Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Noue ( 21/02/2009 10:04)
Menace aloha fa tsy natao ny LONGUE MARCHE
[b]« Si vous ne prenez aucune décision avant minuit, nous en déciderons nous même avec les éléments des forces de l’ordre qui sont avec nous (…) je m’en lave les mains si vous ne prenez au... tohiny
bozyboleta ( 21/02/2009 09:35)
Hihaona ny Filohampirenena sy andry rajoelina
izao atoandro izao araka ny fanasan'ny FFKM. Nilaza fa hamonjy io fihaonana io i tgv ary mampanantena kobakambava sahady ho an'ny mpanaradia azy tgv fa handresy ny tolona ataony. Nilaza ny tsy hihao... tohiny
novalian'i ifiona ny 21/02/2009 19:34
xxx ( 21/02/2009 09:18)
SLT LESY ANDRYWUI !PENGUIN IANY TY E! HANARAKA ANLAH LESY AH
Salut Letsy Andrywui !! iPenguin ihany lesy ty a! rehefa tena nifandinika lesy zahay sy Molota sy Noue sy tsinjo sy razouzou sy ngohia de nanakevitra oe hanaraka ny dianlah lesy zahay hanao TGV a! fa... tohiny
rabingogilabanga ( 21/02/2009 09:15)
DIABE, Hafatra ho an'ny kristianina rehetra
1)Ho an'ny MPIGERVY: Tsy tokony ho any @ zone rouge intsony ny mpigrevy, na ahoana na ahoana, biby no manoloana anareo, AZA MANKENY INTSONY 2)Ho an'ny Miaramila , TSY hiady contre ny adversaire ak... tohiny
novalian'i news2dago ny 21/02/2009 15:39
andrywui ( 21/02/2009 08:25)
nakaia andro asabotsy tato aby ndray ary reny nandra reny !!
De gaga aho fa tsary nisy hita tato aby ry lerony !! nakaia anga sa nisy innn ndray halina ?? le klitika manko no nanofy nanoroka andravalo ony itonton halina !! hi hi hi fa ny sasany nankaia sa rer... tohiny
novalian'i andrywui ny 21/02/2009 23:16
benasy ( 21/02/2009 06:28)
MATOKIA FA MARINA IZANY
Izaho manome toky anareo, ary tsy misy ahiana ny amin’izany! Fa isika vahoaka eto, mifandramatra, mila hifamono mihitsy…… Ireo roalahy ireo, mody mitarika antsika amin’izao sy izaroa ! ... tohiny
novalian'i benasy ny 23/02/2009 10:15
xxx ( 21/02/2009 06:05)
ravalo
akory daolo,impiry moa i ravalo zayno saiko nisy namely sy hanongana :!: amin'ny toerana io,misaotra,mba hisao kely hoe... tohiny
novalian'i andrywui ny 21/02/2009 08:14
denara ( 21/02/2009 05:27)
diabe...
Andeha hitsangatsangana sady hanao fety anio ry TGV, nohon'ny fahazahoana ministera 4 ka nahafahana nanome baiko 5minitra be izao ,tena fanjakana tetezaminitra tkoa ity re olona,Atao ahoana tokoa moa ... tohiny
novalian'i mololo ny 21/02/2009 08:34
klitika ( 21/02/2009 04:36)
Mbola dodo daholo nga
misy ao izao ny manonofy hoe manorokan-dRa8, na Lalao, ny sasany hoe TGV na Mialy. Dia mbola eto foana isika eh... tohiny
novalian'i xxx ny 21/02/2009 09:52
DGSE ( 21/02/2009 01:08)
directoire militaire= VICTOIRE DE LA REVOLUTION ORANGE
EFA MANOMANA FETY IZAHAY HANDRAISANA NY DIRECTOIRE MILITAIRE INONA MOA NY TANJONTSIKA AMINY ITY TOLONA ITY? NY HANALANA ILAY MPAMONO OLONA , MPIVAROTRA TANINDRAZANA ARY MPANODIKONDINA VOLAMBAHOAKA TS... tohiny
novalian'i maronibe2 ny 21/02/2009 09:32
soanja ( 21/02/2009 00:51)
Boky misy ny Code Noir sy Boky La Rue Case Negre/ film
Azafady indrindra sao mba misy mahita ireto boky ireto mora ianareo any amin'ny boky tonta any Frantsa any na any Eropa. Raha mahita dia mba hilazao aho fa mba te hividy. Tsy te hividy lafo aho izany ... tohiny
novalian'i soanja ny 23/02/2009 23:09
mathla ( 20/02/2009 20:41)
Ny praiministra ve no apetraka @toerany?
Dia ho aiza hono ilay diabe hotaritin'ny TGV? Angambany kosa hametraka ny PRAIMINISTRA amin'izay ka. Sady izany koa no tena lojika: farafakeliny ny Praiminisitra hibaiko ny minisitra no mipetraka voal... tohiny
novalian'i mathla ny 21/02/2009 09:53
zama91 ( 20/02/2009 20:25)
Daewoo inona no avantage ?
araka ny fanatra dia hoe hanofa tany 99ans eto dago ny daewoo,inona avy ireo avantagentsika gasy @ izany,... tohiny
klitika ( 20/02/2009 20:11)
Andryuwui sy Noue ireto ohatr'ireny mpivady miady ireny
Tena kozy eh Saingy m'lay ihany izany, fa mitombo ny safosafo amin'ny alina am'zay. Tandremo kosa anefa sao mifampisinton-damba ao an... tohiny
Noue ( 20/02/2009 20:09)
Fotoam-pivavahana
dia hisy fotoam-pivavahana lehibe ho an'firenena rahampitso eee ! [b]fotoam-pivavahana ho an'ny MADAGASIKARA io [/b] ka mba handeha hivavaka ve ny tvgistes eee ??? :^) :^) :^) :^) :^) ... tohiny
novalian'i xxx ny 21/02/2009 09:21
narivony ( 20/02/2009 19:55)
fankahalana frantsay any Madagascar
Ahoana ity fankahalana frantsay any Madagascar amin'izao ity? indrindra ho antsika diaspora mipetraka aty europe. Tena loza ity, ny ato am-piasananay izao efa manomboka manipy fitenena hoe : "Ianareo ... tohiny
mosabe ( 20/02/2009 19:23)
Madagasikara Goadelopy
Misaotra an'i Topmada i-TELE Ny tenako izany no mba nampahalala an'iArretsurimage.net t@ ity resak'eh ity http://www.arretsurimages.net/vite.php?id=3383... tohiny
novalian'i ndenn ny 20/02/2009 22:18
klitika ( 20/02/2009 19:21)
Ny mandreraka amin'ity sehatra fivavahana sy finoana ity
Dia misy efa vita lasitra, ka raha vao tsy nivoaka tamin'io lasitra io ianao dia diso izay. Ny hafa indray efa mandrakitra "Formule" raikitra araka izay lasitra nidirany ka rehefa tsy io na tsy mah... tohiny
novalian'i coopsal ny 06/03/2009 14:47
xxx ( 20/02/2009 19:18)
Kidoropamba
AVOAY KIDOROPAMBA E. Sa mbola manao andrimasompokonolona eny Anosy lery? Tsaroako izy nilaza we hanao mpiambina fonja iny. Ngamba manao gardien ministera fa tsisy saosy tsony. KIDORO MIVOAHA WA E... tohiny
novalian'i Optik ny 20/02/2009 23:01
andrywui ( 20/02/2009 19:12)
Jereo ny fahendren'ny vahoaka TGV tamle naka ministera ane e
Tena mbola tsy nahita vahoaka hendry otrnle tamn naka ministera iny aho na de nitsefotra aza iny !! fade nipetraka tsara ! tsy nila tenenina fa vahoaka hendry eh ! tena TGV marina no azo efa vonon'an... tohiny
novalian'i andrywui ny 21/02/2009 07:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.8583