa rendremana daholo ny rehetra, fa anio maraina vao nifoha dia tongasaina daholo fa hay omaly no tokony Alarobia tsy miverina...
anko va re !
:-D :-D :-D
11. xxx
(
19/02/2009 08:20)
6. Mpandefa : rfd2001 [ Valio ] 19-02-2009 07:27:12
Lohateny : Re : NY RAHAPITSO ZANY TSY HITSEFOTRA TSONY FA MBA HODY VENT
le copu d'etat ve tsy maintsy atao e ????? Ary tsy misy fika hafa ankoatra le coup d'état ve ????
fikan'antitra efa demodé tsy mahomby izany e! tena ita mihintsy le dj fa tsy ampy traikefa :-D :-D :-D :-D :-D
12. xxx
(
19/02/2009 08:23)
7. Mpandefa : a256011 [ Valio ] 19-02-2009 08:07:53
Lohateny : Re : NY RAHAPITSO ZANY TSY HITSEFOTRA TSONY FA MBA HODY VENTINY E
Ny ahy indray ny nahatsikaiky omaly dia ny filazana fa misy ny fanantenana araka ny resaka nifanaovana t@ miaramila (...) hoy ilay tsy maintsy nampandry adrisa t@ vahoaka, satria sao dia ho voatora-bato. Dia hoy indray ranamana : "anio moa dia TALATA grobaka (andro fady), fa aleo rahampitso no tohizana ny tolona, fa rahampitso ALAROBIA tsy miverina..." toa rendremana daholo ny rehetra, fa anio maraina vao nifoha dia tongasaina daholo fa hay omaly no tokony Alarobia tsy miverina... Sao dia tokony tsy hiverina intsony ary!!! fa ajanona @ zay izy ity, fa toa mifamitaka fotsiny...
efa tokony hiala sasatra kely lery fa efa hita hoe vizana ny vatana sy ny saina, sao ho tratran'ny surmenage eo :-D :-D :-D :-D
13. xxx
(
19/02/2009 08:25)
andrywui:
Tena efa azo antoka zany fa tsy hitsefotra tsony ny antsika ry zalahy rahapitso fa tena hody ventiny amzay ahh !!!! be mba hifandom'bera kely zany isika ato amin forum rahapitso an !!! fa na izany aza ra sanatri ka misy fivanjavatra kely de aza taitaitra nareo fa sambobalala main'andro io e!!! fa na izany natsia aloh defa poinsa be ny rahapitso !!! thsin!tshin be rahapitso ry akamako isany ato a!! sady mety efa mba mety hitsangana i Penguin rapitso na de mbola malezolezo aza de mba hiarahaba azy velona soamatsara ko e!!
ndrôôôô! hay ve mba olona malefaka hoatra izany ihany ity andrywuii ity na manao vavan'andevo aza e!
:-D :-D :-D efa hita fa hifarana ny an'i ingahy tgv dia izay sisa no tena mety an! aleo hifandom-bera ary e! tchin tchin ravokininina
14. a256011
(
19/02/2009 10:02)
Vao niteny teo ny filohan\'ny Tetezamita. Ny nolazain\'ilay manamboninahitry ny tafika omaly iny anie ka hoe efa miaraka amin-tsika ry zareo fa tsy atao eo imason\'ny mpanao gazety fotsiny e!!!
Raha ny hita omaly aloha dia 15mn no nifan-dresena lahatra teny, ary 15mn no niodikodinana handray fanampahan-kevitra hilaza ny vaovao @ vahoaka... Avy eo dia nilaza fa misy ny fanantenana fa miaraka @ntsika ny tafika ...Ny vadin\'ny polisy sy ny tafika no hitari-dalana sns...Ny talata gorobaka sns... Lasa film njaza izy ity!!!
Raha lasan-tsika ny tafika tsy aleo ve tonga de tafihina ny milisy sy ny miaramila mpiambina ny ministera ao e! Sa miaramila kanosa ireo miaramilan-tsika ireo??? Sa tsy maintsy misy sorona avy aty @ vahoaka vao mora ny mandresy ireo milisy sy mpiambina ny filoham-pirenena ireo??? Ny ety an-tany anie tsy iverenana in-2 e.
Sao dia lainga kosa ary izany. Toa tsy matoky izany izahay. Vao teo aza ianao no nilaza fa tsy maintsy azon-tsika io na androany, na rahampitso, na rahafak\'ampitso sns... Tena vendrana marina izahay manaraka anao ka. zany ve de mbola tsy takatray hoe mbola hoela ny lalao? ny Tolona mantsy e!
Mazotoa ry zalahy mitolona, enga anie mba handresy ny tolona atao:
De ahita asa ao anatin\'ny fotoana foy ireo tsy anasa, de ho velona malaky ireo orinasa nikatona, de hamidy ny force one 2 de hividianana vary de hisakafo tsy mila misasatra mandritra ny dimy taona... De enga anie ka ho marina foana izao fahamarinan-tsika izao, fa tsy ohatra ny t@ 1991 nefa tafaverina ihany ilay nesorina (Ratsiraka) taoriana kely... Enga anie mba ho tanteraka ny DEMOKRASIA tena izy tadiavin-tsika ka tsy hiady foana ny Praiminisitra sy ny FILOHA @ tsy fitovian-kevitra, de hisolosolo foana isam-bolana ohatra ny t@ izany fotoana. Fisaka ny marina ka sarotra tadiavina. Ny azoko antoka aloha dia mihamiletika anaty lavaka isika izao, ka de miandry an\'i TGV Mpanao magie hanavotra.
Mmmh! Manonofy ve aho sa ???

15. andrywui
(
19/02/2009 10:20)
aza mikoropaka fa ny atao izao de ::: --miandry ! --de mijery ! mijery fotsiny fa tsy miteny ny ato an !!!--fa hisy zavatra tsy ampizina atao surprise ho atsika tsy ho ela !!--- fa makà toerana alo fa aza taitaitra be ,toneo tsara ny fo fa ny tanety mbola ho lava -- ny dinika mbola mande -- !!!!
16. rangorivao69
(
19/02/2009 23:14)
raouioui> MAKA ELAH AINA ,TSY ARAK'ELAH NY BANDY
madamakeliloha>AMALY DINIKA VE ,SA ANDRAHONA FOTSINY ,AZA MITSONTSONA SAOROVITRA TY VAVA :evil: :evil: :evil: