Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ainaheri ( 20/02/2009 18:59)
NAKA MINISTERA TGV,NY HAFETSENDRA8
Vao nilahatra ny oul andé haka ministera d zvtr hafa no niseho fa vadina miaramila sy mpiandry no nanokatra ny lalana,raikitra ary ny disadisa teo @ filoha sy ny tafika ary ny mpitondra fivavahana...... tohiny
novalian'i Koditra ny 25/02/2009 17:51
diamondra27 ( 20/02/2009 18:58)
site gasy
mba nandehandeha de nahita an'ity ndray e toa misy video maro ihany ato http://www.video-forum-madagascar.com/users/fanja... tohiny
novalian'i sarobidy ny 10/04/2009 13:31
Noue ( 20/02/2009 18:20)
Mba tonga saina ve oe tsy mety anie zao ???
Fa dia lasa oa ny saiko oe mba [b]tonga saina ve ireo olona maka an-teriny ny ministera ireo eee ?? mba tonga saina ve izy oe misy lalàna mifehy ny fanjakana anie eto Dago eee dia eo dia faly ... tohiny
mirana5 ( 20/02/2009 17:54)
MBA HITANAREO VE?
Handray kosa ny ataon'ny miaramila manosihosy ny olona tsy mana-tsiny fa mandeha eny an-dalam-be jereo ange ny @ TV GASY é Efa fanjaka'ny baroa mihitsy zany ny any Fianarantsoa zany! MAMPALAHELO L... tohiny
novalian'i Fanampy ny 24/02/2009 12:18
xxx ( 20/02/2009 17:51)
Manomboka mitsambikina @ TGV ny lohandohan ny mpisorona
Raha ny zavatra hita dia manomboka miàla tsikelikely ireo lohandohan ny mpisorona ao @ TGV , tsy hitahita ohatra ingahy DOLLIN, io koa fa miàla pà ingahy ROLLAND RATSIRAKA , ry palitao gris ,ry ZAF... tohiny
novalian'i fijo ny 20/02/2009 20:34
Ravalomarc ( 20/02/2009 16:26)
ALEO MBA MISIMISY MOA NO AZOKO EO VAO ESORINA AHO E E E E
hianareo ve de tsy mba malaelo ahy ééeee ,ny lalana rehetra anie za daholo no nanao azy ééee , ka aleo moa aho leretsy mba hihinana faramparany vao esorina eo a, mbola vao ny zafimpaladiako anie n... tohiny
novalian'i andrywui ny 20/02/2009 20:45
bazylou ( 20/02/2009 16:08)
aleo ny tanora no hitondra azy e!!
sady ny pokona ao mada koa anie ka 40% mahery ny tanora ka inoa no maha ory e!! aleo ny soara esorina teo rehefa lany andro mividy avion sy mivarotra tany amin'ny koreana!!!!!! ho ela velona rajoelin... tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 19:25
Noue ( 20/02/2009 15:28)
Fanambarana avy amin'ny zandarimariam-pirenena
[b]I. Araka ny vaovao navoakan’ny haino aman-jery tsy miankina sy gazety an-tsoratra vitsivitsy dia manao izao fanambarana izao ny zandarimariam-Pirenena : [/b] Tsy misy izany fahafatesana zand... tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 21:33
Optik ( 20/02/2009 15:27)
Pipiklôty Tézévé
hin hin hin, hoy kidoro zay! Vôfelaka tehamaina mafy sy mandrivorivo ry zaza maditra adolantsento isany halina! he he! [u]Tena zaza alika e[/u]: mandry tsy lavo loha ny mponina ankehitriny fa ... tohiny
novalian'i Optik ny 20/02/2009 23:09
xxx ( 20/02/2009 15:23)
Ilay honohono koa tena mampihomehy be
Ilay nakany Ambohitsorohitra iny dia ilay tsy tonga tany akory i Andry TGV. Dia nolazain'ny olona hoe teny ihany hono izy fa nivadika saka :-D Ohatra an'ilay Bob sy Carter nivadika voalavo tany Fiana... tohiny
novalian'i andrywui ny 20/02/2009 18:20
macome ( 20/02/2009 14:30)
train à vapera hanamboarana fatapera sisa
tgv de lasa train à vapera de zao lany charbô ndray de ho taritiny omby ohatrany sarety ny hiafarany, de farany lasa hanaovana fatapera Oufff!!! Indrisy ry tapa tsôsisy !!!... tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 14:36
vilambava ( 20/02/2009 14:26)
Fari-pahaizan'ny TGV
Tena izay ve ny fari-pahaizan'i TGV (niveau intellectuel)? Rariny raha tsy omena fahefana izy. Aiza ve ka tetika nomanina tao anatin'ny herinandro maromaro ilay hoe hametraka governemanta kanefa dia o... tohiny
denara ( 20/02/2009 13:38)
aingam-panahy ho an'i TGV
eny ho aho ry TGV! moa izao no nifanekena ve? mody hoe ho eny aloa hay miafina ao iviho rahampitso asa loa nilaza izy hoe ho eny aloha ho hitantsika eo izany izao aza efa latsaka ny am...! t... tohiny
novalian'i BlackGasy ny 21/02/2009 07:28
pimaso ( 20/02/2009 13:30)
TGV C COMPLETEMENT FINI
ADIOS LES BANDITS RETOUR EN ENFER TSY TONGA ANY @ AFOBE LISANY DIA EFA MIREHITRA ADIOS... tohiny
novalian'i andrywui ny 20/02/2009 19:03
tsinjo ( 20/02/2009 13:09)
OUFFFFF ,BOUFFFFF ??? TSSSSSSS, INDRISY ..............
[b]10. Mpandefa : nyavo2000 [ Valio ] 20-02-2009 13:37:34 Lohateny : Re : Mila basy ny andrywuimasompokonofa hono fa mba té hamal I penguin leitsy no tena mahery fo an! le andrywui an'là vend... tohiny
novalian'i gran ny 20/02/2009 22:15
xxx ( 20/02/2009 12:03)
apres la crise
rehefa vita izao crizy izao dia hisy fifidianana laureat ny mpisera2 nanentana sy nisarika ny olona hitafa teto.Ny ho fidiana amin'izany dia i penguin,andrywui,kidoro,noue misy ny valisoa hoan'izay ma... tohiny
novalian'i zama91 ny 20/02/2009 16:54
nrina ( 20/02/2009 12:03)
Iza no tsara
Araka ny hevitrareo iza no tsara : RA8 sa TGV sa directoire militaire ?... tohiny
novalian'i njara2007 ny 20/02/2009 15:13
a256011 ( 20/02/2009 11:45)
Dia mbola ho voafitaka foana ve zany isika mpitolona (TGV).
Dia mbola voafitaka koa zany isika mpitolona (TGV). Omaly de hoe ny filoha (ANDRY TGV) mihitsy no hitarika miaraka @ vadiamanjanaky ny Miaramila. De aiza akory??? To mahita hialana bala(Ara-bakiteny) ... tohiny
novalian'i pimaso ny 20/02/2009 14:14
penguin ( 20/02/2009 11:41)
Troupes de maintien de la paix Frantsay hantsoina ry donto a
Efa mitomany any Frantsa ihany ka ny Troupes de maintien de la paix Frantsay hantsoina ry donto a. Hanontanio azy ny dikan'izany Zone Rouge izany.... tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 14:30
xxx ( 20/02/2009 11:37)
VIVA LA REVOLUCIONE
Rehefa tsy mety ny atao tsy maintsy mitsangana miteny satria samy nosoran-dreniny menaka fa tsy very fanahy akory. Tsy maintsy takiana ny zo rehefa misy manao ampihi-mamba ary izany dia atao ho an'ny... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.7355