VIVA LA REVOLUCIONE
1. xxx
(
20/02/2009 11:37)
Rehefa tsy mety ny atao tsy maintsy mitsangana miteny satria samy nosoran-dreniny menaka fa tsy very fanahy akory.
Tsy maintsy takiana ny zo rehefa misy manao ampihi-mamba ary izany dia atao ho an'ny taranaka fara-mandimby satria tia tanindrazana sy tia zanaka fa tsy tia tena.
Ny tolona tsy maintsy mandresy
Manodiava an'izay nanafak'ain'ny malagasy.

novalian'i AndryRajoel ny 20/02/2009 14:07
2. xxx
(
20/02/2009 11:42)
aza entimpo dangitra ohatran'io moa ra xxx1 an,milaza hoavy ao indry tgv dem1 dia avy eo manjavona manao magie noir :-D :-D :-D olona mitana ny parole anie iny e :-D :-D :-D ho lasa president tsy ho ela :* :* :* :*
3. Noue
(
20/02/2009 12:03)
ka faux cul tsinona anie izy eee ! manosika ny olona fa lery miala pà mitsaoka foana eee ! zany ny aina ka te hanao eo ee !!!
4. AndryRajoel
(
20/02/2009 14:07)
Tompokolahy sy Tompokovavy; efa izaho mihitsy no hitari-tolona rahampitso ka direction eny Iavoloha avy hatrany..... Mankasitraka tompokolahy sy tompokovavy. Eny @ 13mai ny Fotoana :D :D ;-)