OUFFFFF ,BOUFFFFF ??? TSSSSSSS, INDRISY ..............

1. tsinjo ( 20/02/2009 13:09)
10. Mpandefa : nyavo2000 [ Valio ] 20-02-2009 13:37:34
Lohateny : Re : Mila basy ny andrywuimasompokonofa hono fa mba té hamal
I penguin leitsy no tena mahery fo an!

le andrywui an'là vendrana ohatran'ny mpitarik'azy ihany

6. Mpandefa : xxx [ Valio ] 20-02-2009 12:20:09
Lohateny : Re : Mila basy ny andrywuimasompokonofa hono fa mba té hamaly
Nga lety ra wiwi tsy natao zone rouge le fananana kely azo omaly reny?
Natao zone orange zay de tsy namely fa mora azon-dry zalahy klety e.
Asa nandanina hery tanatin'ny 3 andro ve lesy lasan'olona tanatin'ny atsasakadiny. Sao de mba tsy rariny kosa zany kle
.

ANDRWUI AAAAAA AIZA ELA , MARARY NGE ZAO EEEEEEEE, VAVA TSY MISOKATRA AMIZAO TSY MISY NIFY E//// MAHEREZA LETSY E
répondu par gran le 20/02/2009 22:15
2. jakaka ( 20/02/2009 13:37)
tsinjo:

10. Mpandefa : nyavo2000 [ Valio ] 20-02-2009 13:37:34
Lohateny : Re : Mila basy ny andrywuimasompokonofa hono fa mba té hamal
I penguin leitsy no tena mahery fo an!

le andrywui an'là vendrana ohatran'ny mpitarik'azy ihany

6. Mpandefa : xxx [ Valio ] 20-02-2009 12:20:09
Lohateny : Re : Mila basy ny andrywuimasompokonofa hono fa mba té hamaly
Nga lety ra wiwi tsy natao zone rouge le fananana kely azo omaly reny?
Natao zone orange zay de tsy namely fa mora azon-dry zalahy klety e.
Asa nandanina hery tanatin'ny 3 andro ve lesy lasan'olona tanatin'ny atsasakadiny. Sao de mba tsy rariny kosa zany kle
.

ANDRWUI AAAAAA AIZA ELA , MARARY NGE ZAO EEEEEEEE, VAVA TSY MISOKATRA AMIZAO TSY MISY NIFY E//// MAHEREZA LETSY E


aza miteniteny ho vavanykisoa ianao
3. Mirananirina ( 20/02/2009 13:39)
tsy azoko mihitsy ity
4. Noue ( 20/02/2009 15:02)
lasa niova andryrajoel ve izy eee ??? :^) :^) :^) :^)
5. fijo ( 20/02/2009 21:23)
izao izanydefa misantatra ny hoe very seza sahady kle
6. gran ( 20/02/2009 22:15)
Tena io ary oa le efa nampoiziko, hay i Andrywui refa mivadika horera ihany no mody oe Kidoropamba, tsisy akama tena gran mitsy lery de mody oe kidoro aho oe kidoro. mody mapatahotrabe kay kidoro maimboampy.lol :lol:
zao lery efa lasa andryrajoel ndray,tsy hita moa fa mafy loatra taminy ny nahavery ny ministera teo @ TGV ka izao somary mivika kely zao lery. :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1143