ALEO MBA MISIMISY MOA NO AZOKO EO VAO ESORINA AHO E E E E

1. Ravalomarc ( 20/02/2009 16:26)
hianareo ve de tsy mba malaelo ahy ééeee ,ny lalana rehetra anie za daholo no nanao azy ééee , ka aleo moa aho leretsy mba hihinana faramparany vao esorina eo a, mbola vao ny zafimpaladiako anie no velona amin'ny vola voangoko ééee , ka aleo aho oa hijanona aloha ééeee , fa izao zavatra nataonareo zao tsy mahafaly ahy izao ka tsy faly aho ,tsy faly aho oa aminareo ééee
novalian'i andrywui ny 20/02/2009 20:45
2. andrywui ( 20/02/2009 16:44)
IE !! rehefa tsy faly ianao Raprezy de dony amin vato ny loha !! fa raha tratrandra kidoro eo ko ane ianao Raprezy ka tsy ho moramora ny hanjo anao e!!! aia aby zao ny volambahoaka nahodinao 7taona ngarangidina ?? sahy manotany anao aho fa anga misy miaramila manatrika eto ka hisambotra ahy !! aiza oa ?? hi hi hi Ravaloarika ty Ravalomarc !! hi hi hi mingà teo fa tssss !!
3. xxx ( 20/02/2009 16:51)
aiza rakidoro e ,soa dia niandry ministera lery fa toa tsy heno sa vita foam
4. Ravalomarc ( 20/02/2009 17:01)
an! an! an! andrywui a! toneo ny fonao fa i prezida tsy mangalatra fa ny azoko tamin'ny harempirenena teto aza tsy laniko ,sady ianao fantatro fa mpanohitra ahy eto ka ho faiziko ianao ry andrywui satria mety ho zandrin'i andry rajoel iany ianao ,ka de mihomana ,tsy faly aminao aho, tena tsy faly aho oa eeeééé
5. xxx ( 20/02/2009 17:07)
andrywui:

IE !! rehefa tsy faly ianao Raprezy de dony amin vato ny loha !! fa raha tratrandra kidoro eo ko ane ianao Raprezy ka tsy ho moramora ny hanjo anao e!!! aia aby zao ny volambahoaka nahodinao 7taona ngarangidina ?? sahy manotany anao aho fa anga misy miaramila manatrika eto ka hisambotra ahy !! aiza oa ?? hi hi hi Ravaloarika ty Ravalomarc !! hi hi hi mingà teo fa tssss !!

Monsieur andrywui ,force est de dire que vous êtes victime de l' hirisuhallucinotrope ,dû aux émissions d'ondes ultraviolets et infra rouges venant des écrans de pc .En effet ,la cause est connue de par son évolution rapide et foudroyante ,ce qui provoque des dédoublements de personnalité ,et des fois plus triple ou bien quadruples ,rendant parfois les personnes sujets a ce genre d' endémie irrécupérables dans ses gestes et réflexions quotidiens .La seule solution reste l' internement à durée indéterminée dans les établissements psychiatriques .

=)) =)) =)) :-@ :-@ :@
6. Noue ( 20/02/2009 17:08)
dray dray dray ! fa inona daholo aza zao eee ??? :^) :^) :^)
7. Ravalomarc ( 20/02/2009 17:11)
xxx4 ze revinlah ary fa misehoa rah lehilah f'az kanos be eo e !!! ts mataoatr nioninnn ah refa ts zah no manao an'io !! ts haiko ry zalah akamako alo fa ref ts zah de g m'en fo !! mazava??
8. xxx ( 20/02/2009 17:12)
xxx4 ze revinlah ary fa misehoa rah lehilah f'az kanos be eo e !!! ts mataoatr nioninnn ah refa ts zah no manao an'io !! ts haiko ry zalah akamako alo fa ref ts zah de g m'en fo !! mazava??
9. xxx ( 20/02/2009 17:13)
xxx4 ze revinlah ary fa misehoa rah lehilah f'az kanos be eo e !!! ts mataoatr nioninnn ah refa ts zah no manao an'io !! ts haiko ry zalah akamako alo fa ref ts zah de g m'en fo !! mazava?? :-D :-D :-D :-D :-D fa ref za de izy io
10. lemenakely ( 20/02/2009 17:15)
Ravalomarc:

hianareo ve de tsy mba malaelo ahy ééeee ,ny lalana rehetra anie za daholo no nanao azy ééee , ka aleo moa aho leretsy mba hihinana faramparany vao esorina eo a, mbola vao ny zafimpaladiako anie no velona amin'ny vola voangoko ééee , ka aleo aho oa hijanona aloha ééeee , fa izao zavatra nataonareo zao tsy mahafaly ahy izao ka tsy faly aho ,tsy faly aho oa aminareo ééee



alamino ! fa tsara ny sôma hoy MAX EXCEPTION izay !

Aza mandrangitra fa mila CALME ny olona izao
11. andrywui ( 20/02/2009 17:15)
tsy azoko mitsy no hanenjehanlaisany ahy ato oe zao e zao e refa matahotra de mtenena e !!!vatolampy ampy handihizana ko ny aty ry akama a
12. xxx ( 20/02/2009 17:20)
Annndddrywwwuiiii ôôô ! hin hin hin hin hin ,mbola vao tonga aho izao ho a!! :twisted: :twisted: :twisted:
13. Ravalomarc ( 20/02/2009 17:28)
an! an! an! andrywui a! toneo ny fonao fa i prezida tsy mangalatra fa ny azoko tamin'ny harempirenena teto aza tsy laniko ,sady ianao fantatro fa mpanohitra ahy eto ka ho faiziko ianao ry andrywui satria mety ho zandrin'i andry rajoel iany ianao ,ka de mihomana ,tsy faly aminao aho, tena tsy faly aho oa eeeééé
14. Noue ( 20/02/2009 17:30)
lasa resaké fotsiny sisa no ato @ politika tsssss !!!
15. ifiona ( 20/02/2009 17:30)
milalao ny ankizy ato marina!

16. xxx ( 20/02/2009 17:31)
xxx:

xxx4 ze revinlah ary fa misehoa rah lehilah f'az kanos be eo e !!! ts mataoatr nioninnn ah refa ts zah no manao an'io !! ts haiko ry zalah akamako alo fa ref ts zah de g m'en fo !! mazava?? :-D :-D :-D :-D :-D fa ref za de izy io

xxx1 ihany ity e,ra ouioui ihany io misandoka pseudo marcravalo,fomba fanoratr'i lery fa jereo anie kobo ihany ela raha ouioui an

:-D :-D :-D :-D
17. Ravalomarc ( 20/02/2009 17:35)
anan an Aza hafokaina aho fa tsy oui oui zany no anarako éee , za anie olona mampalelo ity ve de mbola tsy tianareo ihany ééeee , aleo aho oa mba hanangona bebe faramparany de hiala teto m/car mihitsy anie aho oa eeéé ,fa aleo mba hajainareo amin'ny tena maha prezida iany aho fa aza atao anizany oui oui oui zany re leretsy aaa
18. andrywui ( 20/02/2009 17:36)
ra za ve letsy io ry vendrana ty de hitovy ny ora handroatanay ah ?? mba misaina fa tssssss!!
19. xxx ( 20/02/2009 17:44)
Hon hon hon , kobo be éla rAndrywui @ ilay portabla sy fixa ,ataovy ihany ,mbola be ny ho sisa ////////...... =D> =D> =D>
20. Ravalomarc ( 20/02/2009 17:53)
Aza manendrikendrika olona ianao ry xxx 18 fa tsy fotokevitro zany ,fa afaka tsy manao Tim koa ianao raha izany no toetsainao satria fantatrao tsara fa mpivavaka be aho na de be vinany aza ,ka tsara aminao ny tsy manohana ahy intsony fa maharikoriko ahy ianao ééeeee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0533