Troupes de maintien de la paix Frantsay hantsoina ry donto a
1. penguin
(
20/02/2009 11:41)
Efa mitomany any Frantsa ihany ka ny Troupes de maintien de la paix Frantsay hantsoina ry donto a. Hanontanio azy ny dikan'izany Zone Rouge izany.
novalian'i xxx ny 20/02/2009 14:30
2. xxx
(
20/02/2009 11:43)
penguin antsoiko eo andry wui fa ataovy eo ihany no manompa olona :-D :-D :-D
4. penguin
(
20/02/2009 11:46)
Zone orange io dia azo hidirana hoy ny TGVendrana. Any manontany mavo, mena, loaranjy.
5. xxx
(
20/02/2009 11:51)
miseho milay ato ko i penguin nef ref ataon andrywui malak ts mipoitr eo fa milentik any ,iny iany no ts zakanao ref tong eo e
7. xxx
(
20/02/2009 11:56)
miseho milay ato ko i penguin nef ref ataon andrywui malak ts mipoitr eo fa milentik any ,iny iany no ts zakanao ref tong eo e
ha ha ha :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
ha ha ha :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
8. Noue
(
20/02/2009 12:02)
eisyyy aaa oeee !! na ny olona mpanaraka an'tgvendrana aza efa leo ! tofoka ! boboka ! ka inona indray no handrasany eee ? hiantso an'iza indray zao ???
9. Mirananirina
(
20/02/2009 12:15)
Izaho mihitsy no anisany voalohany amin'io.Tokony hiova kely ny fiainana ,ilazana ny filoha sy ireo miaraka aminy amin'ny tsy mety sy tokony hovana,fa tsy toa ny nataony tgv,mangalatra fanjakana hitady toerana.
Inona no vokany :olona maro maty,mitombo indray ny 4 mi,simba ny kely ananana
Inona no vokany :olona maro maty,mitombo indray ny 4 mi,simba ny kely ananana
10. xxx
(
20/02/2009 14:30)
Le mpanohana ao Frantsa ireo koa toa tsy fantatra intsony ny tohanany. Tam-volohany de nihetsika sy namory Malagasy tao Frantsa de natao hoe mihetseha ianareo ao Dago fa manohana izahay. Nihetsika izahay taty Dago nefa toa tsy hita izay fanohanany.
Nolazaina teo @ 13 mai hoe hisy olona avy any ivelany ho tonga atao ministra teteza-mita, nefa tsisy nipoitra ry lay vendrana isany.
Fa hanohana an'iza ireo??????????????????????????
Nolazaina teo @ 13 mai hoe hisy olona avy any ivelany ho tonga atao ministra teteza-mita, nefa tsisy nipoitra ry lay vendrana isany.
Fa hanohana an'iza ireo??????????????????????????
