Ahoana ny tena fahitanareo ny atao hoe POLITIKA eto @ tanàna

1. xxx ( 19/02/2009 20:32)
Ahoana ny fahitanareo ny hevitry ny hoe POLITIKA eto @ tanàna ?
Hatr 'izay ka hatramin izao :?:

Raha ny fijeriko azy dia ny antitra manana graphophone
dia ny tanora manana CD

Dia terena fotsiny izao ilay graphophone hamoaka feo @ ilay CD ,nefa zavatra tsy compatibles ilay téchnologies :°)
novalian'i fijo ny 20/02/2009 00:04
2. fijo ( 19/02/2009 20:45)
de samy mak ahoazy izany ko.
3. Noue ( 19/02/2009 21:16)
dia ny dj ve mba mahay ny atao oe politika ee ?? :^) :^) :^) :^)
4. xxx ( 19/02/2009 21:30)
tsy misy mahavita azy na ra8 aza saingy tsy hita hoe iza no mety ahasolo azy pour l'instant
5. lemenakely ( 19/02/2009 21:44)
xxx:

tsy misy mahavita azy na ra8 aza saingy tsy hita hoe iza no mety ahasolo azy pour l'instant

Marina izany e!

Milaza azy ho tia tanindrazana daholo nefa toa zavatra hafa!..
6. mathla ( 19/02/2009 21:52)
Mbola tsy mazava amintsika ny tena atao hoe manao politika. Izay no tena marina. Manana modely hafa amin'ny politika mihitsy isika Malagasy:
- Fanagonan-karena
- Fitadiavana sy fiarovana tombon-tsoa, voninahitra,
- Fanaovana kiantrano an-trano sns....
Tsy avy amintsika ny fahadisoana fa izay no ohatra navelan'ireo teo aloha.
Sur mintsy aho zao fa hisy antoko politika TGV hiforona atsy ho atsy kanefa dia hitatsika ny point de départ-ny. Tsy misy hafa amin'io ny TIM: niforona ho antoko politika mba hiaro ny tombon-tsoany. Ary dia arovana ao ny anatin'ny tombon-tsoan'ny antoko ny tombon-tsoan'ny tena tsirairay.
7. lemenakely ( 19/02/2009 22:17)
mathla:

Koa raha vao ilay voalohany dia efa manomboka araky ny olona ilay fika voretra, ny fahavoazan ny mpanao politika gasy koa tsy mba mahalala voky fa toy ny Dinta(sang sue) e !
8. ndenn ( 19/02/2009 22:33)
Araky ny tokony ho izy dia "vecteur directeur de la vie quotidienne" ny politika , miankina @ fahaizan' ny mpitondra izy io , ny zavatra diso be fanaon' ny malagasy dia ny mieritreritra fa ny filoha no tokony hanome ny tombontsoa ho an'ny daholobe @ alalan'ny %ages avy @ PIB na PNB , manana alalana hampiasa izany vola izany ny filoha @ izay tiany hanaovana azy .Ny olana dia ny fampiasana ny budget national ,izay tsy voafehy tanteraka noho ny tsy fahampian'ny infrastructures isan-tsokajiny ,ka raha manaiky anjambany ny contrats internationaux mahita irika hahazo tombony ,dia tsy ho araka mihintsy raha tsy olona tena nandalina ny economies politiques internationales no mitantana sy manao fifandraharana ny @ izany .Ambonin'izany ny fakampanahy mety hahazo ny mpitantana izany avy eo !Hevitra mbola mety hisy fanampiny io avy aty amiko . :?
9. fijo ( 20/02/2009 00:04)
le tary kely kosa aloh atsy mahatondra izany e.aleo hilamina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1057