Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tsinjo ( 20/02/2009 05:54)
HAHAHAH VOTSOTRA NDRAY LETSY LE MINISTERA A
andrywui a votsotra alina letsy ny ministera notafihany mpitandro filaminana alina hihihihihi wuwi wuiw uwi w... tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 11:31
soanja ( 20/02/2009 05:42)
Zany ka fahitana!
Wowwwww!!! Mitoria ny mahalehibe anao ry Lanitra. Omeo ny momba anao. Alenteho lavidavitra ny masonay hanakatra ny momba anao! Zany ka fahitana! http://news.yahoo.com/s/afp/20090219/sc_afp/sciencespa... tohiny
novalian'i soanja ny 22/02/2009 19:08
rataxx ( 20/02/2009 05:39)
MINISTERA AZO FA AIZA NY FAHEFANA!
Tsy misy asa vita eo raha tsy "plein" pouvoir Aza mbola mandiha aloha fa tsy tapany akory e! :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :arrow: :!: :°) ... tohiny
novalian'i Optik ny 20/02/2009 06:15
Optik ( 20/02/2009 05:23)
Hi hi hi, Tezevé?
Mamangy @ fahoriana andry TGV sy ny ireo forongony ato @ serasera! Tsy nampoizin-dry leandry ndray iny assaut-ny mpitandro filaminana halina iny an! Io anie le efa nihomehezako omaly hariva ary ito... tohiny
novalian'i Optik ny 20/02/2009 06:12
naughtyboy ( 20/02/2009 05:13)
zany no vokatry le manamaina e ry akama fa tandremo ihany...
Max et Cécile sont des malades mentaux qui résident dans un hôpital psychiatrique.Un jour Cécile longe la piscine.Elle tombe à l'eau et coule à pic.Ni une ni deux, Max saute à l'eau et va... tohiny
novalian'i peta83 ny 25/02/2009 11:27
ifiona ( 20/02/2009 04:57)
reprise des ministères par l'Etat ce matin 20 février 2009?
info ou intox? RNM et Antsiva : Les 4 ministères ont été récupérés cette nuit et sont occupés en ce moment par l'ARMEE ... tohiny
novalian'i klitika ny 20/02/2009 06:45
klitika ( 20/02/2009 04:09)
fin de l'episode
Izaho mba hoe hiandry ny film manaraka Kay tapitra ilay izy, fa dia angoron'entana i Ra-8 ary dia omena tso-drano andeha any Afrika Atsimo, na Swazi, na Bulgarie Dia afaka firy taona indray ny t... tohiny
novalian'i klitika ny 20/02/2009 06:09
xxx ( 20/02/2009 03:02)
Mba nanao ahoana ary ry zalahy mpiandry ministera izao
Mba nanao ahoana ary ry zalahy mpiandry ministera izao amin'ity fisamborana alina ity? Atao fa tonga hanatitra kafe le miaramila... tohiny
novalian'i a256011 ny 20/02/2009 11:10
xxx ( 19/02/2009 22:34)
Amboara eran-tany faha-2 ho an'i Malagasy
Taorian'ny nandrombahan'ny ekipa Malagasy ny amboara eran-tany 1 teo amin'ny tsipy kanety be Dia arahabaina fa azontsika indray ny amboara eran-tany amin'ny fanongam-panjaka, satria dia in-6 nianto... tohiny
Andribe ( 19/02/2009 22:27)
MIREVY BE KAY LE DIVAN I ANDRY SADY TIA THB ANN
KAYY milay ee sady docile be an fa mety dilan ny sasany izy raha izao no mitohy an mody mikozy milamina be :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i bazylou ny 20/02/2009 15:58
patrick2002 ( 19/02/2009 21:50)
les Mercenaires Ravalomananiste
Amin'izao fotoana izao efa ho 3 andro izay dia misy ,mpandroba mandeha @ andro antoandro eo @ 30 lahy eo ,mandroba an'izay mifanena aminy na taxi na vehivavy na lehilahy,na mpivarotra anana ,ireo olon... tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 07:39
Noue ( 19/02/2009 21:14)
ANDRY V sy ny TSY FITIAVANA
- ny TSY fitiavana: ratsy fanahy ka mandoro ny fananan’ny olon-tsotra sy ny fananam-bahoaka, - ny TSY fitiavana: mangalatra, mandroba, mampihorohoro, - ny TSY fitiavana: mialona ny fahombiazana ... tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2009 23:42
xxx ( 19/02/2009 20:32)
Ahoana ny tena fahitanareo ny atao hoe POLITIKA eto @ tanàna
Ahoana ny fahitanareo ny hevitry ny hoe POLITIKA eto @ tanàna ? Hatr 'izay ka hatramin izao :?: Raha ny fijeriko azy dia ny antitra manana graphophone dia ny tanora manana CD Dia terena f... tohiny
novalian'i fijo ny 20/02/2009 00:04
Noue ( 19/02/2009 20:29)
Ankizy atao SORONA=Un Crime contre l’Humanité !
[b]Des Enfants Soldats à Madagascar ? Un Crime contre l’Humanité ![/b] Andry Rajoelina a déclaré qu’il allait envoyer en première ligne du cortège destiné à l’appropriation des Minist... tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 13:11
fijo ( 19/02/2009 20:05)
mininter
de tafiditra tao ny tgvista,de nanova ministra ny atitany ravalo.de inona no hitranga rahampitso???eo no tena ahitana azy,fa di amiandry ny vaovao isika... tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 08:41
xxx ( 19/02/2009 19:23)
Sao mbà diso làlana ary ireto TGV sy ny namany ireto ?.....
Asa isika raha mahay ny atao hoe VOIE SANS ISSUE !Izany hoe mandeha dia mandeha ,ary efa misy panneau milàza fa voie sans issue ,DIA MBOLA IDIRANA ihany! Sa mieritreritra hoe TGV io ka raha tsy t... tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2009 20:12
arialy ( 19/02/2009 19:22)
zaza tsy maharitra am zavatra ataony
nisy zanakin'ny namako otry ny tsikaritro fa tsy maharitra am zavatra ataony na any antranony na aiza na aiza, ny reniny koa moa milaza anizany foana ary mitady vahaolana. 4 taona ilay zaza, ohatra m... tohiny
novalian'i soanja ny 25/03/2009 14:26
andrywui ( 19/02/2009 18:18)
HOELA VELONA NY MIARAMILA E! 4 NDRAY RAPITSO A! DE 10 AVEO !
de zay zany e !! ny ranomaso oa atao betsaka firotsaka fa ity efa voay maty ity ka na tsy hoeny tsony aza rahapitso ny pokna de ny miaramila sy ny ministra tetezamita fotsiny de efa vita io !!! ny a... tohiny
novalian'i penguin ny 20/02/2009 10:55
mathla ( 19/02/2009 17:19)
ANKAMATATRA
Samy nanaraka ny fivoaran'ny toe-draharaha isika. Hita fa manomboka tafiditra any amin'ny tokony ho "biraony" ireo ministra lazaina fa hitondra ny teteza-mita. Inona ary ny zavatra tokony hataon'izy... tohiny
novalian'i molota ny 20/02/2009 15:25
molota ( 19/02/2009 16:57)
GADRAINA TGV SY NY TETEZAMITANY , MPANONGA MPANJAKANA
SADY MPADORO, MAMPAGALATRA, MAMPAMONO OLONA, MAMPAHORY OLONA TSY MANARAKA LALANA = MIGADRA TGV SY NY TETEZAMITANY... tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 08:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0875