ALEO MBA MISIMISY MOA NO AZOKO EO VAO ESORINA AHO E E E E
21. xxx
(
20/02/2009 17:55)
Noue:
lasa resaké fotsiny sisa no ato @ politika tsssss !!!
k'efa i tgv efa tsy tsy avotra intsony en plus ny opposition tsy misy nefa koa ra8 tsy alehany,tsy maintsy ho lany ihany ra8 @ 2012 e,mividy aire force one ngezangeza indray e
:* :* :*
22. Ravalomarc
(
20/02/2009 18:08)
Milamina hianareo ato amin'ny forum fa zay tiambahoaka de lany foana ééeee , aza tohanana aho fa voatohana hoazy eo oao éééee ,,
23. andrywui
(
20/02/2009 19:15)
makà prezida a !!! makà ianao fa efa natao ho anreo mihitsy ane io harempirenena io e !!! aza misalasala de mba jereo reo akama ato amin forum ato foladratsanna isanandro manohana ano reo sao de dakana ndray refa lasa ianao e!
24. xxx
(
20/02/2009 19:35)
Ravalomarc:
Aza manendrikendrika olona ianao ry xxx 18 fa tsy fotokevitro zany ,fa afaka tsy manao Tim koa ianao raha izany no toetsainao satria fantatrao tsara fa mpivavaka be aho na de be vinany aza ,ka tsara aminao ny tsy manohana ahy intsony fa maharikoriko ahy ianao ééeeee
Ka efa nalaina sary anie ianao teo ampototry ny pc sy portable fa tsy hitanao akory é !efa hitan-dry zareo daôly ny endrikao sy ny kasiketinao iny .
:lol: :lol:
25. andrywui
(
20/02/2009 20:45)
xxx23 aza mapme letsy elah fa tsss !! tsy ny hisakanana ny tgv rahapitso tsy haka ny ministera atao fa tsss !!!! zahay zao efa niomana tsara mihitsy fa tsy hanaonao foana tsony fa mahakamo be le mitsefotra lava otranle teo reny !! sady misy mamadika angamba ao fa ministera efa azo ve de nivern ndray fa misy tsy mazava ao !!! refa azo alou io ministera io de miomana i Noue sy Mirana sy Yuka sy Tsinjo sy Penguin sy ngohia sy molota e !! fa ataoko tsy te hierika forum herinandro nareo reo fa de milaza aho zay !! fa mafy ra mafy zay nanaovanareo ahy tanikeo maraina zay !! tonga hatramin'ny nanaovanle penguin aho oe tapaka lalandrà ony aho !! tena efa sangy mihoatra ny loha mitsy ny anlah ry penguin fa matoria tsara aloh fa mahamay elh rapitso
