site gasy
![](https://avatar.serasera.org/4c5589f99fcd82f387bb94d9df05fef6.jpg)
1. diamondra27
(
20/02/2009 18:58)
mba nandehandeha de nahita an'ity ndray e
toa misy video maro ihany ato
http://www.video-forum-madagascar.com/users/fanja
toa misy video maro ihany ato
http://www.video-forum-madagascar.com/users/fanja
novalian'i sarobidy ny 10/04/2009 13:31
![](https://avatar.serasera.org/4c5589f99fcd82f387bb94d9df05fef6.jpg)
2. diamondra27
(
20/02/2009 19:30)
site hafa ndray ty an
ary ohatry ny nahita an'i sipagasy za kle hihihi
saotra ny gasy nandray anjara e
http://www.youtube.com/watch?v=VMneFqm5g3o
ary ohatry ny nahita an'i sipagasy za kle hihihi
saotra ny gasy nandray anjara e
http://www.youtube.com/watch?v=VMneFqm5g3o
![](https://avatar.serasera.org/4d119b2385ef725f2c8225ca0ed30c7d.jpg)
4. soanja
(
22/02/2009 13:06)
Tena mahafinaritra tokoa iny hetsika nanampiana an'i Zaza Kamba iny. Misaotra indrindra anareo.
Sipagasy> Tohizo hatramin'ny farany ny asa fa tena mahavelombolo tokoa ny fitiavanareo an'i Mada.
Dia misaotra betsaka an'i Diamondra koa nizara ilay site teto.
Sipagasy> Tohizo hatramin'ny farany ny asa fa tena mahavelombolo tokoa ny fitiavanareo an'i Mada.
Dia misaotra betsaka an'i Diamondra koa nizara ilay site teto.