Ankizy atao SORONA=Un Crime contre l’Humanité !

1. Noue ( 19/02/2009 20:29)
Des Enfants Soldats à Madagascar ? Un Crime contre l’Humanité !

Andry Rajoelina a déclaré qu’il allait envoyer en première ligne du cortège destiné à l’appropriation des Ministères d’Etat du jeudi 19 février 2009, des FEMMES et surtout des ENFANTS … Tout ça pour assouvir sa soif de Coup d’Etat et de manœuvres anticonstitutionnelles.

Rien que le fait de penser à mettre en première ligne des enfants lors de cette manifestation, cela relève déjà d’un véritable « Crime contre l’humanité » !

Ce ne sont pas des moyens légaux d’expression démocratique ! Où est la démocratie prônée par Andry RAJOELINA et consorts?

Tena tsy hay mahintsiny zay ao an-dohan'io tgvendrana io eee !! ny zanany sy ny vadiny moa zany efa en securité fa dia ny an'ny hafa indray no natao SORONA eee!!! dia mba rariny ve zany eee ???
novalian'i xxx ny 20/02/2009 13:11
2. Noue ( 19/02/2009 20:31)
http://www.topmada.com/2009/02/19/communique-des-enfants-soldats-a-madagascar-un-crime-contre-lhumanite/
3. fijo ( 19/02/2009 20:49)
marina ar ekena izany,fa ampiharo ny lalan ade milamina.fa rah aatao resak afotsiny ,aleo mangina sy tsy misy
4. rabingogilabanga ( 19/02/2009 21:05)
-Ho anay tsy extremiste sy jusqu'auboutiste(Ravalo foana foana foana, na andry hatrany hatrany) C'est condamnable, sahala @ ni-condamner-nay ny Carnage d'Ambohitsorohitra

-Le constat est implacable :

1)RAVALO n'est plus chef de l'armée, et ne peut plus etre un ray amandreny (il a la main ensanglantée, il tue sa propre peuple) il n'est que chef de sa propre famille (tsy misy miaramila manaraka azy intsony)

2)Le TGV a perdu sa tête, pas de direction, pas de système de freinage, pas de retroviseur, systeme d'acceleratuer no sisa, fuite en avant totale

3)Madagascar est à la derive, c'est la titanic

UNE SEULE SOLUTION, la transition, sans ravalo, ni TGV, mobilisons-nous, organisons la riposte

TIERCE GAGNANT

ARMEE + PASTEUR + PROFESSEUR
5. fijo ( 19/02/2009 21:08)
tsy laviko ity hevitra farany ity.ny fanovan aapetrako fotsiny ,dia hajanona filoha ravalo,satria izy no lany aradalana,fa ny praiministra no ten amanana ny fahefana.
6. rabingogilabanga ( 19/02/2009 21:17)
tsy laviko ity hevitra farany ity.ny fanovan aapetrako fotsiny ,dia hajanona filoha ravalo,satria izy no lany aradalana,fa ny praiministra no ten amanana ny fahefana.


D'ACCORD TANTERAKA AHO, na hijanona ho filoha Ravalomanana (na dia ny tsy hiverenan-Dratsiraka intsony fotsiny aza) ,

ny anakabeazan'ny olona anie mahalala fa tsy mazava ilay TGV e!, saingy akory atao baba, tsy safidy i TGV fa fara-safidy, ravalo ne nous a pas laissé le choix

NY ZAVATRA TOY ITONY RAHA TSY HANAO TRANSITION IHANY? DIA NY tAFIKA? NA NY ASSEMBLEE NATIONALE NO MITONDRA,
7. Papoose ( 19/02/2009 21:18)
tokony ho ny gente militaire ka!!!!!! @ zay mampiseho neutralite.....fa raha vao manao faux pas maka partie eo koa dia zay vao tena ho very ny gasy!
8. zama91 ( 19/02/2009 21:18)
fa inona ary no handrasan'i ra8,tena mahagaga rehefa tsy handray ny fitondrana tokony miala haigana,miandry olona firy maty vao taitra? lasa fanjakan'ny baroa no misy
9. rabingogilabanga ( 19/02/2009 21:18)
nefa na izany aza toa efa transition ihany izany
10. xxx ( 19/02/2009 21:24)
lasa ohtrany mapime sisa resaka politika,fitondrana vendrapour no mpanohatra sanana poury tsy mahalala afatsy ny seza ihany.vive madagascar tsy mandhalika
11. fijo ( 19/02/2009 23:44)
izay le tsy fahaizan amametra ny fampiharana ny lalana e.izao no vokany
12. a256011 ( 20/02/2009 05:08)
Nanonofy ve za omaly sa ahoana e? Toa naheno poabasy be, nony maraina ny andro dia naheno vaovao (mety ho diso an!) aho fa hoe nesorin'ny miaramila indray hono ny olon'ny mpitolona niandry ny ministera omaly alina (...) Ahoana ihany ary zany??? Fa ngaha tsy efa minisitra to teny ilay minisitra omaly e? Sa minisitra 5 heures(...) fotsiny? Fa an'iza marina ny tafika e? An'i Vahoaka mpitolona sa an-dRavalo? Sa sao dia mpikarama an'ady Afrikana Tatsimo indray ilay halina. Enga anie mba ho diso ny vaovao henoko, fa ho be ihany ny ho kivy @ mpitolona raha izany.(...)
13. fijo ( 20/02/2009 05:48)
tsindromy kely aloha ny tava de hita rah atena nifoha na ahoana
14. xxx ( 20/02/2009 13:11)
Tokony miaraka @ vady aman-janany koa anie TGVendrana rapitso fa tsy ny olona foana no atao sorona.
Sady efa mipoitra doly koa ny dinozoro e.
Tsy milay le fampiasana zaza zay efa fantatra fa hahafaty azy direct sady tsy nandraisana vola le izy .
Ny kibo noana ny aina hafoy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0499