Mba tonga saina ve oe tsy mety anie zao ???
21. patrick2002
(
21/02/2009 13:40)
Izao kosa aloha ra pa an ,tsy hoe manohatra bêtement ny ideolojikan'olona fotsiny no mety ,fa tsy maintsy atao ara-drariny daholo ny zavatra rehetra an !voalohany izay ; raha ohatra ka ny hitady porofo @ asa ratsy ataon'ny fanjakana ankehitriny kosa ka hanapotehina izany porofo izany , toy izay natao t@ archive- n'ny télé sy ny RNM dia tsy raikitra tanteraka ,ary mba fantatrao ve hoe iza ireo olona miaraka @ Andry ireo ? Tsy ireo ve no tena mpivarotra tanindrazana sy ny kely ananan'ny gasy kely @ izao fotoana izao ? ka mitonon-tena indray ho tompony nefa mpila voatsiary fotsiny ny ankabeazany ? mpisavin-tsaranga ny maro @ izy ireo? tsy haiko raha tadidinao ny tantara niseho teo @ n' i R8 sy Andry ny momba ny fitondrana an' Antananarivo fa dia noheveriny izy roalahy fa tena donto tanteraka angaha ny olona tao an-tanàna .Hadinonao angaha ny nahamay ny rova
be loatra ny resakao ka aoka kely ,tsy misy hidirany Andry mihintsy @ nahamay an'i Rova ,mbola 23 ans izy tamin'izany sa hiteny koa ianao hoe efa nomaniny Andry ny ho filoha tamin'izany ,ianareo mpanohana an'i Ravalo no tsy manana doctrine na foto-kevitra hijoroana ,lazainareo fa ny mpitondra tsy maintsy mangalatra ary fangalarana no manosika an'i Andry haka anio seza io ,aiza ny porofo :roll: :roll: ,ianareo no efa miaiky fa mangalatra i Ravalo fa fahamasinana izany marina izany ,inona intsony no porofo homeko anao ,ianao milaza fa izay ny norme ,ny mpitondra tsy maintsy maka .
Ny ahy no mba hangatahako aminao dia reseo lahatra izaho hoe hangalatra i Andry rehefa tonga eo ,fa tsy manohana azy intsony izaho ,Izaho nanohana an'i Ravalo t@ 2002 sy 2006 satria resy lahitra izaho fa efa mpanefoefo izy,masina ilay rangahy,fahamarinana no noheveriko fa nanosika azy hanagadra andry 3 freres ,fraude douaniere ,sns ,sns .
Izaho aho mahita fa mitady hanandevo ny malagasy rehetra ity rangahy ity ,dia manohitra izaho.
22. patrick2002
(
21/02/2009 14:15)
Izao kosa aloha ra pa an ,tsy hoe manohatra bêtement ny ideolojikan'olona fotsiny no mety ,fa tsy maintsy atao ara-drariny daholo ny zavatra rehetra an
Ndenn : dia mbola mahita ve ingahy fa ara-drariny izao fitatanana hataony ra-8 izao ,homeko porofo kely fotsiny ianao fa mety tsy mahalala rirany @ izany administration public izany ,ny nahazoana ny force one ? tsy hidirako hoe ilaina sa tsy ilaina ah! tsy any ny resaka ,vola avy aiza ? tokony hafantatra an'izany ny olom=pirenena , dia nanontany ny mpanao gazety , tsy nahazo valiny ,nangataka ny FMI su ny Banque mondial , satria ry zareo maharaka tsara ny caisse de l'Etat ,ary fantany fa tsy misy 60 millions de dollars izany teo ,namaly ny MInistra finance volany Presida ny 30 millions dia volam-panjakana ny 30 millions ,niteny ny banky mondial fangaha volany presida azo hampidirina ao @ caisse del'etat ,hatramin'izao tsy fantatra hoe vola avy aiza?
Ka tsy rariny izany na ny vadinao aza mitondra volabe ao antrano tsy maintsy manontany ianao hoe vola avy aiza satria betsaka ny fomba mety hazahoana vola ,mijangajanga ohatra, misoloky ,miloka ,
Ka supposant ka hoe nividy an'iny ny presida fa hampidirany cocaine any france iny avion iny ohatra ny ahy rariny veh? iny avion iny tsy azo savana . :roll: :roll: :roll:
