Mba tonga saina ve oe tsy mety anie zao ???
1. Noue
(
20/02/2009 18:20)
Fa dia lasa oa ny saiko oe mba tonga saina ve ireo olona maka an-teriny ny ministera ireo eee ??
mba tonga saina ve izy oe misy lalàna mifehy ny fanjakana anie eto Dago eee
dia eo dia faly maka toerana eo fotsiny oatra oe azy ireny io sez hipetrahany io eee ! dia tsy mba menatra ve manao an'zao eee ?? mba olondehibe sy ray be zao klet'ieee !!
io zao dia mpamaky trano be zao tsss
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img26.imageshack.us/img26/2199/p1120246lk8.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img26/p1120246lk8.jpg/1/][IMG]http://img26.imageshack.us/img26/p1120246lk8.jpg/1/w240.png[/IMG][/URL]
ity olona ity indray dia sahy mampiseho ny V -ny tssss
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img26.imageshack.us/img26/9863/p1120284ij8.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img26/p1120284ij8.jpg/1/][IMG]http://img26.imageshack.us/img26/p1120284ij8.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]
eto indray dia tsy tokony maka aina tsara ve ianao eee ?? sady jereo ity izy tsss
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img403.imageshack.us/img403/8646/p1120307gy3.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img403/p1120307gy3.jpg/1/][IMG]http://img403.imageshack.us/img403/p1120307gy3.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]
eto indray dia falifaly ery tsss !! dia mety ve zao atao zao ee ???
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img403.imageshack.us/img403/5277/p1120411jo1.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img403/p1120411jo1.jpg/1/][IMG]http://img403.imageshack.us/img403/p1120411jo1.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]

novalian'i patrick2002 ny 21/02/2009 14:15
2. Noue
(
20/02/2009 18:22)
dia mba inona re zao no ao an-dohany any zao oe nahafinaritra sy nafana kely ve ilay nangala-toerena raim kely iny ??? tsss :^) :^) :^)
3. andrywui
(
20/02/2009 18:24)
TENA METY IZAO RY NOUE SATRIA TSY NISY HAFA AMIZAO NO NATAON'NY RAVALO TAMN NAKA TSY ARADRARINY SY NY LALANA NY FAHEFANA FENO MBOLA TEO AMIN-RATSIRAKA :!!! KA VALIFINGIKA ... IO !! FA TENA MITOVY TSARA MIHITSY ZAO FA AVERENO NY TANTARA !! NORMAL BE IO TENA OK IO NOUE A!!! hi hi hi hi :-D :-D :lol: :lol:
4. Ravalomarc
(
20/02/2009 18:26)
Mety izao noue ah ,mety izao fa toa izao ko ane no nataoko tamin'ny 2002 e, ka raha azony io de mety izao ka , fa aza malaelo ahy oa hianao ééeee ,mbola ity aho eto ééeee
5. ni81
(
20/02/2009 18:35)
Mety izao noue ah ,mety izao fa toa izao ko ane no nataoko tamin'ny 2002 e, ka raha azony io de mety izao ka , fa aza malaelo ahy oa hianao ééeee ,mbola ity aho eto ééeee=)) =))
6. xxx
(
20/02/2009 18:47)
Ravalomarc:
Mety izao noue ah ,mety izao fa toa izao ko ane no nataoko tamin'ny 2002 e, ka raha azony io de mety izao ka , fa aza malaelo ahy oa hianao ééeee ,mbola ity aho eto ééeee
hay marina izany andrywui izay ela vao kobo ,ny ratsira ela tsy mamely
7. klitika
(
20/02/2009 18:49)
Noue:
inona re zao no ao an-dohany ...
Betro fa ho inona indray.
Izy ange tsy naka an-keriny ny ministera fa navela mba hanandrana an'ilay seza sy latabatra eh. Raha tsy izany romotra ny pok'n.
8. andrywui
(
20/02/2009 18:59)
Tsy nis pokn romotra zany teo ry Noue a ianao ihany zao le niteny oe ra vao tafidtr ao anatn ao reo de handroba ao anaty birao zao !!!! nef aiza akor zze oloa naditra dteo !! tsy ol hendry be daou aey no nanatrika tsy nihetsk teo ?
9. klitika
(
20/02/2009 19:09)
andrywui:
Tsy nis pokn romotra zany teo ry Noue a
Marina tokoa izay, fa efa vita vakisinin'ny haromontana daholo tokoa ny ol tonga teny
Dia ny sasany mantsy lasa nody vao tsy tonga i TGV tamin'io
10. Noue
(
20/02/2009 19:59)
fa ny tiako lazaina dia ny oe mba tonga saina ve ireo olona ireo oe tsy mety anie zao atao zao ee ??? tsss
11. xxx
(
20/02/2009 20:08)
Ka io izany ilay fitenin'ny ZOAM sy ny TTS taloha hoe ampitapitao amin'ny namako any é ataovy mazava ,fa ny vahoaka ,tsisy mitsoaka an ? he he he he he !!! :^) :^) :^)
12. xxx
(
20/02/2009 20:18)
Noue:
Fa dia lasa oa ny saiko oe mba tonga saina ve ireo olona maka an-teriny ny ministera ireo eee ??
mba tonga saina ve izy oe misy lalàna mifehy ny fanjakana anie eto Dago eee
dia eo dia faly maka toerana eo fotsiny oatra oe azy ireny io sez hipetrahany io eee ! dia tsy mba menatra ve manao an'zao eee ?? mba olondehibe sy ray be zao klet'ieee !!
io zao dia mpamaky trano be zao tsss
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img26.imageshack.us/img26/2199/p1120246lk8.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img26/p1120246lk8.jpg/1/][IMG]http://img26.imageshack.us/img26/p1120246lk8.jpg/1/w240.png[/IMG][/URL]
ity olona ity indray dia sahy mampiseho ny V -ny tssss
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img26.imageshack.us/img26/9863/p1120284ij8.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img26/p1120284ij8.jpg/1/][IMG]http://img26.imageshack.us/img26/p1120284ij8.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]
eto indray dia tsy tokony maka aina tsara ve ianao eee ?? sady jereo ity izy tsss
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img403.imageshack.us/img403/8646/p1120307gy3.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img403/p1120307gy3.jpg/1/][IMG]http://img403.imageshack.us/img403/p1120307gy3.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]
eto indray dia falifaly ery tsss !! dia mety ve zao atao zao ee ???
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img403.imageshack.us/img403/5277/p1120411jo1.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img403/p1120411jo1.jpg/1/][IMG]http://img403.imageshack.us/img403/p1120411jo1.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]
Ministre d'un jour c'est pas mal du tout .
13. belaza
(
20/02/2009 20:21)
andrywui:
TENA METY IZAO RY NOUE SATRIA TSY NISY HAFA AMIZAO NO NATAON'NY RAVALO TAMN NAKA TSY ARADRARINY SY NY LALANA NY FAHEFANA FENO MBOLA TEO AMIN-RATSIRAKA :!!! KA VALIFINGIKA ... IO !! FA TENA MITOVY TSARA MIHITSY ZAO FA AVERENO NY TANTARA !! NORMAL BE IO TENA OK IO NOUE A!!! hi hi hi hi :-D :-D :lol: :lol:
tsy haiko na mbola tsy mikombona ny lohamalemindrangà fa tsy misy hifandraisany ny taminy 2002 izao, taminizany anie nisy fifidianana, ary nisy ny porofo nandresendra8 e, fa ity de tsisy ninoninona fa haka fitondrana fotsiny, ary izay no tsy ahatafa any DJ, mba mandehana hoe any Antsirabe ohatra akaiky de anotanio izay olona sendra anlà any hoe iza izany andry rajoelina, hiomehezany olona fotsiny maika moa fa any aminy sisiny
:-D :-D :-D
15. Noue
(
20/02/2009 20:41)
fanaovana ankeriny fotsiny tsss ! mba olondehibe ihany klet'ieee !! tsss
16. Andribe
(
20/02/2009 21:39)
Noue:
fanaovana ankeriny fotsiny tsss ! mba olondehibe ihany klet'ieee !! tsss
Manao retour d'age ireo miverina lasa zazakely otran i Andry milalao tgv
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
17. patrick2002
(
20/02/2009 22:45)
tsy haiko na mbola tsy mikombona ny lohamalemindrangà fa tsy misy hifandraisany ny taminy 2002 izao, taminizany anie nisy fifidianana, ary nisy ny porofo nandresendra8 e, fa ity de tsisy ninoninona fa haka fitondrana fotsiny, ary izay no tsy ahatafa any DJ, mba mandehana hoe any Antsirabe ohatra akaiky de anotanio izay olona sendra anlà any hoe iza izany andry rajoelina, hiomehezany olona fotsiny maika moa fa any aminy sisiny
dia tena manao mpitari-bato vilam-bava mihintsy anie ireto Ravalomananiste ireto eh! ny tantara lety mitohy ah! tsy haiko hoe Antsirabe aiza ny teneninao ,fa izany Ravalo izany efa tsy misy mpitia intsony izao ,rehefa manao fitsidihana faritra izy dia tonga ny olona satria te hijery helicoptere sy mercedes blinde ,izay ihany .io fa na manao fifidianana malalaka aza tsy sahiny hatao satria efa hita fa resy raha vao misy fifidianana eo.
Matoa mbola betsaka ny mpanohana azy eto olona tsy mihaina any madagasikara ny ankabetsahany ,ary olona miasa @ projet mangalatra internet panjakana ,ilay gasy mandray 5 Millions daholo ,ka mazava fa manohana an-dravalo ireny olona ireny .
18. xxx
(
20/02/2009 23:02)
patrick2002:
tsy haiko hoe Antsirabe aiza ny teneninao ,fa izany Ravalo izany efa tsy misy mpitia intsony izao
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Sao dia tokony hanao solomaso aza nareo, ka tsy mahalala fa Antsirabe no nifidy an-dRa8 tamin'ireo taha ambony indrindra teto Antananarivo.
Dia lazao koa fa tezitra ny olona fa nahazo traktera, sy certificat ho an'ny taniny.
Izay nga vao tafafoa ilay nanao garida alina, mbola manonofy ngamba fa tsy mbola mifoha tsara koa
19. ndenn
(
20/02/2009 23:23)
patrick2002:
tsy haiko na mbola tsy mikombona ny lohamalemindrangà fa tsy misy hifandraisany ny taminy 2002 izao, taminizany anie nisy fifidianana, ary nisy ny porofo nandresendra8 e, fa ity de tsisy ninoninona fa haka fitondrana fotsiny, ary izay no tsy ahatafa any DJ, mba mandehana hoe any Antsirabe ohatra akaiky de anotanio izay olona sendra anlà any hoe iza izany andry rajoelina, hiomehezany olona fotsiny maika moa fa any aminy sisiny
dia tena manao mpitari-bato vilam-bava mihintsy anie ireto Ravalomananiste ireto eh! ny tantara lety mitohy ah! tsy haiko hoe Antsirabe aiza ny teneninao ,fa izany Ravalo izany efa tsy misy mpitia intsony izao ,rehefa manao fitsidihana faritra izy dia tonga ny olona satria te hijery helicoptere sy mercedes blinde ,izay ihany .io fa na manao fifidianana malalaka aza tsy sahiny hatao satria efa hita fa resy raha vao misy fifidianana eo.
Matoa mbola betsaka ny mpanohana azy eto olona tsy mihaina any madagasikara ny ankabetsahany ,ary olona miasa @ projet mangalatra internet panjakana ,ilay gasy mandray 5 Millions daholo ,ka mazava fa manohana an-dravalo ireny olona ireny .
Izao kosa aloha ra pa an ,tsy hoe manohatra bêtement ny ideolojikan\'olona fotsiny no mety ,fa tsy maintsy atao ara-drariny daholo ny zavatra rehetra an !voalohany izay ; raha ohatra ka ny hitady porofo @ asa ratsy ataon\'ny fanjakana ankehitriny kosa ka hanapotehina izany porofo izany , toy izay natao t@ archive- n\'ny télé sy ny RNM dia tsy raikitra tanteraka ,ary mba fantatrao ve hoe iza ireo olona miaraka @ Andry ireo ? Tsy ireo ve no tena mpivarotra tanindrazana sy ny kely ananan\'ny gasy kely @ izao fotoana izao ? ka mitonon-tena indray ho tompony nefa mpila voatsiary fotsiny ny ankabeazany ? mpisavin-tsaranga ny maro @ izy ireo? tsy haiko raha tadidinao ny tantara niseho teo @ n\' i R8 sy Andry ny momba ny fitondrana an\' Antananarivo fa dia noheveriny izy roalahy fa tena donto tanteraka angaha ny olona tao an-tanàna .Hadinonao angaha ny nahamay ny rova ? Amiko dia samy voakarama izy roalahy ireo ,hamotika ny firenena toa an-dratsiraka .Hanome bahana ny politikan\'ny vahiny mbola miandry ny mana milatsaka avy any Madagasikara foana mandrakizao fotoana izao .Mitady hanao ny politikan\'ny vazaha taloha izay azo adika @ teny hoe :manao vazaha mody miady izy dimy lahy ireo ,mba hampitohy ny aferany .Ratsiraka junior,Monja roindefo ,Andry Tgv ,Ra8 ,ary raha miteny ianao hoe ireo olona aty ivelany dia mpanohana an\' iR8 na iAndry na iza na iza dia mpampiasa internet-panjakana daholo ,izany hoe mpomba an-dra8 daholo ,dia milaza aminao aho hoe :ianao indrindra no tena misikotra ny position \'ny tsi 11 eto hahafantarana ireo olona tokony ho vonoina fa mety hanelingelina ny fangalaran\'ny soi disant mpitarika antoko politika ! Tsarovy anefa ra pa ,fa ny marina tsy mety levona mandrakizay , ary ny tantara no hitsara ny olona tsi 11 alohan\'ny handehanany any ambondrombe .Izahay aty ivelany dia manohana ny fandehan\' ny tantara satria ; na ny tanin\'ny hafa aza tsy omeny koa .
20. Noue
(
21/02/2009 06:40)
patrick2002:mbola tsy nahita firediredena oatriza aho hatramizay klet'ieee ! fa inona no misaina ao @ nareo ao eee ???? aiza koa no misy an'zany oe olona manddray 5 millions nefa mangalatra internet mpanjakana ???? fa inona koa no tsy haritrao @ karaman'ny olona eee ???
,ary olona miasa @ projet mangalatra internet panjakana ,ilay gasy mandray 5 Millions daholo ,ka mazava fa manohana an-dravalo ireny olona ireny .